diso ve za

21. ramili ( 04/11/2008 11:39)
ny toro-hevitro aminao de zao :aza manao izany mihitsy fa fijangajangana be zany.ny ahy an vavy 2 ny zanako,te anana lahy aho fa ny vadiko tsy mety ny anampiana azy 2 itsony de hajaiko ny heviny satria tiako izy .
22. ni81 ( 04/11/2008 12:00)
ny toro-hevitro aminao de zao :aza manao izany mihitsy fa fijangajangana be zany.ny ahy an vavy 2 ny zanako,te anana lahy aho fa ny vadiko tsy mety ny anampiana azy 2 itsony de hajaiko ny heviny satria tiako izy .
=D>
23. fahamarinana ( 04/11/2008 12:08)
:arrow: tess :zà retsy tsy vera fa coupe de champagne mihintsy raha ampisafidianinjy ! Ny cas-n'izany olom-pantanjy zany koa dia mampalahelo be !
booboo : tena tsary fantatro raha tsy teto, ary angamba be no tsy mahalala na ao dago aza.(l)
24. tywa68 ( 04/11/2008 15:43)
xxx : ny tsy an-tanana ihany no tadiavina ! fantaro fa tsy msy garantie ny hahazoanao lahy any ankafa, ary handrava ny fiainanareo mianakavy ny fitiavan-tena kely sy ny harembe tsy foinao.
Soa fa mbola fakàna hevitra ny anao :wink: Manangàna zazalahy miaraka @ vadinao enao d ho tsapanao ny manan-janaka hafa e :lol:
25. ikaretsaka ( 04/11/2008 16:48)
rehefa hifanarahana sy mazava tsara ny deal dia tsy diso e
26. arson ( 05/11/2008 08:26)
tena mahay manoratra ranga enao ry xxxx an! hita mitsy enao oe x
27. NyZaihany ( 05/11/2008 21:22)
Sady ampiako ihany le fampitahorana an, raha tratranareo mampirafy ny vadinareo ka vonoinareo, de afaka mitory anareo indray izy, koa tandremo ny fampiasana tanana e, enao no tokony hitory azy fa tsy izy indray no sady nangalapinana no mampiditra amponja, :°) , ilaina ihany le mahay lalana ry zareo an, fa le eny antanimora mafy fa tsy araka ny anarany!
28. ssendra ( 05/11/2008 21:25)
22. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 04-11-2008 13:08:19
Lohateny : Re : diso ve za
tess :zà retsy tsy vera fa coupe de champagne mihintsy raha ampisafidianinjy !

Hummmmm! kay ve tena luxxxx kely otrzany ndry ti e! :-D
29. fijo ( 05/11/2008 21:56)
ary rah atsy lahy ilay any ivelany de ahoana no atao????
30. xxx ( 08/11/2008 08:11)
misaotra anareo retra am torohevitra,misy hisainana,fanirina toy ny an retra ny ahy,mety misy vevavy ko ange zao any ho any maniry hiteraka fotsiny fa tsy te hanambady e,saingy tsy hiteny an zany eto izy,ny hananganjaza lahy ndray alo dia misy ohabolana we mitaiza zaza tsy nateraka maha be fotonangy,tsy aleoko tena zanako na dia any am sisiny aza a,ary tsy we tsy tiko handova ny zanako vavy fa le we ny vinantolahiko zany zao no hanjaka am fananako no tsy tiko,aleoko mba misy lahy ,ary efa noteneniko teo ange we tiko b ny zanako e,ataoko tsisy maha ory azy,miaraka amiko fona izy,amelako harembe,hiary ho azy aho,fa saingy tiko ampina lahy kely mba hisy mpandova ny anarandray,firy moa ny ol mananjanaka any am sisiny ,bdb ange zany e,tsy nisy olana mintsy,sady misy hira we fomban lela manambola mampirafy e,fa dia misaotra an retra e,nanapakevitra aho fa hiteraka any am sisiny,ataoko tsisy maha ory azy mianaka any am sisiny,mankany za isaky ny week end de lazaiko we ande hiasa,hahahahhhahhha,milay kosa an,antson fo ndray zao ty e,
31. Noue ( 08/11/2008 08:50)
mety misy vevavy ko ange zao any ho any maniry hiteraka fotsiny fa tsy te hanambady e,
ka tsy mitovy @ cas-nao io eeee ! ianao efa manambady eeeee!
firy moa ny ol mananjanaka any am sisiny ,bdb ange zany e,tsy nisy olana mintsy
firy aza eeeee???? efa manambady koa zany olona zany ?????
,nanapakevitra aho fa hiteraka any am sisiny
ny nenina hono tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa ka aleo misaina tsara alohan'hanaovan-jazavatra ary saino tsara oe inona no zavatra mety hitranga any aoriana any aaaaa ????? dia mino ve ianao fa tsyhivoaka ny marina any aoriana any ????? dia mba tena fitiavana an'ilay zanaka ve zao eeee ??????? ary ny ho aviny ???? fa nga ity fiainana ity vitan'zay harena fotsiny eeeeee ???????
32. tywa68 ( 08/11/2008 09:22)
Hoy i xxx :
nanapakevitra aho fa hiteraka any am sisiny,ataoko tsisy maha ory azy mianaka any am sisiny,mankany za isaky ny week end de lazaiko we ande hiasa,hahahahhhahhha,milay kosa an,antson fo ndray zao ty e,

