ho avy aty STRASBOURG hono le8

1. bazylou ( 11/11/2008 00:04)
hisolelaka sy hangataka ranony amin'ny eropeana, hampitombona ny trosan'ny gasy !!! :-D :-D :-D tsy misy atao marina le io ka mandany kerosene maketsy sy makeroa hangathana.... ny eo an toeran aza tsyhita izay naoavana azy dia manala baraka aty hisolelaka...!!!! diiiinn pauvre prezdagasy :-D :-D
répondu par penguin le 13/11/2008 15:02
2. xxx ( 11/11/2008 00:15)
:? :( :?
3. ravatorano ( 11/11/2008 04:52)
rabazy < tsy lery angamba no pauvre fa ny vahoaka mihitsy izy aloha izany no eo dia izay no fantany fa mety amin'ny maha mpitondra fanjakana azy , dia ho hita eo indray izay ho avy eo satria raha ny fahitako azy dia sarotra ho an'ny vahoaka ny hanala azy eo raha tsy amin'ny alalan'ny fifidianana ihany !
4. nikah ( 11/11/2008 07:49)
ka nidibingo ihany reto vahoaka nifidy azy ko!Manararaotra izy fa efa fantany fa tsy ho lany itsony izy @ fifidianana manaraka ko!Tsy aleony aloha mandeha mitsangatsangana mijery tany.Olona tsy misy ilana azy ,tsy misy hainy afatsy ny hangalatra ny haren'ny sasany.Aiza zao toa miha mahantra foana ty vahoaka malagasy .
Tsy manandrariny @ gasy itsony izy ry bazylou de aleony misolelaka @ eropeana in-1 a!
5. nikah ( 11/11/2008 07:51)
Bazylou!Angony ny atody dia torahy ny atody raha mitapitapy mandeha any :twisted: :twisted: :twisted: :-D :-D :-D
6. ravatorano ( 11/11/2008 09:32)
:-D :-D :-D
7. tsimati ( 12/11/2008 07:36)
Mba andramo kely hoe ty toraka atody raha mahavita. Dia ianareo ve no voahaja sy mahazo gazety noho izy hatramin'ny naha tany anareo ? Lazao koa fa hiseho sahalan'i Obama ao zamerika i Bazylou ao amin'io toerana io. Vasokabe ve ????
8. kidoropamba ( 12/11/2008 15:21)
Hoanareo any ivelany any: Mba hiantsoy ireny kaofyboay mpandoro fiara any @ baNliE ireny ange manaitra ity metisy sinoa gasy mirevy raopilanina vaovao lasa any sitirasibOry io e. Raha mba misy andry zareo "avaratra" ireny na koa ireny "mamadOu, keita sy youssouf... ireny mba hikirakira ny filohantsika any sitirasibOry.
Raha mba tany mantsy aho dia efa niandrasako teny ambavahady ity sinoa-gasy Ravalomanana ity ka nopehako ani'reto mofo mamy feno dibera ireny ny tarehiny. Tarta moa no fiantsona an'iny. Tokony tartE-na marina ity sinoa-gasy Ravalomanana ity marina e.

Leo ny pokona e. 8O 8O 8O
9. bazylou ( 12/11/2008 23:41)
ny ahy aloha tsy atody no atorako azy e!! tonga dia t.....
10. bazylou ( 12/11/2008 23:48)
tsy poinsa io ravatorano a, ny pokona no nametraka azy teo, ie ekena izany, donc ny pokona koa no hanala azy eo na fifidianana io na tsia!!
11. nikah ( 13/11/2008 06:52)
Iza in-1 no niteny t@ Tsimaty fa voahaja izahay noho ra8,raha izahay no voahaja dia noho ny ataonay fa tsy noho izy mihitsy .
Raha ianao ve zao no mihinana dibera dia noho ra 8.dinnnn!!!
Torahy le t.... ry bazylou aaaaa!
12. tsimati ( 13/11/2008 09:39)
Ny fahazaranareo mifampitoraka tay ary misy nahazo sy nitelina moa ve ahagaga. Saingy tsy afaka ny hanao izany fa ny tanana mihazona ny tay tsy voatoraka no afabaraka. Voa mafy. Lasa andafy vao milalao tay
13. tenagasy ( 13/11/2008 09:55)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Aoka fa matin'ny hehy aho r'i Tsimati ah!

Tapaka ny tsinaiko! Maka sary an-tsaina ity lazainao!
De manao ahoana tokoa angaha ny endrik'ilay vasoka raha izany tokoa no misy! :/
Ny tanana raikitra tsy misy hanentsemana orona! :^)

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. penguin ( 13/11/2008 15:02)
Io no mahatonga le faharariana saina ra-tenagasy ééé. Ny maloto saika atsipy raikitra an-tanana nefa ny olona mbola manitsaka ilay faritra mena falehan'ny manamboninahitra. Hany hery entina mody ty t... saika atoraka hany ka aty amin'ny serasera sisa mamokovoko. Varibe dia mody hoe atody, salady ééé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516