aminareo...

1. kelly13 ( 09/11/2008 18:51)
... inona no atao oe "passion" d inona no atao oe "amour"?

nisy oul zay mantsy niaraka tamiko, efa ela le tatara a, sao d misy mitapitapy eo :°) d nanotaniko izy oe fa inn no itiavanao ahy? d ozizy oe ny fiarahako taminao d "passion", d lasa ny saiko oe inn zany passion zany aza! mmhhhhh, mdrrr
répondu par kotobekibo le 02/12/2008 18:52
2. ssendra ( 09/11/2008 19:05)
Ny passion sy ny amour vrai aloha tsy mitovy e!
raha niaraka aminao par amour izy dia tena fitiavana pure izany no niarahany taminao fa raha passion dia karazana ohtran'ny hoe rendrarendra fotsiny sa?????
3. sakaizakely ( 09/11/2008 21:58)
ra za klou no anontaniana de lavabe ny valinteny de aleoko tsy mamaly fa tsy haiko mamintina azy :-D :-D :-D :-D
4. rakaroka ( 09/11/2008 22:27)
Ny tiany holazaina am hoe "passion" dia efa mirona "tanteraka" @ iny zavatra iny ny anjerimanontolony. Tsy hoe tia fe tia izany fa efa "BAAAAAAABO
TANTERAKA!". Dia tahaka ny tsy tompon'ny tenany intsony izy fa toa entin-javatra izany fotsiny "sarihan'ilay mi-passionne azy.
Asa aloha fa toa izay angaha no fahazoako azy!
5. lovelyri ( 10/11/2008 06:12)
amiko alou ny "passion" c'est plus for que l"amour", passion izy zavt efa tinao tanteraka mits tsy misy afaka manala le izy ao aminao fa efa efa ao e oh: "passionné de foot..." hihihihih donc zany a .. zay eee :-D
6. kelly13 ( 10/11/2008 09:15)
lol, hay va re e, tena babo t@ko zany izy, ountsôôô! tsy hahita sahala @ tsony aho! cas où mandalo izy eto d :wink: ah là là, sarotra ny miaina ka!

ô ry sakaizakely a, alefaso oe zany lava b zany fa promis, vakiko h@ farany
7. vale ( 10/11/2008 12:29)
passioné taminjy izy .. amour avec passion izany tena hummmmmmm.. lasa passion le izy, ts haiko ny manazàva azy fa plus que l'amour e.
8. sakaizakely ( 10/11/2008 15:27)
kelly> tamy ary ah hihi

raha raisiko am vq-ko ny passion de miraparapa be tsy hay tohaina tsy mitsinjo ny manodidina sy ny hoavy fa de le oul ihany no ao antsaina. antsirambina sy alasafay daholo na ny asa na ny zavatra tokony atao rehetra fa dia ny ahitana azy fotsiny no objectif. Iny na mankarary iny, na misy obstacles, na mandratra fon'oul, na iza mijaly am le izy de tsy misy saina mi raisonne mihitsy fa le fitiavana miboiboika be tsy hay tohaina tsy mirarà ny ankoatran'ilay olontiana. Fitiavana anjambany no azoko ilazana azy

fa matetika tsy maharitra ny passion satria miredareda be amboalohany de vetivety de lany ny carburant de maty oazy satria la raison finit tjs par avoir raison de la déraison :lol:

soit tsy mifankatia intsony, soit lasa amour ilay passion be teo
amiko le amour dia fitiavana tsy mitady tambiny, fa misy fitsinjovana be ilay oul ntiana, manao ze hampety ny fiarahana, mitsinjo ny ho avy, manorina base anorenana fianakaviana ohatra. Tadiavina sy atao daholo izay hahafinaritra ilay oul iray, tout en réflechissant ny pourquoi du comment, tsy hanimba ilay oul, tsy hanimba ny fiarahana, tsinjovina ny asa hananana vie stable. Tsy manadino ilay aspect séduction an, fa somary kalm kokoa ilay iray. Mahery vaika koa ny amour sady maharitra kokoa, ohatra fotsiny ny fitiavan'ny reny, un amour désintéressé, na tsy ahazahoana valiny aza le fitiavana de mitia ihany, na mijaly aza de mitia ihany.

