coran

21. ikaretsaka ( 11/11/2008 19:22)
nga ianao ho voatery ho silamo kosa vao hahalala izany?
22. fijo ( 11/11/2008 22:38)
ary tato anie nisy namana silamo e,izao izy ilaina dia tsa misheo
23. ikaretsaka ( 11/11/2008 22:57)
mianara ialahy dia ampianaro i niryna e :wink:
24. soanja ( 12/11/2008 00:33)
xxx:

sao mba misy afaka manoro hoe ahoana ny fomba famakiana coran, atomboka aiza
Raha baiboly izao no asaina vakian'ny olona tsy mpino dia amporisihina izy hamaky ny filazantsaran'i Jaona


Ny silamo tsy mba olon'ny boky. Amin'ny Silamo dia ny Jiosy no olon'ny boky. Zany hoe ny azy ny finoany dia miankina be dia be amin'ny fitondran-tena sy ny fahazarana hiaina amin'ny Allah isanandro, ka raha toa ka vao hanomboka hiditra ho silamo ianao dia ny fanantonana ny Imam no atao voalohany ary izy no manome toro lalana amin'ny zavatra tian'i Allah ataonao isanandro. Tsy maika aminy izay voasoratra fa ny zavadehibe dia ny fahalalanao ny tokony atao sy ny fomba fiaina sy fihevitra.

Misy kosa anefa karazana katesizy arahina ho an'ny ankizy sy izay liana dia any indray miankina amin'ny lohateny ianarana no andrasana ny Boky Coran.


25. ikaretsaka ( 12/11/2008 01:35)
hafa indray iny..
ny silamo sy ny sekta vanjo alika indrindra aza no mpanao ny hoy ny korano sy hoy ny beboly ary miady voalohany sy faharoa
fa ny maha samihafa ny andaniny @ ankilany dia ny 1 imam no manao azy heo hozy ny korano hoe......
fa ity farany indray dia izy tenany ihany no manao ayz dia mody hoe vakiantsika @ anaran'i Jesosy

26. fijo ( 12/11/2008 23:35)
za koa somary gaga,fa ny silamo no ten ampampiasa ny hoe "arak any voalaza ao amin'ny coran"ary rah amijery le fandaharana silamo isaky ny alahady maraina,dia tena tsianjery coran no tena ita ao.
27. ikaretsaka ( 13/11/2008 22:47)
ary manoatra noho ry zalahy baibolista kao ireo raha hitsimpona
28. soanja ( 14/11/2008 05:55)
Satria izay mihitsy ny fandaharana omeny mba hanomezana fahalalana anao momba ny Islam amin'ny radio na tele fa rehefa tena hiditra an'io finoana io ka tsy ankisalasala ny fidirana fa vonona dia ny torolalana arahina isanandro no imasoan'ny Imam ho an'ny ondriny.
29. cutie ( 14/11/2008 17:48)
ndraso fa za manana namana silamo de hanontaniako izy e :)
30. fijo ( 14/11/2008 22:52)
ka ny isanandro nendry zareo ,dia izay efa voasoratra ao anaty boky ihany ko
31. ikaretsaka ( 14/11/2008 23:25)
je crains les homme d'un seul livre hono e
32. fijo ( 15/11/2008 22:19)
ka rah ainy foan ave no hovakiana eo ts yhivadika koa ny loha ny farany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8695