pretra boxera
1. fijo
(
10/11/2008 22:16)
tamin'ny canal + androany,nisy vaovao avy any jerosalema,dia nilahatra ny pretra ortodoxa,di anifanena tamina pretra (kristianina )ihany koa fa hafa.de asa izay nanjoa tao,fa totohondry be mihintsy no niafarany,ny polisy israelianina no nanasaraka andry zalahy teo.mijere zapping amin'ny alahady izay te ahita fa tena combaka be manadala an.misy ankikapoka le labozia fandrehitra iny.
hoy aho hoe,hay efa manao trenema hiady amin'ny shaolin ry zalahy ireto kle.
henatra,izay no azo hilazana azy,satria misy resak atsy nifandeferana tao fa mino aho.
hoy aho hoe,hay efa manao trenema hiady amin'ny shaolin ry zalahy ireto kle.
henatra,izay no azo hilazana azy,satria misy resak atsy nifandeferana tao fa mino aho.
répondu par fijo le 26/11/2008 22:22
3. ikaretsaka
(
10/11/2008 23:09)
nny oethodokksa sy ny fiangonan atantsinanan de edfa ela no ni boksa momba an'io saint sepilkra io
5. fijo
(
11/11/2008 22:07)
haingana ialahy rakapy amin'ny voanjo sy popcorn fa vita ihany ny film le
6. ikaretsaka
(
11/11/2008 22:22)
io nge misy boksa foana e.. vo jerosalema no resaka ...
raja atao sepilkira koa zao ny ery antanikatsaka fa natao sorona teo ny zanak'i maiol de hiady ny pokalipsa sy ze sekta te hiangona eo sy ny ajesaia!
zany foagna io
raja atao sepilkira koa zao ny ery antanikatsaka fa natao sorona teo ny zanak'i maiol de hiady ny pokalipsa sy ze sekta te hiangona eo sy ny ajesaia!
zany foagna io
7. fijo
(
11/11/2008 22:28)
taoko ity efa manomboka izany izao ao mada.
io letsy tsotra an,i jesoa dia voalaza fa nahavita zavatra maro.
oh:namadika ny rano ho lasa divay.Io izao le toetra narahan'ny krispijo.fa ny azy plus kely de lasa divay.
oh:lery dia namadika trondro 5 sy mofo 3 moa izy izay hamahanana ny pokona vrak,dia izay izao io arahandr'i pedro sy soeur emmanuelle;
oh:lery dia nandrava tsena tao,ambohitra,io no arahndry zalahy mpikombaka ireo.
samy mba misy toetra tiatiana sy araha kely eny e

8. rakapy
(
11/11/2008 22:36)
Fa i lery kosa tsy nanao pedophile e??? sa nanao koa i lery???? :-D :-D :-D :-D
10. ikaretsaka
(
11/11/2008 22:40)
nen'i lery koa toa tsy nisy hoe ny teboka sy ny farango sosona @ kozin'i lery ihany no averina amin'ny mpivavaka 2000 taona aty afara an
12. LazaDaddy
(
12/11/2008 03:13)
fijo:fijo ah! hoy ilay pretra namako izay rehefa miakatra ny toakany hoe "izaho koa anie bandy e!"
pretra boxera
13. ikaretsaka
(
12/11/2008 04:16)
ka ho sipa indray ary ve mompera? nareo ho'a tss
dia tadidio koa fa tsy heo rehefa pretra ka any jerosalema dia hoe mitovy @ le mompera hitantsika eny @ katedralin' andohalo izay
dia tadidio koa fa tsy heo rehefa pretra ka any jerosalema dia hoe mitovy @ le mompera hitantsika eny @ katedralin' andohalo izay
14. fijo
(
12/11/2008 23:26)
milay koa le hoe "za koa anie bandy e" fa nisy bandy rapasy akama izaykoa mpiaraka taminay tany mada,lery io tsy tia mikasika toaka mihintsy.
de niaraka nifety taminaylery,de isaky ny mitsangana mivoak alery,na mandihy ,dia asianay toaka ny coca sotroiny.
de gaga ihany lery ny farany hoe,ary toa tsy mety lanymihintsy ity cocahako ity,de le sipa izay no namaly hoe"ka ampiako foana isaky n mitsangana ianao ka"de lery teo tsy naninona.fa efa alina be,nitsangana takaka de tafapetraka;
de clown be,fa hozy,mamo ngamba aho kle.
de nirediredy amin'izay lery ary dia niteny an'io hoe"bandy koa ny aty ka"izay revy eo zakako.hihii

15. ikaretsaka
(
12/11/2008 23:37)
ary ry zalahy rehefa mamo ..indrindra ireny mody bonaika be ireny dia ny "za kao bandy" foana no alefany aloha an :-P
izay le hoe aleoko ihany miaraka @ dry SJ ..ireny bandy foana na mamo na tsy mamo :wink:
izay le hoe aleoko ihany miaraka @ dry SJ ..ireny bandy foana na mamo na tsy mamo :wink:
16. fijo
(
12/11/2008 23:42)
tamin'izany moa tsy nanana camera,fa rah atsy izay efa nivoaka "dailymotion" lery izay.sady misy an'izany te handihy lava izany.de ampianay foan ale toaka ao anaty vera
17. ikaretsaka
(
13/11/2008 23:44)
za letsy ra fijo de tsy tia loatra io "toetra amboarina" io
hoe satria ialahy izoa de tsy manao an izao de lasa amboarina le izy nohon'ny tahotra ilay fiaraha monina kanjo rehefa avy eo nefa miseho aby ny nafenina rehefa tratran'ny zavatra ohatran'izany...mainka oainina!
aleoko tonga de hoe zao aho de le resahan'ny mpiara monina hoe ary ra anona ange ka zao e....nefa iny be hanihany sy niara nanao baolina sns taminay iny e
noho izay le voafosa be avieo hoe ranona mba anarany no zao kay tena tsss.. mandevin-t an-tsalaka fotriny tsss
@ le voalohany aho tsy misy image arovana sady mandry konsiansa kokoa hoe ..za znay mihitsy e!

18. naughtyboy
(
14/11/2008 18:37)
o ry zalah ty misy le pretra boksera Don massimiliano tedavinareo manao fifaninana matihanina anohanany fitaizana zaza kamboty any Congo @ le gera sivily any zaohttp://fr.youtube.com/watch?v=wauO79ptK3Q..
19. naughtyboy
(
14/11/2008 18:40)
http://fr.youtube.com/watch?v=wauO79ptK3Qaza itako ka tsy isokatra ndray
20. naughtyboy
(
14/11/2008 18:46)
mila fampina kely ngambany anitsy an'io fa tsy misokatra , io pretra io de sady mampanao lamesa sy mitana ny maha pretra katolika feno azy ary mikotrana boxe sy manao match eny ambony ringa ko anohanana fanampiana reo zaza tsy manatsiny ao Congo, karazana modely tsara lery amiko satria mahay mampiasa ny talentany arabatana sy arapanahy ..