amoureux(se)

21. ni81 ( 05/11/2008 08:41)
hoy papoose
rakvol, za wa efa amorezy fa le olona no tsy haiko satria tsy voatery hitovy ny symptomes d'amoroko @ olona sy ny symptomes d'amorony amiko
tsy fantratro na tena mbo tia na manadala fotsiny dia manao interessant @ le fomba fihetsika na tena mba misy santimaka! le fihetsika zany mampisalasala!
:lol:
ni81,rakaroka soa ihany zany za fa mbola tsy narary ny nitia koa!
misy marary fa tsy hita ety ivelany, satria hainy ny manafina azy.
Fa samy manana ny fanehoany azy koa. Ao nY maneho izany amin'ny alalan'ny hira, tononkalo...
http://fr.youtube.com/watch?v=uga61fOXEf0

22. laotsy ( 10/11/2008 17:28)
tsra ny tia fa mila mitandr kel fotssin
23. kotobekibo ( 22/12/2008 14:29)
Amorezy aminao izy raha toa ka ref miresaka @ olon-kafa d manonona matetika ny anaranao na ny fombanao ( en bien ) :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0812