Azo inoana ny nofy?

1. laotsy ( 28/10/2008 22:21)
Tontolo hafa sa tontolon'ny fo ny nofy ?
répondu par laotsy le 10/11/2008 17:19
2. vale ( 29/10/2008 01:23)
tsy dia azo loatra ilay fanontaniana! nofy inona no azo inoana? ny nofinao rehefa matory ve sa in?
3. vale ( 29/10/2008 01:31)
Tontolo hafa sa tontolon'ny fo ny nofy ?


Ny nofy aloha mba ny fahafantarako azy dia tontolo hafa, fa tsy tontolon'ny fo kosa eee, tontolon'ny pensée,âme,..no mahita ilay imagination amin'izay fotoana izay(rehefa manonofy ianao e) fa tsy avy amin'ny fo ny nofy akory.
Mifanaraka amin'ny eritreretinao ve aloha ny valin-teniko? valiako araka izay nahazoako azy manko ilay izy ka asa??
... Misy zavatra niseho nandritry ny tontolo andro dia raisin'ny cerveau nofy koa ilay izy, ny cerveau koa izany mi-jouer rôle amin'ny resaka momba ny nofy!
4. arson ( 29/10/2008 05:37)
ny nofy ve? raha amiko aloha de tsy azo inona mitsy satria mety ho vokatriny havizanana na vokatriny tsy fahampitorimaso na ko matory be lotra le olona de rehefa avy eo de mahita fahitana hafahafa amin'ny alaln'ny torimaso. Eo ihany ko le lazainy vale etsy ambony hoe :
Misy zavatra niseho nandritry ny tontolo andro dia raisin'ny cerveau nofy koa ilay izy, ny cerveau koa izany mi-jouer rôle amin'ny resaka momba ny nofy! .
Nefa kosa misy olona manampinona hoe mandaitra ny nofy de tena mandaitra aminy tokoa izay nofiny noho izany de arakaraky ny finonao koa le izy.
5. xxx ( 29/10/2008 11:21)
nofy?
zavatra vokarin ny atidoha eo am zavamanan aina
hinoana ve sa tsy hinoana ?
betsaka ny valiny
- ny nofy manko de subconscient zany hoe semi conscient enao ref manof
RAHA lazaina fohifohy ny momba izany de tena zavatra maro no efa niseho sy namarinina fa misy hifandraisany ny nofy sy ny realite , fa kosa tena cas azo lazaina fa exceptionelle anefa ny hisehoan ny nofy en realite ho marina
mety raha statistiquement de ohatra hoe: 1/10 000 raha betsaka ny nofy mety hotanteraka am realite , de nefa koa misy reo oll ze manana capacite hanof n zav mbola hiseho ka manakaiky ny atao hoe prophétie zany .
6. arson ( 29/10/2008 14:27)
nofy lalina
7. booboo ( 29/10/2008 14:36)
nofy ririnina
:arrow:
8. vale ( 29/10/2008 15:00)
:-D :-D :-D :-D :-D
9. ni81 ( 29/10/2008 15:13)
Misy koa ny manonofy antoandro :-D :-D
10. fahamarinana ( 29/10/2008 15:29)
:arrow: :-D nareo reto an..
Tsy hitako zay valiana amin'ilay izy fa aleo mba hijery ny lazainareo aloha.. (l)
11. vale ( 29/10/2008 16:21)
:-D :-D :-D :-D mampime bee :-D :-D :-D
12. rakaroka ( 29/10/2008 21:19)
Misy ny "nofy accessible", azo réalisé-na, dia misy ny nofy voyagen'ny fisainana ihany! :lol: :lol: :lol:
13. ratonga ( 29/10/2008 21:28)
nisy ko talou lé savony Nofy amboarin'i savonerie tropikal ra tsy diso aho!!! :°) :-D :-D
14. fijo ( 29/10/2008 21:34)
ny nofy dia nofy ,fa rehefa mifoha afera hafa koa.izay le hoe raha sanatria ka nofy aleo mba hitoy.fa nofy ihany an
15. rakaroka ( 29/10/2008 21:39)
ratonga:

nisy ko talou lé savony Nofy amboarin'i savonerie tropikal ra tsy diso aho!!! :°) :-D :-D



:-D :-D :-D Lé Ratonga wa tssssssssssss :-D :-D
Ié azo inoana fa manadio izy iny e :-D :-D
16. fijo ( 29/10/2008 21:41)
tena manadio ka.
17. ikaretsaka ( 29/10/2008 21:57)
fantarina aloha le nofy koa hoe nofy ririnina ve sa revin(nofin) gadra sa nofy atoandro sns....
18. Papoose ( 29/10/2008 22:01)
dia nofy in zany le lasa nofy @ alina le zava-nitranga ny atoandro? nofy alina v?
19. fijo ( 30/10/2008 20:38)
iny le nofy te hanoy zavatra
20. vale ( 30/10/2008 22:56)
ikaretsaka:

fantarina aloha le nofy koa hoe nofy ririnina ve sa revin(nofin) gadra sa nofy atoandro sns....



:-D :-D :-D :-D oay ny revin-gadra marina nofinofy ftsn ihany ah! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0433