Ny passion mitady ny ahitana sy ny hiconsommer-na le oul foana de te ho afapo foana, peu importe le moyen, atao daholo zao rehetra izao, na "manaradalana" na tsia. Ndrai² rehefa azo ilay objet de la passion de mihena ilay fitiavana. Satria toa ilay fisian'ny obstacles no vao maika mampisisika :°)

Mahafapo ve ny valinteniko madama ? de firy ny naotiko ary ? (mba niezaka ihany aho namintina ;-) :-D :-D :-D :-D
9. Veloo ( 10/11/2008 18:33)
nisy oul zay mantsy niaraka tamiko, efa ela le tatara a,
:-w :-w :-w :-w :-w hummmm!!!!

hihihihih
10. kelly13 ( 10/11/2008 20:07)
sakaizakely>hum, voafehandry kosa le izy ka, lolllllllllllll, tena ireo nolazaindry ireo dol mantsy no nitranga, a part ny oe refa miresaka izahay sy le oul d izy mbola hita sy re fa mbola tia b anahako! nivadika amour ngamba ilay passion-ny aveo! fa zany tkou nge retsy d tsy te halala na inona na inona mihintsiny izy t@ zany fa na ho any na tsy ho any d @ 7h du matin izy tonga maka ahy ary @ kilometatra je ne c pas ary nefa nipetraka tao vitry, hihihihi! lalina oa ny fiainana hihihi

veloo>kisss b njy! tonga d arak'indry le oul tiko tenenina, hahahahahaha
11. rakaroka ( 10/11/2008 20:49)
Hevitra "ifanakalozana moa izy ity.
Ny "passion" indray dia "raiki-tapisaka @ lay olona no fihevitro azy fa tsy hoe "mandalo ftsn"? Sahala amin'ny hoe misy "zavatra manodoka azy. Ary fihevitro aza "maharitra kokoa ny "passion" matetika noho ny "amour".
12. fijo ( 10/11/2008 22:06)
ry kelly koa anie ef anomena izay tampony tamin'ny fitiavana kay fa tsynahay nitana e,izay le sipa wa
13. kelly13 ( 11/11/2008 19:15)
i fijo kou an
14. tslem ( 11/11/2008 19:31)
:-D :-D :-D mimémé fotsiny ah fa tsy mahita avaly, mba manao sonia !
15. ikaretsaka ( 11/11/2008 19:50)
fijo> zay le sipa eeee :-D
16. fijo ( 12/11/2008 22:40)
izay mihintsy,tsy diso mihintsy anie nanao io fitenenana io e.
dinio anie ,sipa"kely"nomena fitiavana mangotraka BE"nefa dia heeeee ,nahodiny ihany ny lohany.
17. sitlo ( 13/11/2008 08:49)
Izaho koa mahalala fa kamo hanazava. Vokatry ny "passion" sa "amour" ny "coup de foudre"? Raha voavalinao dia hainao izany ny manavaka azy.

Ny "passion" endo dia ny "amour" exo.
18. diamondra27 ( 13/11/2008 08:51)
kelly: za koa mahakobo we iza le izy , tonde kopy ndry a
omena indice: mahay be le ol

sakaizakely: humm tena pro mihintsy an, bravo

eto zany no misafidy e we
je t'aime:
pas du tout
un peu
beaucoup
passionement
a l'infini
:-D :-D :-D
19. tywa68 ( 13/11/2008 09:21)
ô ry Kelly a ! laozanjy mieritreritra ny lasa an ! tonga @lay fitenenana hoe misy foana ny tavela :-D :-D
20. kelly13 ( 13/11/2008 11:31)
tsy mety tsinn kou!

diamondra27>hum, iza ndray zany oul mahay b zany? mdrrr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0443