diso ve za

1. xxx ( 01/11/2008 05:37)
diso ve za rizareo ra mba maniry hiteradahy am olonkafa satria ny vadiko tsy te hiteraka intsony fa ampy azy hono ny vavy tokana,mba mila hevitra serieux an,te hiteradahy za fa otran tsy zakan saiko ny mieritreritra we ho viravirain vinantolahy zany ny harenako fa tsy mba ny zanako lahy,tiko be alo ny zanako vavy an,fa za te hanana lahy ko
répondu par fijo le 20/11/2008 22:43
2. Noue ( 01/11/2008 06:40)
diso ve za rizareo ra mba maniry hiteradahy am olonkafa satria ny vadiko tsy te hiteraka intsony fa ampy azy hono ny vavy tokana
disooooo ! ary tena faranzay disoooo ! hitera-dahy @ olonkafa ahoana ? hanao zaza batara zany ? fitiavan-tena diso tafahoatra loatra ny anao ny fahitako azy aaaaaa ! dia mba niheritreretinao ve ny ho avin'io zazalahy io any aoriana ?????
maninona nefa raha oatra oe hajanona ny pilina dia ça existe un accident aaaaa ! inona no azon'ny vadinao lazaina eo rehefa bevohoka ianao fa dia io aloha fa bevohoka eeeeee!
mais d'ici oe hiteradahy @ olonkafa ! alors là ! nawak be an !
tsy zakan saiko ny mieritreritra we ho viravirain vinantolahy zany ny harenako fa tsy mba ny zanako lahy
tsotra anie zany eeeeee ! manaova ttsy noir sur blanc ftsn ianao milaza fa ho an'ny zanakao vavy iany ny harenanao ! atao mazava tsara anaty testament io aaaaa ! tsisy zvtr azony atao raha io no ataonao!
tiko be alo ny zanako vavy an,fa za te hanana lahy ko
et alors ? dia tena vonona mahintsiny ianao hanao an'io @ olonkafa ? dia ho mandry tsara ve ny heritreritrao hitondra an'io vohoka izay tsy avy @ vadinao io eeee?????
sao dia raisinao oatra ny fihinanana sokola na bonbon aza ity faniriana na fananan-janaka ity ? te ihinana sokola zany aho ry zareo dia ihinana aaaaaa ! :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. ni81 ( 01/11/2008 06:56)
diso ve za rizareo ra mba maniry hiteradahy am olonkafa satria ny vadiko tsy te hiteraka intsony fa ampy azy hono ny vavy tokana,mba mila hevitra serieux an,te hiteradahy za fa otran tsy zakan saiko ny mieritreritra we ho viravirain vinantolahy zany ny harenako fa tsy mba ny zanako lahy,tiko be alo ny zanako vavy an,fa za te hanana lahy ko
Tena tia tena loatra ianao raha toa izao no fomba fisainanao. Fa angaha koa dia efa fantatrao fa tsy maintsy ho lahy izay zanaka ataonao any ambadika aman'olon-kafa any? :roll: Dia avy eo koa dia lazainao fa tsy zakan'ny sainao ny mieritreritra ny harenanao ho viravirain'ny vinantolahy! :lol: :lol: Ka raha toa izany, dia aza avela handova ny zanakao fa anaovy didy miafina dieny izao, ary asaivo ampanarahana anao any am-pasana ny fananana 8O
4. Noue ( 01/11/2008 07:37)
eeeeeeeee !!!!! asa re fa ny harena ve no atao manahirana diso tafahoatra ny saina toy zay ny ho avin'ny zanaka eeeee????? aza mba tia tena oatry zao eeee :^) :^) :^) :^)

o ry ni81 aaaaa! zany manko anie eeee ! dia raha ahazo vavy kely eo inda ve dia hitady bandy hafa indray hitsapana raha lahy ???? :^) :^) :^) :^)
5. ainaheri ( 02/11/2008 08:42)
Tena diso!!!! Indray andro tsy maintsy hivoaka ny marina, d lasa fahoriana be eo @ fiainanao manontolo,na ilay fikotrehanao ilay lainga mandramaty aza mety ahafotsy volo anao manokana!! Ary raha mbola ny vavy no mivoaka d aona??
6. Noue ( 02/11/2008 13:28)
ainaheri:

Ary raha mbola ny vavy no mivoaka d aona??
zany anie oa eeeeeeeee !

