pretra boxera

21. ikaretsaka ( 14/11/2008 19:07)
Malaza kao io Don massimiliano io ka
izay anie le ilazako foana hoe mifanjohy foanha ny ara batana sy ara-panahy e
22. cutie ( 14/11/2008 19:46)
mahita hatsikana mitsy za ato mamaky anareo :-D :-D :-D :-D
23. ikaretsaka ( 14/11/2008 19:56)
oadray..any canada any koa misy mompera manao hockey..dia misy mompera manao rugby koa any australie.


aza adino fa ao Frantsa ao koa misy ny


Notre-Dame-du-Rugby est une chapelle située dans la commune de Larrivière-Saint-Savin dans les Landes. Construite en 1861 sur l’emplacement d’un ancien oratoire romain, cette chapelle partiellement détruite doit à l’abbé Devert son nouveau destin.

Notre-Dame-du-Rugby est l'œuvre de l’abbé Michel Devert, qui s'est beaucoup occupé de jeunes et de rugby. Il a l'idée de défricher cette chapelle en ruine, située à la sortie de Grenade-sur-l'Adour et de la retaper pour en faire un sanctuaire et un lieu de prière lié à l'univers du rugby

24. cutie ( 14/11/2008 20:02)
de any dago ndray misy mompera mamonjy bal :-D :-D :-D :-D
25. ikaretsaka ( 14/11/2008 20:35)
cutie:

de any dago ndray misy mompera mamonjy bal :-D :-D :-D :-D


nga hono tsy mahazo mamonjy bal ry zareo?

izay ilay toe tsaina tsy mamely ange e..le hoe ministra aho na manam-pahefana zao sy zao aho dia tsy miharo aman'olona intsony dia avy eo tsy mahita akory ny zava mitranga any @ vahoaka feheziny any dia eo @ zay le lasa finoana misavoana!
26. cutie ( 14/11/2008 20:42)
za nga niteny we tsy mahazo ???
za aza mba manampy an'i pretra boxera ery ambony :-D
27. fijo ( 14/11/2008 22:34)
hihii za aza pretra miserasera ko,sady tia sakakely
28. cutie ( 15/11/2008 16:35)
pretra virja ve :-D :-D :-D :-D :-D
29. fijo ( 15/11/2008 22:10)
ie,saka no mba tiako lalaovina
30. cutie ( 22/11/2008 03:26)
io saka @ sary io v e :-D
31. fijo ( 26/11/2008 22:22)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0733