Tsy ho azo vidiambola daholo ny vhv ary na miteraka aza ianao, mety tsy hiraika @nao izy any aoriana, satria hitany ny fahabangàna sy ny fitondranao an'ilay reniny sy izy zanaka !
Rehefa tsy hanangana d manaova asa soa manampy olona mafy ady, fa betsaka manodidina anao ny ho faly handray ny volabenao :°)
33. Noue ( 08/11/2008 15:50)
xxx:

,nanapakevitra aho fa hiteraka any am sisiny,ataoko tsisy maha ory azy mianaka any am sisiny,mankany za isaky ny week end de lazaiko we ande hiasa,hahahahhhahhha,milay kosa an,antson fo ndray zao ty e,
tsy voavidim-bola daholo zao rehetra zao eeeeee ! raha tena misy ny fitiavanao dia tsy hanao an'zany ianao eeeee ! fantatrao tsara fa hijaly io zanakao io raha manao an'zany ianao aaaaa ! dia izany ve no atao oe fitiavan-janaka amianao eeeeee ?


34. kotobekibo ( 17/11/2008 22:22)
xxx:

diso ve za rizareo ra mba maniry hiteradahy am olonkafa satria ny vadiko tsy te hiteraka intsony fa ampy azy hono ny vavy tokana,mba mila hevitra serieux an,te hiteradahy za fa otran tsy zakan saiko ny mieritreritra we ho viravirain vinantolahy zany ny harenako fa tsy mba ny zanako lahy,tiko be alo ny zanako vavy an,fa za te hanana lahy ko


xxx > Raha toa ka entina @ viravirain'ny vinantolahy ny hevitra dia DISO B ialahy satria tsy nahazo ilay zanaka vavy ialahy raha tsy namiravira ny zanaka vavin'ny hafa
" NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA "

Fa kosa raha mba te hanana taranaka hitondra ny anaran'ialahy no hitondrana azy , dia tsy diso ialahy ;

Mahafantatra olona 2 mitovy cas t@ ialahy za . Marina fa nahazo lahy doly izy mitsam , fa kosa : :arrow:
Ny zvmitranga , fisarahana t@ vady b dôly .

Diniho tsara , manao ahoana ny fitiavan'elah ilay vady b-n'elah , ho zakan'elah v ilay fisarahana ?
35. ikaretsaka ( 18/11/2008 05:13)
ataovy bebe in vitro kle
36. nomenaj ( 18/11/2008 13:47)
xxx:

diso ve za rizareo ra mba maniry hiteradahy am olonkafa satria ny vadiko tsy te hiteraka intsony fa ampy azy hono ny vavy tokana,mba mila hevitra serieux an,te hiteradahy za fa otran tsy zakan saiko ny mieritreritra we ho viravirain vinantolahy zany ny harenako fa tsy mba ny zanako lahy,tiko be alo ny zanako vavy an,fa za te hanana lahy ko


miarahaba ny mpanoratra enao ihnay nefa eritrereto trara aloha,,
37. kotobekibo ( 18/11/2008 22:38)
ikaretsaka:

ataovy bebe in vitro kle


mamafy eran'ny tanàna v aloha ? :-D
38. fijo ( 20/11/2008 22:43)
za koa te hiteraka amin'ny sisiny izany kle,fa manao kapoty rehefa manao ilay zaza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2957