mba fantatrao ve ity e!

1. bobone ( 30/10/2008 14:11)
tena mamaky baiboly isan'andro ve enao! ??? mba valio aza hoe ity fanontaniana ity!
1) mba omeo hoe ny toko sy andininy ny ivon'ny baiboly izany hoe ny fisasahan'ny pejy ao @ baiboly. afovoany indrindra izany e!
2) iza no toko lava indrindra ao @ baiboby ?
3) iza manana andininy fohy indrindra ao @ Baiboly?
ireo ihany aloha an!
valio ary hoe !!!
e! aza maka sopapa ao @ baiboly an! hihihi
répondu par coopsal le 03/12/2008 10:56
2. fahamarinana ( 30/10/2008 14:34)
:arrow: ohatran'ny laza adina koa ilay izy...amiko manokana ny hevitr'ilay teny no tena tsaroako indrindra rehefa tena mampisento ahy iny fa tsy ny pejy na hafa..fa sure aho fa misy mahay izay fanontanianao izay dia aleo ho avy eo ary !! (l)
3. booboo ( 30/10/2008 15:14)
1- tsy tadidiko fa ao @ salamo
2- salamo 119
3- tsy tadidiko ny boky misy ilay izy fa iraika amin'ny filazantsara 4 voalohany kloungany e :°) , ilay hoe " Jésus pleura ".

( tadidiko nanao karazana q° pour un champion an'ireo tany an-dasy :-D )
4. jentilisa ( 30/10/2008 15:37)
Tsy ilay jesosy nitomany no andininy fohy indrindra fa ilay ao amin'ny Joba manao hoe 'ary hoe koa'
5. rijadolly ( 30/10/2008 16:25)
:oops: :oops: Tsy misy fantatro bobone a!Mbola nangalatra nijery Baiboly za fa mbola tsssihiiitako ihany na ny valin'iray aza ihihihih!Omeo sopapa kely e!
6. rijadolly ( 30/10/2008 16:31)
:oops: :oops: Tsy misy fantatro bobone a!Mbola nangalatra nijery Baiboly za fa mbola tsssihiiitako ihany na ny valin'iray aza ihihihih!Omeo sopapa kely e!
7. ikaretsaka ( 30/10/2008 17:13)
le resaka Ivo.......baiboly inona aloha ilay lazaina? de edition inona, teny inona sns?? miova manko io raha vao misy ireo deteronocanonikaly sy apokryfa sy bokin'i mormons sns.... fanisana ny tokon-tsalamo inona? volgata sa hebrio sa ....
fa mianjera salamo 117 118 120 io arakaraky ny baibolinao!

booboo> raha Testam.. vovon de marina io Joany 11:35 io :wink:
raha testamenta taloha dia i Joba3:3 ."dixit" ny soratra ao: na hoe "ho'zy" ;)

ny salamo 119 no lava indrindra aloha e..... efa fika fihirana io t@ mbola nianatra rehefa te hihira lava iny... averina in 2 isaky ny andininy fa adiny 1 eo ihany!

fa eto aho miombon-kevitra @ le an'i faha hoe kilalao toy ny kilalao rehetra le izy fa tsy ny boky loatra no jerena fa ny contexte ny hafatra ambarany
8. diamondra27 ( 30/10/2008 17:30)
bobone: raikitra ny test madinika an
aleo miandry valiny akia a
fa baiboly inona tokoa le tokony hamalina an'io fa efa misy nouvelle version nge zao fa tsy louis segon ihany e

de le am teny gasy sa vazah no amaliana azy sa teny anglisy...

de aiza no tiandry hahatongavana ami'ilay izy
9. rakapy ( 30/10/2008 18:01)
Hianaro sy ataovy tsianjery ny toko sy andininy ary ny pejy rehetra ao anaty baiboly raha azo atao. Fa efa akaiky ny fara andro.Examen de passage.
Ary tandremo sao mi-tricher fa maha-renvoyer.
Aza maka tahaka sao tratran'i Issaka
Aza mangala-pijery sao kobon'ny anjely :-D :-D :-D
10. fijo ( 30/10/2008 20:45)
ie ,hianaro tsianjery de tandremo manao toa ilay akama voaresaka atsy ambany atsy an.

