amoureux(se)

1. Papoose ( 30/10/2008 23:38)
ahon no ahalalana hoe amoureux(se) aminao ny olona ray?
répondu par kotobekibo le 22/12/2008 14:29
2. rakaroka ( 31/10/2008 00:17)
:roll: lé rehefa "ianao" foana no saininy :roll: dia "tsy misy miditra @ lohany 'tsony ny zavatra ataony =)) =)) =)) dia rehefa resahana "à distance".
Tena tsy misy valin-teny azonao hafa tsy hoe "mila mifankahita isika!"
:-D :-D :-D Dia ity izy hitanao: hay najanony mihitsy ny asany fa hoe "marary hono izy" anefa tsy izany loatra akory :-P :-D :-D :-D =)) =)) =))
3. zary ( 31/10/2008 10:22)
fa angaha ianao mbola tsy amoureux(euse) zany mihitsy no tsy mahalala hoe oatrizao rehefa tia , ohatra enao lay amoureux(euse) ihany ka tsy misy maha samy hafa azy :roll:

4. simplex ( 31/10/2008 12:06)

refa misy zavatra banjininy mafy refa miresaka aminao izy :P
5. Papoose ( 31/10/2008 13:07)
rakaroka lolgravy ndray zany!!!hanky va re misy an'izany mody mandraiki-marary zany eee!!! :-D

zary, za efa amoureuse ka fa ny notazoniko ho ahy irery fa za tsy le mampiseho reny!

simp, zvt eny @ vatanao v??
6. diamondra27 ( 31/10/2008 14:28)
Papoose: hafa ihany akia rehefa amourezy a
mangala stylo sy taratasy de lazao refa vonna fa lavabe le laza adina
7. baugany ( 31/10/2008 17:53)
ny fijeriny sy fihetsiny de afantarana f potik le ........ :* :* :*
8. vale ( 31/10/2008 18:31)
Papoose:

ahon no ahalalana hoe amoureux(se) aminao ny olona ray?


embarrassé be izy rehefa miresaka aminao, lasalasa saina...
:-P
9. diamondra27 ( 31/10/2008 19:50)
baugany:

ny fijeriny sy fihetsiny de afantarana f potik le ........ :* :* :*

--------------------

valable koa ve io am vevavy
misy mahay manafina ny olona koa

10. fijo ( 31/10/2008 20:44)
mahita atao hiarahana amindry foana izy.ary tsy manda mihintsy izay lazaindry.
11. rakaroka ( 31/10/2008 22:03)
diamondra27:

baugany:

