Fanaovana volamena?vilany,vazy,biriky tany ?
1. niryna
(
03/11/2008 14:29)
Ahoana no fomba fandrafesana volamena ? Ahoana no fomba fanaovana vilany tany na vazy vita amin'ny tany na porcelaine na ny fanaovana birika ?
Ny volamena ohatra no ataoko ohatra
Arakaraky ny Karats tadiavina ihany no maha pur na volamena tsara voasivana,mbola mifangaro eto aloha 10k ,14k ,18k,22k ary 24k io leiroa ,nahazo volamena tsara amin'izay aho ary araky ny karats ambony koa no maha mora vidiny azy .
Moa tsy nandalo fisedrana mahamay avokoa ireo vao afaka mahazo ny tena atao hoe volamena tokoa (pure gold) ?
Sarobidy amin'ATra koa isika rehetra ary tiany avokoa
Toa izany koa ny fanaovana vazy .
Ny mpanao vazy dia mamolavola ny vazy araka izay tiavany azy rehefa nandalo raha mbola mafana ilay volavolan-tany ampiasany Voavolavolana amin'izay itiavan'ny mpanao vazy azy tokoa ny vazy
Izay oharina amin'Atra izy no mpanao vazy ary izy no mamolavona antsika ho vazy tsara araka izay itiavany azy.
Mila mandalo fisedrana matetika vao mahazo na tonga amin'izay toetra sy toerana tian'Atra ametrahany azy isika. Tsy mora kanefa tsy misy mangidy tsy andramana
sa ahoana ?
3 Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin'ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana;
4 ary ny faharetana mahatonga fahatsaram-panahy voazaha toetra; ary ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana;
5 ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika. Romana 5
Mampianatra antsika hino an'Atra be dia be tokoa ny zavatra miantra amin'ny fiainantsika ary manova ny toetran-tsika ho mafy sy ho tsara ary vao maika aza mahatonga antsika manatona an'ilay ATra nahary antsika be be kokoa isika .Tsy mahatsampa izany ve hianao ?
Misy teny hoe theodicy na azo ambara hoe na manaratsy aza ny devoly hoe ratsy Atra ,manome teny tsy ahatonga antsika hino azy na feno fisalasalana (too much doubt) Atra dia tsara foana ary misy fanontaniana tsy misy valiny ary tsy ahitana valiny mihitsy
Iza amin'ireto isika raha mandalo fisedrana ?
ny dobera empoana dia lasa mitsonika toa lasa rano no fijery azy
sa rehefa samy hafanaina ny volavolantany dia lasa mafy be io ilay biriky na vazy na vilany tany ?
(l)niryna

répondu par niryna le 10/11/2008 02:41
2. fahamarinana
(
04/11/2008 08:30)
:arrow: ilay fanoharana amin'ny volamena no tsy azoko satria ny volamena hany kah ka be karazana ary samy manana ny tiany na amin'ny fangarony sy arakarak'ilay mpanefy azy.Dia ahoana no ahafahana manambara fa sahala amin'izay koa Andriamanitra....ohatran'ny hoe zany samihafa ny fitiavan'Andriamanitra atolony antsika :misy mifangaro,misy pure,misy tsy tena pure,sns...sns... sa zà no tsy mhazo resaka fa dia mba atolory fanazavana ++ kokoa,azafady an dia misaotra! :? (l)
3. niryna
(
05/11/2008 17:50)
fahamarinana:

mandalo fisedrana avokoa isika rehetra izay no tiako ho tenenina ka
4. ikaretsaka
(
05/11/2008 18:19)
fa izao koa...
le hoe fisedrana dia hilana fantarina koa ny tena maha fisedrana na tsy fisedrana azy fa tsy avy dia sokajiana ho izany avokoa eo indray izay tranga rehetra de ahilika any @ Jesosy sy losifera aby indray!
misy ny tranga vokatry ny sitrapo sy ny safidy...io ilay lazain'ny gasy hoe midi-kizo na mi riska!
misy ny nasesiky ny olona aminao na ankasoparana izany gafigafy fotsiny
io ilay hoe voatery fa tsy noterena

5. fahamarinana
(
06/11/2008 05:58)
:arrow: misaotra niryna nanazava ahy a...zà moa hainjy tara train kely foana fa mbola hiverina eo avy akeo. :) (l)
6. niryna
(
10/11/2008 02:41)
fahamarinana:
:arrow: misaotra niryna nanazava ahy a...zà moa hainjy tara train kely foana fa mbola hiverina eo avy akeo. :) (l)
tsy misy fisaorana aky a,izaho koa aza mba mizara sy mianatra eto koa ka
Misy hira izay aty amnay hoe "Change my heart oh God "
raha adika dia mitovy hoe tompo o ovay ny foko ..saingy
ny feony sy ny tonony tsy mitovy ..dia eny anelanelany eny koa misy miteny hoe "your are my Potter ,I am the clay,melt me and mold me this what I pray " izany hoe sarotra be ilay izy raha avadika ho teny gasy fa toy ny hoe izy no faninginana sy firaka ,toy ny hoe lasitra sy volavolantany ..sarotra ilay izy raha azavaina amin'ny teny gasy fa ny tena votoatiny dia
Atra no mamolavola antsika ka ny fahoriana ,ny zavatra midona ,ny zavatra misedra amin'ny fiainantsika dia mahatonga antsika ahafantatra fa tsy misaraka antsika izy no sady tsy kivy isika fa mitady azy foana,mampiasa ny tenin'Atra foana mifanaraka ny fiainantsika ka ireny rehetra ireny miaraka ny vavaka dia manampy antsika ho hanana toetra miha mendrika sy tsy matahotra na kivy firy intsony