7. NyZaihany ( 02/11/2008 20:16)
O ry se a, za indray lahy an, manana zanaka vavy 2, fa ny reniny tsy mety hanao lahy intsony, ka raha izany mifanojo isika zany an satria za koa te hanao lahy otranao, vonona enaou?
Saingy zao aloha, araka reo lazainy olona rehetra ireo de diso isika satria sady mamitaka le vady andefimandry tsika, no tsy mety aminle fahendrena le izy e, arapivavahana vao maika loza, fa raha tsy tianao intsony ny vadinao de hafa indray zay,
faharoa: raha araky ny lalana de higadra aminy hadalatsika sika, satria le mangalapinana io mampigadra raha manana porofo ny vadinao ka te hampiditra anao fa namitaka azy enou, le bandy niaraka taminao koa hamay, de any amponja zany ny zaza lahy na ho vavy no hateraka, de efa miandry koa ny divorce eo ampivoahana, na mandritra ny tenanao any aminy fonja, ilaina fisainana daholo ny zavatra rehetra fa raha io halapinana, sy fitiavatena io tsy hitondra atsika ho aiza fa vao maika hiteraka probleme ho anao,
ary le zanakao vavy, de hifandrafy aminy ty anadahiny avy eo, satria fantany fa noho ny harena no nanaovanao an ity lahy, mba saininao ve zany? aza ny androany ihany no jerena fa le ho avy mihintsy.
Zao koa ange e, reny ary ry Georges Bush, vavy be 2 ny zanany tsy naka vady hafa izy (ny any anelakela trano aloha tsy fantako e).
Fa na za lahy te hanao zazalahy aza, tsy te hieritreritra ny zavatra mafy hiandry ahy aoriana kely raha tena hanao an 'izany, noho izany saino tsara ihany fa matoa enaou namosaka io hevitra io eto de mila fanapiana, saingy koa efa ao anatiny sainao io fa aza manao mafy loha fa ampiasao tsara ny saina, iza moa mahita raha efa ao rakotomandimby fa ny hanao zaza sisa no tsy maha tapakevitra anaou?
De mahereza e, tandremo ny solofaka fa sao hanenenana, io vady voalohany io no tena izy fa le faharoa mety hanahirana anao raha tsy mampijaly anao izy, le faharoa indray mety sady hampirafy anao koa any aoriana any de ho mandrora mitsilany enao!
8. Noue ( 02/11/2008 20:23)
NyZaihany:

tena marina ary tsisy anampiana fa dia voalazanao mazava tsara ilay izy aaaaa !

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
9. tess ( 02/11/2008 20:48)
faharoa: raha araky ny lalana de higadra aminy hadalatsika sika, satria le mangalapinana io mampigadra raha manana porofo ny vadinao ka te hampiditra anao fa namitaka azy enou, le bandy niaraka taminao koa hamay, de any amponja zany ny zaza lahy na ho vavy no hateraka,

toa mbola tsy naheno hoe mampigadra izany aho sa lalàna vaovao any madà izany????? Eny na eto europe aza.... :roll:
10. NyZaihany ( 02/11/2008 20:59)
Ouiii, taloha raha ny vavy no tratra mangalapinana de mora foana ny manao divorce, fa raha zao no tratra ambody omby na ny lahy na ny vavy de samy mamay daholo, azo toriana tsara, zany hoe tsy mila vonoina tsony le vevavy fa azo ampidirina amponja, de otran izay koa ny lahy, de raha te hanadrana enao, de aza any dago fa sahirana any, lalana velona any zany:

hoy tess
"toa mbola tsy naheno hoe mampigadra izany aho sa lalàna vaovao any madà izany????? Eny na eto europe aza.... "
11. tess ( 02/11/2008 21:29)
ah bon! anefa firifiry ny mangala-badin'oul, ny mampirafy tratra ambody omby tsy hitako hoe gadra sa????Rehefa mitovy ihany vao mihàtra izany?????
Ny any madà zany vaovao nefa any no tena tsy tahotra tsy henantra ny fampirafesana :°)
ny eto europe koa torakizany.....
12. rakaroka ( 02/11/2008 21:29)
Le fisainana hoe tsy misy ohatran'ny lahy mihitsy anie no....tsy hitako loatra izay handraisana azy :roll: 8O 8O 8O
Ry dadanay 'zao 8 lahy dia vavy tokana fa 'gondahy be ftsn. Ny vavikely koa anie généralement "mahatsinjo kokoa ny RAR raha hainao ny nitia azy;
Sady mieritreritra aza aho hoe bien entouré kokoa ny lhl, mahay mitia ny ankohonany vavy indrindra indrindra; jereo na i Clinton, na i Bush, na i Obama; 'taoko ankohonana vavy avokoa no nahalasa lavitra an-drizareo.
'Za 'ndray dia lahikely no mba zanako, fa tsapako hoe "manana ny haniny
tsy latsadanja mihitsy ny vavikely amiko§
13. booboo ( 03/11/2008 11:20)
Tess > lalàna any M/car izany ary manan-kery any kah. raha mitory ilay voapirafy dia miara-gli izy roa mpampirafy.