ny fijeriny sy fihetsiny de afantarana f potik le ........ :* :* :*

--------------------

valable koa ve io am vevavy
misy mahay manafina ny olona koa





Oay :roll: :-w :-$ Fa tena marina fa asa na "naîveté"
fa misy olona tena hoe "potika" anefa tsy fantatra akory an . Tena marina e! Ka mihevitra hoe mpinamana tsotra. dia ilay fomba nilazan'ity ranamana lahy koa no hafa mihitsy e: "misy ankizivavy izay" hoy izy, ilay namany vavy iresahany izany tsindriandaona Bbbe mitsy ny hamantatra :
'dray tahatahaka ny ahoana tokoa aza ny mbo "choix"n'ity ranamana "Liana aok'izany : azo an-tsary daholo , lava volo ve, fohy volo, ohatra ny ahoana.
Izy nanohy ny resany sahala @ hoe, raha mety dia ...arahaba soa arahaba tsara , :-$ fa raha tsy mety hoy izy dia voatery handeha izy.
"Handeha ho aiza?" Tsy misy azon'ity namana vavy ny zavatra lazainy :roll: 8O 8O Dia hoe : "avereno tsara...fa tsy azoko!"
-"T... aho (l) T...anao (l)
TANKINA TANTERAKA. Tena tsy nanampo mihitsy! ilay namany vavy niresahany io.
Oh mon Dieu le fivarahontsan'ilay sipa nanoina azy hoe "An!an! an!an! ka"
sahala @ hoe azo manupilé-na @ itiavana azy ny fitiavana!
Ka lé "blem" : meilleur amin'ilay sipa koa lé bandy io, fa 'zany hoe "namana" tsotra no niheverana azy fa tsy zavatra "hafa".
12. rakaroka ( 31/10/2008 22:47)
[quote=Papoose]
rakaroka lolgravy ndray zany!!!hanky va re misy an'izany mody mandraiki-marary zany eee!!! :-D
Ka hoy anie lé hira hoe "na matory na mifoha"
ny anaranao no ato an-doha. Dia tsy hay mitsy nefa izay fomba hi-debarasé-vana ilay anarana. Ny zavatra atao rehetra tsy mandé @ lôniny 'tsony !
Dia tsy maintsy tadiavana "solution" e.:-P :-D :-D :-D
zary, za efa amoureuse ka fa ny notazoniko ho ahy irery fa za tsy le mampiseho reny!
:
Ié Misy mahatazona fa mankarary mihitsy koa anie lé izy é, dia izany angamba no mahatongany sasany hihira hoe" tiako ho dra-dra-dra-ina" -D :-D :-D
13. simplex ( 31/10/2008 23:16)

simp, zvt eny @ vatanao v??
dia refa mitovy wazy ny eritreritra :P
14. RAKVOL ( 31/10/2008 23:55)
salut ,indry ihany no mahalala azy e, fa amiko aloha rahambola misy ny question,fa ahoana no alalana azy d...mazava hoa zy zany fa mbola tsy amoureux zany e, tonga d fantara sans poser des question s, il t'aime sans discustion ,tonga @ilay fitenenana hoe tiako fotsiny zao ".tchao
15. diamondra27 ( 01/11/2008 14:13)
fijo : dry zao mbola virj defa amore ve

16. cutie ( 01/11/2008 16:03)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 01-11-2008 15:13:00
Lohateny : Re : amoureux(se)
fijo : dry zao mbola virj defa amore ve

tsy nime ndray za raha tsy t@ iny :-D :-D :-D :-D
17. kaboushna ( 03/11/2008 19:13)
tsotra .... rehefa sarotiny aminao izy ... zany anefa dé manomboka am fijery, ny fiteny, ny fihetsika ary ny fitondra-tenany aminao ... vakina fotsiny !!!!
18. ni81 ( 03/11/2008 20:11)
Ié Misy mahatazona fa mankarary mihitsy koa anie lé izy é, dia izany angamba no mahatongany sasany hihira hoe" tiako ho dra-dra-dra-ina" -D
:)
19. rakaroka ( 03/11/2008 21:54)
ni81:

Ié Misy mahatazona fa mankarary mihitsy koa anie lé izy é, dia izany angamba no mahatongany sasany hihira hoe" tiako ho dra-dra-dra-ina" -D
:)



K'hita kou :lol: hoy ny hira hoe : "je suis malade..complètement malade..."
Dia ny kalo : "...tsy latsaina wa satria "maharary ny mitia"!
Afa-tsy ny hira sy kalo sy ny "delire" maro nasesiky ny (l) :-D :-D :-D
20. Papoose ( 03/11/2008 22:27)
rakvol, za wa efa amorezy fa le olona no tsy haiko satria tsy voatery hitovy ny symptomes d'amoroko @ olona sy ny symptomes d'amorony amiko
tsy fantratro na tena mbo tia na manadala fotsiny dia manao interessant @ le fomba fihetsika na tena mba misy santimaka! le fihetsika zany mampisalasala!

vale, tsy haiko zany na lasalasa saina fa ny hohoko sy ny fandehan'ny tanako eo am-piresahana tena voadinika :-o

lefijo, izy aloha misy laviny ihany eeee!!! ;-)

ni81,rakaroka soa ihany zany za fa mbola tsy narary ny nitia koa! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0453