aminareo...
22. kotobekibo
(
14/11/2008 23:34)
kelly13 > efa voavalindry zareo angamba satria tahaka an'ireo koa amiko ilay izy . Fa marina ny tenin'i tywa68 hoe misy foana izay tavela , raha ny marina d ny pejy no nivadika d lasa any ambadika any ilay teo aloha fa tsy mety very akory .
fijo > raha avadika anie ilay pejy d tadidy sy tsaroana daholo ireo taloha fa saingy tsy d'actualité intsony e .
Mitohy ihany ny fihainana less . Ny akehitriny efa hafa mihitsy .
fijo > raha avadika anie ilay pejy d tadidy sy tsaroana daholo ireo taloha fa saingy tsy d'actualité intsony e .
Mitohy ihany ny fihainana less . Ny akehitriny efa hafa mihitsy .
23. kelly13
(
15/11/2008 11:16)
fijo>ra dila v hanontany za? mdr, d enao v d tsy mba mahatsiaro ny taloa tsindraindray? ra tsia ny valiny d ozy kou za oe odoié ...
kotobekibo>fa na izany aza na any ambadika le pejy, misy iverenana kely mba hahazoana lesona, :wink:
kotobekibo>fa na izany aza na any ambadika le pejy, misy iverenana kely mba hahazoana lesona, :wink:
24. kotobekibo
(
15/11/2008 13:43)
kelly13 > ny amisavisana ny lasa hono hanatsarana ny ho avy e! sady soa lavo hahay hamindra , ka tena miombo-kevitra amin-njy za .
Fa saingy ilay passé anie ka toy ny vera e! raha atambatra @ lakoly aza mety handratra bebe kokoa raha hisotroana indray . Aleo mitandrina !
Fa saingy ilay passé anie ka toy ny vera e! raha atambatra @ lakoly aza mety handratra bebe kokoa raha hisotroana indray . Aleo mitandrina !
26. Veloo
(
15/11/2008 23:47)
Keliteresa a, marina ny andry tena
mahereza aky a :-* :-* :-* :-* :-*
misy iverenana kely mba hahazoana lesona
mahereza aky a :-* :-* :-* :-* :-*
27. rariri
(
23/11/2008 03:21)
Tsy voankazo ve izany ? Sao dia garanadrely ary no tiny (ilay fruits de la passion)
ny voankazonao angamba asa aloha e! :-D :-D
ny voankazonao angamba asa aloha e! :-D :-D
28. kotobekibo
(
23/11/2008 21:21)
fijo:
ô ry kelly an,misy tsy tsaroako aza ny anarany ko
fijo > lozika kosa e! aiza no ahatadiavana ny anaran'izy ireny rehetra ireny ? mila disque dur externe vao mety angamba .
Lé mifanena @ ol eny andalana d hoe otran'ny fantatro iny ol iny fa taiza moa ? na koa lé hoe otran'ny fantatro njy , ny mason-janak'ol @ izany efa hipotsaka 8O
:-P :-P :-P
30. fijo
(
26/11/2008 20:58)
kotobekibo,ka izay,tadidiko ny tarehiny,fa ny anarany misy hadinoko.nisy teny andohalo izay,fony aho nianatra teny,itako tamin'ny za tany mada teo,de tsaroako hoe efa tao,fa tsy tsaroako le anarany.efa niresaka kely izahay vao tsaroako.de toran'ny hehy be izy
31. kotobekibo
(
02/12/2008 18:52)
Ny tena efa mpahazo ahy d tena tsy tadidiko akory ilay ol hoe efa tao v sa tsia , sa ol mpifanena na anisan'ny mpiaramiasa na niaraka nanao stazy kely ohatra .
Taty ivelany aloha tsy hoe mihambo zà fa efa nisy betsaka manko ny ahy t@ izany andro , ireny lé mora azo any @ boite de nuit ireny , d juste pour la soirée any anaty vam na any ambovo ...
Izay lé hoe manao 4X4 :-D:-D
Ny ampitso d soloina . Ahoana no ahatadiavan'elah azy , maika fa ny anarany ?
Izao kosa aloha zà tena leo boite e!