Hafahafa be ilay fisainan'i xxx...aza avela handova fotsiny ny zanakao vavy dia vita. izay resaka harena tsy hanaraka any am-pasana ve no hanaovana plan machiavélique tahaka izany ? :roll:
14. fahamarinana ( 03/11/2008 11:26)
:arrow: booboo :ka ilay lalana io ve mba misy mampiasa azy ihany? Mba tsy fantatro ndray izay nefa maro ihany ny tantara henoko fa tsy dia au courant loatra angamba ny olona.Na ilay vao hiditra resaka fitsarana mihintsy dia manaraka daholo ny ao am-paosy ka aleo ajanona sahady. :( (l)
15. sakaizakely ( 03/11/2008 11:47)
nareo kosa

mety ilay zanany vavy ané no antsoiny oe harena fa tsy dia ilay fanananana loatra e, sa asa nga

atao ahoana fa rehefa desespérée ny oul misy mahavita manaonao foana tena mitapy mits indrisy

ahatsiarovako an' le vhv zay, tokantena izy nefa mba naniry mafy hiteraka, saingy nandroso ny fotoana ary izy efa akaikin'ny limite d'âge. Dia nahonena fa de nanenjika lhl etsy sy eroa, tsy nifidy na efa vadin'oul, na mbola tovony sy vao herotrerony fa dia nenjehina daholo hamandrihana azy ho rainjanaka ...

Nahonena ahy ny tantarany satria desespérée mafy izy ka vonona nanao tsinontsinona ny voninahiny ahazoany zaza. Fa tsy nandaitra ny fika nefa ny resaka mandeha, de oainn oà le madama lasa ataon'oul firesaka :cry: :cry: :cry:

ny fahitako an'i xxx1 dia mitovy cas amin'ilay noresahako io. Vonona ny hamitaka vady na hanary azy mihitsy mba hahatanteraka ny faniriany. Mino aho fa mifampi-kopy izy roa vavy

Tsy hitako omentsiny xxx1 satria sendra izay vady tia tena, ny faniriany ny azy tanteraka de ny an'ny vadiny maniry hiteraka fanindroany tsy rarahiany. Aza mba sendra lhl toy izany ihany nefa ny fibre maternelle mbola mitaintaina te hiteraka mafy
Saingy mi deconseille ihany aho satria tsy garanti fa ho lahy no ho azo avy amin'ilay nitsaingofana anelakelantrano :-P :-P :-P
16. ni81 ( 03/11/2008 12:05)
hoy sakaiza
mety ilay zanany vavy ané no antsoiny oe harena fa tsy dia ilay fanananana loatra e, sa asa nga
Tsy laviko fa kosa toy izao no nambaran'i xxx teto
te hiteradahy za fa otran tsy zakan saiko ny mieritreritra we ho viravirain vinantolahy zany ny harenako fa tsy mba ny zanako lahy,tiko be alo ny zanako vavy an,fa za te hanana lahy ko
ka maninona raha mamiravira ilay harena aza ilay vinanto? Efa mba iny no tian-janakao vavy koa
17. tess ( 03/11/2008 12:35)
booboo:

Tess > lalàna any M/car izany ary manan-kery any kah. raha mitory ilay voapirafy dia miara-gli izy roa mpampirafy.

:arrow: ka izay ilay lazaiko hoe rehefa misy mitory ihanyangamba vao manankery izany fa raha tsy misy mitory toa tsy dia olana.....
Hanky varé e!

Hafahafa be ilay fisainan'i xxx...aza avela handova fotsiny ny zanakao vavy dia vita. izay resaka harena tsy hanaraka any am-pasana ve no hanaovana plan machiavélique tahaka izany ? :roll:

:arrow: ka ilay plan io impossible be mitsy e! tsy aleo tonga de tsorina ny marina hoe te hananjanaka am lay olotiana any ivelany.... :°)
18. tess ( 03/11/2008 12:39)
13. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 03-11-2008 12:26:27
Lohateny : Re : diso ve za
booboo :ka ilay lalana io ve mba misy mampiasa azy ihany? Mba tsy fantatro ndray izay nefa maro ihany ny tantara henoko fa tsy dia au courant loatra angamba ny olona.Na ilay vao hiditra resaka fitsarana mihintsy dia manaraka daholo ny ao am-paosy ka aleo ajanona sahady.

Hay indry koa tena tsy kopy fa vera otr'ahy ihany :wink: :-D
tena izay koa alou zà vao naheno an'io, hitako nisy namana iray izay any madà ilay bandy mikaroka fatratra profo hoe nampirafy azy ilay vadiny....
De ahoana ny fandehan'ny fananana amin'izany raha nisy porofo hoe nampirafy azy ilay iraika, ilay ranamana io manana trano anakiroa sy voiture iray fa tedavin'ilay bandy dongisana daholo ny rehetra satria hono nampirafy ny vadiny anefa aza izy efa miaraka mipetraka am vehivavy hafa any am faritany any......
19. booboo ( 03/11/2008 13:41)
fahamarinana > zà indray nefa efa hatr@ mbola kely mihitsy no nahafantatra hoe misy an'io lalàna io, dia gaga kely zà hoe aty erôpa efa nofoanana io... be dia be koa angamba no olona fantatro teo @ manodidina anà tany M/car hoe nitory an'ilay vadiny sy ilay rafy vaviny ilay ramatoa fa tratran'ilay tena tompom-bady...
Ny fandehany @ antsipirahany tsy fantako fa fotsiny hoe misy ilay lalana no fantako dia izay :°)
20. Noue ( 03/11/2008 21:15)
ary tsy mba fantatro koa io aaaa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2866