tena fitia

1. ratonga ( 28/10/2008 09:52)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo%2Btena%2Bfitia/video/x68qn3_mahaleo-tena-fitia_music
répondu par ssendra le 04/11/2008 08:44
2. ni81 ( 28/10/2008 09:59)
Misaotra e! Mitovy firehana izany no tena izy amin'io an! Rano sy vary :lol:
3. ratonga ( 28/10/2008 10:05)
:lol:
4. cutie ( 28/10/2008 13:56)
le feon-gitara fotsiny no tiako aminy :-D
5. ssendra ( 29/10/2008 16:53)
ratonga:

http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo%2Btena%2Bfitia/video/x68qn3_mahaleo-tena-fitia_music

OUNTSSSSSS tsy hatakaloko ny tena fitia an'i ambondrona na ny tonony na ny feony na ny mpihira azy

:°) :-D :-D :-D :^)
6. ratonga ( 29/10/2008 17:04)
Tena Fitia (ambondrona) tsy ratsy ko iokà!!! :lol:
7. ssendra ( 29/10/2008 17:19)
fangah tsy an'i mahaleo io :wink:
8. ratonga ( 31/10/2008 00:29)
cutie:
le feon-gitara fotsiny no tiako aminy
:-D :-D :-D

ssendra> klikéo lé ambondrona eo ambony io é!! :-P
9. tess ( 02/11/2008 19:30)
Ah ok! kou ny ahy vao nahita hoe mahaleo aho de kivy fa neveriko fa ambondrona hay tao mitsy lay izy fa zà no tsy nahita knou! ka zà kou kamo hanokatra an'ireny jereo eto reny de ..... :wink: :^)
10. ni81 ( 02/11/2008 19:36)
Tena Fitia (ambondrona) tsy ratsy ko iokà!!!
:-D :-D
Ah ok! kou ny ahy vao nahita hoe mahaleo aho de kivy fa neveriko fa ambondrona hay tao mitsy lay izy fa zà no tsy nahita knou! ka zà kou kamo hanokatra an'ireny jereo eto reny de .....
=)) =)) =))
11. bezity ( 03/11/2008 16:33)
tsy azoko ny tianareo lazaina, mahaleo ve no tsy tinareo sa lay hira e?Amiko alha tena tsara lay izy e, ankafiziko tanteraka (l) :*
12. ssendra ( 04/11/2008 08:44)
bezity: tsy hoe i mahaleo no tsy tiana na ny hirany fa ny fahadisoampanantenako amilay hoe jereo eto an'i ratonga satria io titre
io koa dia misy ao am hiran'i ambondrona, noheveriko fa ambodnrona c tous..... :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0505