de mba hampiaro moa le voavaky tao,fa raha izay andininy sy toko lava sy fohy ,tsy manavotra fiainana izany e
11. booboo ( 30/10/2008 21:34)
fa maninona no hianarana tsianjery ? tsy afaka manita-pahalalana @ alalan'ny jeu tahaka izao angaha ?
12. ni81 ( 30/10/2008 21:48)
Jesosy nitomany = jaona 11: 35 (io no andininy fohy indrindra)
ao @ Salamo ny toko lava indrindra fa tsy tadidy :lol:
13. ikaretsaka ( 30/10/2008 21:49)
booboo:

fa maninona no hianarana tsianjery ? tsy afaka manita-pahalalana @ alalan'ny jeu tahaka izao angaha ?


ka tokony any @ hatsikana sy lalao iznay ity fa tsy fivavahana sy finoana raha jeu koa

tsy maninona ny manita pahalalana fa raha hoe kilalao no anaovana ayz kay dia diso pilipitra indray iznay isika eto
14. bobone ( 31/10/2008 14:27)
Ikaretsaka:tsy diso pilipitra isika eto an! sady firesahana fivavahana io no fandalinana ihany koa e!
betsaka ny mahita aloha hatramin'izao an! mbola tsy valiako sao mbola misy manana ho lazaina!hihihi

Diams: BB protestanta io akia an! miandrasa kely aloha e! karokaroy ao zoky an!
Fijo:ny tanjona eto dia ny ahalalana zavatra mikasika ny BB sady tsy mahay fe mahay fa tena iainana izay voasoratra izay no zava-dehibe e!

Booboo: eny owah fanitaram-pahalalana izao kah! misaotra

15. ikaretsaka ( 31/10/2008 14:49)
mampiakatra fanahy sy maha zanak'andriamanitra bebe kokoa ve ny mahalala hoe mitokotoko ohatran'izao i "baiboly protestanta" io..
amiko raha hoe hivavaka na hanao asa maro samihafa dia tsy ny fahalalana ny hoe izao no ampiasaiko de theorie be ny vokatra ihany!

raha hiresaka lakozia aho ohatra dia ny interessant kokoa dia tsy ny fahalalana hoe firy metatra ny savaivon'ny vilany, na hoe raha vakiana ampovoany ny fatapera de inona no mitranga ? fa n ymikoty sy jerena sy mahaliana ahy mialoha dia hoe masaky ny vilany ve ny tsaramaso? :-D :-D :-D
\

raha hiresaka fanamboaram-patampera sy vilany aho dia resaka hafa mihitsy iny.... manantona mpanao vilany sy mpaningina aho sy ny metatra
16. fijo ( 31/10/2008 20:56)
izay mantsy letsy.rah any fahalala hoe izao no tao ,izatsy no tary,tsy dia itako loatr any vokany amin'ny fiainana ko
17. ikaretsaka ( 01/11/2008 01:00)
dia izay no ilazako hoe diso pilipitra isika etoa
18. niryna ( 01/11/2008 01:42)
ni81:

Jesosy nitomany = jaona 11: 35 (io no andininy fohy indrindra)
ao @ Salamo ny toko lava indrindra fa tsy tadidy :lol:


misaotra ni a,
izay lazain'i ni izay ve ry bobone ?

raha tsy diso aho dia Salamo 119 no lava indrindra sa tsy izay ve ?


:-* :-*
19. ikaretsaka ( 01/11/2008 19:15)
niryna an> diso pilipitra hoa
20. bobone ( 05/11/2008 04:45)
Ikaretsaka: tsy olana amiko na diso pilipitra na tsy diso fa ny hantatra dia misy tsy mahalala hoe iza ary no toko lava indrindra ao @ BB ary raha mahita ny toko lava dia voasarika ny olona hamaly izay voalaza ! amiko dia zao tsy izay maha diso pilipitra no maha-maika fa ny fahalalana ny zava-misy ao @ BB indrindra indrindra ny tena iainana izay voalaza ! tsarovy fa be dia be ny mitompn-tena ho marina @ fiainana ! mihevitra ny zavatra lazainy ho marina sy tanteraka ary manao tsinotsinona ny hevitry ny hafa nefa raha tena ao anatin'ilay olona ny fitiavana dia miezaka mankamay ny fihavanana sy firaisan-tsaina sy filaminana ! fa raha toa kosa mitady hicotre foana dia tandremo fa tady haka toerana izay ny devoly!
miala tsiny aloha fa masika be lay fiteny an! tsara dia ny fandinihina ny BB ary tsy dinihina fe dinihina fa iainana @ fiainana an-davanandro eny mandritra ny fotoana mbola omen'Atra iainanao eto an-tany e!

niryna: efa betsaka ny mahita ao fa andraso aloha e! hihihihi
Fijo: karakôry laholo! ambelao moa mah! mila mivavaka antsika laholo fa marikitry faragny !kaza variagna e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3659