Angataka hira
1. pota974
(
03/11/2008 05:46)
Mba misy olona ve manana an'ilay tononkiran'i Adeline misy hoe : Inona no antenainao ? :-o
répondu par Lejoba le 19/11/2008 15:58
2. Noue
(
03/11/2008 05:57)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=620
3. Lejoba
(
03/11/2008 12:12)
Salama ô
Tena mbola mila adika ilay "inona ny antenainao" fa raha tsy andry dia io "en qui" io ny dikany teny frantsay.
Raha tena mpankafy ianao dia http://www.dailymotion.com/playlist/xpely_Jaondranto_adeline-les-adeline
Mijere finaritra eh :-* :-* :-*

4. Lejoba
(
19/11/2008 15:58)
Inty ary ilay hira Pota974 ah
Dia ankafizo ao eh. Kanto eh
Ny voninahitra rehetra dia ho an'Andriamanitra
INONA NO ANTENAINAO
Inona no antenainao amin’izao fiainana izao
Hasambarana ve, sa fiadanana koa
Mandalo miserana izany
Matetika aza ny andronao feno alahelo, hakiviana
Very hevitra ianao
Ary indro antsoinao Rafahafatesana
Ity fiainana ity, tsy hitondra fiadanana ho anao
Raha ity fiainana ity, famoizam-po no entiny ho anao
Ity fiainana ity, ahiahy sy tahotra no atolony anao
Ity fianiana ity, fahoriana no hafany ho anao
Hevitra atoroko anao amin’izao taonanao izao
Tsy mety ny fiainana raha toa ka lavitra an’Andriamanitra
Jesosy maty hamonjy anao, ary hanasitrana anao
Raha toa ekenao izao anio izao Jesosy hanafaka anao
Jesosy Kristy raiso ho anao fa fiainana Izy
Jesosy Kristy hamelombelona ny fonao
Jesosy Kristy hitondra fifaliana, fahafahana ho anao
Jesosy Kristy fiadanana be no entiny ho anao

ADELINE
:D :D :D