mitady chanteur-chanteuse

1. Iarindrano ( 10/11/2008 17:31)
Salama daholo, mba mitady ankizy izay mazoto ny mba te hihirahira izahy, izany hoe ny pitendry zava-maneno efa misy , fa tsy ampy mpihira zany demba miandry antsika izay mazoto, mandefasa hafatra.
répondu par sarobidy le 19/11/2008 06:20
2. Noue ( 10/11/2008 17:58)
dia mba aiza hono io eeee ???
3. caprio ( 10/11/2008 18:04)
mba mila fantatra marina we aiza ilay izy
4. thytijol ( 11/11/2008 11:05)
dia amin'ilay niveau efa professionel reny ve? d aiza marina? zay manko zao tafiditra ao amin'ilay manam-peo ihany saingy le fahazarana mihira no mbola tsy ampy :?:
5. Papoose ( 11/11/2008 19:54)
mandefasa hafatra ary hijerena hoe aiza dia occasion in avy le hihirana e!
6. sarobidy ( 19/11/2008 06:20)
Raha evangelik ka aty am misy ah dé mety hety amko fa sinon, dsl, amzay fotoana izay, tsy mila karama ny tenanay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5442