coran

1. xxx ( 31/10/2008 14:40)
sao mba misy afaka manoro hoe ahoana ny fomba famakiana coran, atomboka aiza
Raha baiboly izao no asaina vakian'ny olona tsy mpino dia amporisihina izy hamaky ny filazantsaran'i Jaona
répondu par fijo le 15/11/2008 22:19
2. ikaretsaka ( 31/10/2008 15:11)
atomboka @ fanaovana "al Shahada" aloha angamba...

de mamaky ny Aal imram rehefa avy eo
tsy haiko fa za tsy silamo fa le gardien anay komorianina fahiny no mba nanoro :oops:
3. fijo ( 31/10/2008 20:53)
manantona mpitarika silamo e.
4. ikaretsaka ( 01/11/2008 01:27)
marina nyan'i fijo...
na manaraka ny karazana katesizy na sekoly alahadin-dry zalahy
5. xxx ( 01/11/2008 14:23)
tsy hoe hanaraka finoana silamo no tanjona fa mba te-haka fahalalana fotsiny
fijo, ika: misaotra amin'ny torohevitra
6. rabilabila ( 01/11/2008 18:58)
Ny ahy aloha novakiako dans le sens chronologique ka tsy fantatro .
Tsy misy quatrième de couv angaha ? Vazivazy izany!!!!!!

Mazava ho azy fa raha te-hitarika olona "tsy mpino " ho lasa "mpino" dia tsy Eksodosy ,na Deotoronomia ,na Josoa mihitsy aloha ni hampamakiana azy fa tonga dia mitsoaka matanjaka :wink: Any amin'ny hoe Salamo ,Jaona,Tononkira , ...............
7. ikaretsaka ( 01/11/2008 19:06)
de marketing anie izany e.. le facette milay aloha no arantirantsy
8. rabilabila ( 01/11/2008 19:24)
Ka zay koa!! f'angaha tsy izay foana ?
Koa na mikaoty sipa ary i Ika dia ilay milay foana aloha ,tena sérieux fa raha mangetotra am-pandriana i Ika tonga dia mitsoaka matanjaka ny sipa :-D :-D :-D
9. ikaretsaka ( 01/11/2008 23:39)
poika... manaoaloha izy hoe mandefa rivotra i malala an...
zay vao hoe itena mangetotra!
10. fijo ( 05/11/2008 22:07)
xxx an,tsy voatery hoe hino silamo ka;fahalalana koa izany,fa tsy olana ny manontany azy.
11. ikaretsaka ( 06/11/2008 21:05)
izay an'iu fijo izay koa marina.. za zao tsy silamo kao fa tsy mampaninona rehefa tsy haiko ny manontany azy ny hoe fa maninona ianareo no manao an'izao na izao!
ary mety izany na samy Kristianina aza... dia eo @ izay no mandeha ilay confrotation ana argument...
12. fijo ( 06/11/2008 21:50)
amiko azo atao tsara ny manontany ny tsy azo ka.fa rehefa manontany,aza avy dia mivatravatra hoe ,ary nareo maninona no mivavaka tsy misy seza ,na hoe inona no antony hiodokodinanareo loha rehefa mivavaka.
13. ikaretsaka ( 06/11/2008 23:31)
mariina kao izay.. za tany jerosalema efa tratran'io letsy ra fijo le.... le misy jiosy bedebe mivavaka dia adondonany eo ny lohany...fa za ndray no oainina rehefa avy eo hoe to za rery no tsy manao
14. fijo ( 07/11/2008 21:48)
ka izay mantsy,dinio tsar aaloha izay ataon'ny olona,de ampanarao an'izay ny fanontaniana.fa manjary to any vazaha any amintsika.tsy azony akory ny dikan'nyfamadihana,nefa avy dia manao fanontanian amiaro fanambaniana izany.
15. ikaretsaka ( 08/11/2008 04:24)
marina mihitsy: mandiniha, aza matahotra ny mamakafaka... nomena talenta ianao, ampiasao!
16. xxx ( 08/11/2008 07:22)
xxx:

sao mba misy afaka manoro hoe ahoana ny fomba famakiana coran,



Mitovy amin'ny mamaky zavatra hafa ihany io...tsy maintsy eo anoloana aloha ny coran...dia sokafana ny coran...tsy akipy ny maso rehefa mamaky an...tandremo tsy mety ny mampiasa famaky na antsy fa vakio amin'ny tanana...

xxx:

atomboka aiza


atombohy ao an-trano aloha izay vao tohizana eny an-tokontany...dia avy avy eo eny ampovoan'ny arabe...aza maika fa ataovy tsikelikely...

xxx:

Raha baiboly izao no asaina vakian'ny olona tsy mpino dia amporisihina izy hamaky ny filazantsaran'i Jaona


Ka ny tsy mpino anie mitady hanohana an'i Jaona MAc Kaina e... dia izay ilay izy...ny valin'ity aloha tsy haiko tsara fa ndao hanontaniana i Imama HUssein barack oadray Hussein mouBarak mantsy e...

17. xxx ( 08/11/2008 08:06)
fa maninona kay aloha ry zareo no miongana ireny , inona ny diakan'io
dia miankohoka foana sa mba misy mitsangana , dia adiny firy ny fotoampivavahana.
Ilay any amintsika manko toa isankariva dia misy mivavaka foana ao
18. fijo ( 10/11/2008 22:46)
ka ato ry xxx dia mpino kristianina no maro,ka aleo izay mpino silamo no hanontanianao de ahazo valiny mety ahafampo anao ianao.
19. ikaretsaka ( 10/11/2008 23:27)
xxx> ny hoe adiny firy ny fotoam-pivavahana aloha dia arakarak'ilay situation na fivavahana inona io na fivavahana inona: samihafa kosa ny halavany mazava ho azy arakarany ny maha hoe alahady fandraisana sy mariazy sy absoute s sy toko saple sy vavaka alohan'ny hikaly sy hatory sy celll ana prayer aza e! dia inoako fa tahak'izay koa ny an-jareo.

samihafa ny manao salat sy ny sanat sy ny al fatiha sy ny tashahoud

ianao angaha tsary mivavaka isan-kariva? :cry: :wink:
20. niryna ( 11/11/2008 05:48)
Miandry izay olona mahalala kosa hono e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0709