mba fantatrao ve ity e!
21. ikaretsaka
(
05/11/2008 15:11)
de mahavonjy anao ve ny fahalalana izany?
tsy misy hafa @ heo mampaninona na fantsika telozoro aza ny fantsika namantsihana an'i kristy? na hazon'inona ny hazo fijaliana?
izay le ilazako foana hoe par contexte handraisana azy
tsy misy hafa @ heo mampaninona na fantsika telozoro aza ny fantsika namantsihana an'i kristy? na hazon'inona ny hazo fijaliana?
izay le ilazako foana hoe par contexte handraisana azy
22. fijo
(
05/11/2008 22:09)
ka zavadehibe ve ny fahalalalna ny toko lava indrindra sy fohy indrindra amin'ny finoan'ny tsirairay???
23. ikaretsaka
(
05/11/2008 22:38)
izay ange e.. andeha koa koziako ramopre hoe aza manamasina raha tsy divay hatrany ananona no ao anaty kalisy ao....
:-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D
26. ikaretsaka
(
06/11/2008 16:23)
arfy taratasy av y aiza sy reliure vita @ inona kay no nanontan'ny protestanta ny baiboly gasy voalohany?
27. fijo
(
06/11/2008 21:52)
izay koa izany fanontaniana mila valiny ,sao tsy mahazo ny lanitra.kyyyyyyyyyyy
tena lasa varotra le izy raha izoa.aleo antsoina julien lepers
tena lasa varotra le izy raha izoa.aleo antsoina julien lepers
28. coopsal
(
03/12/2008 10:56)
fijo:
de mba hampiaro moa le voavaky tao,fa raha izay andininy sy toko lava sy fohy ,tsy manavotra fiainana izany e
==> Efa nisy ve anankiray nahavita nampiatra ilay voalaza ao?
