Midika inona ny lokon'ny valan-drano?

1. notron ( 18/10/2008 07:51)
slt dôly!
Indraindray fotsy tsy misy loko izy io.
Indraindray somary manao lokona dité.

Ao ny milaza fa rehafa misy loko dia midika ho salama satria mandeha ny loto.
Misy koa miteny fa ilay tsy miloko no midika fahasalamana satria ra io mandoko azy io.

Koa raha mba misy mahalala ny heviny dia omey sopapa e!
Misaotra betsaka
répondu par Veloo le 21/10/2008 18:17
2. ainaheri ( 18/10/2008 09:32)
Ny tena marina ny Doct no tena afaka mamaritra azy manokana,na jerena ety ivelany aza oe madio pipi na miloko sarotra ny milaza oe salama ianao na tsia!!
Satria ny antony; ny reins-nao no manome iny loko iny,izy no misivana ny ra-nao mba ho adio ka ny loto @zanyd alefany any vessie sous forme d'urine ka avy @ zay no mahatonga ilay loko,misy tranga maro kou mahatonga azy otr'zay,mety hoe reraka ianao...Ny rano sotroina kou otr'zay izay ilainy iany no tazominy ny ankotr'zay alefany ho pipi......Sarotra ny miteny oe salama ianao ra fotsy tsy misy loko na somary manao lokona dité ny pipi-nao,ny fanafodiny d misotroa rano 2L au moins par jr,mba hiasa tsara ny reins!!



3. xxx ( 18/10/2008 09:39)
zay! olan'ny aty lou no tena matetika mahamavo na mena ny valan-drano e! Raha tena ilay madity ireny izy dia fiandohan'ny tazovony zany ka mila manantona mpitsabo.Dia aleo tsy adikako ty sao miova ny heviny fa io no voalaza :
Le changement de couleur peut être le témoin d'un ictère (jaunisse). Dans ce cas, les urines apparaissent de couleur brun acajou.
Hématurie : présence de sang dans les urines, se traduisant par une coloration rose ou rouge suivant l'importance de l'hématurie. La présence de sang dans les urines peut traduire une infection de la vessie, de la prostate, de l'urètre ou des reins.
Leucocyturie : les leucocytes (globules blancs) sont normalement présents dans les urines en quantité inférieure à 5000 par minute. L'augmentation de ce chiffre peut être le résultat d'une infection des voies urinaires comme une pyélonéphrite (infection due à la présence de pus dans les bassinets) ou une prostatite (inflammation de la prostate due à une infection).
4. nirasia ( 20/10/2008 05:51)
Ny tena marina efa expérience niainako r'ise de izao a, refa miloko dité ny pipi de ampy tsara ny rano nosotroina, raha somary miloko indray izy indrindra moa somary marron iny dia tsy ampy rano zany ise "déshydraté" zany e, fa ny oe salama kosa aloha tsy haiko fa za ohatra rehefa marary ny pipiko miloko dité foana dia sahala @ izay koa rehefa salama ka tsy fantatro njay oe rehefa aona ny lokony raha marary?
5. notron ( 21/10/2008 13:36)
Misaotra fa mazava tsara e!
6. ainaheri ( 21/10/2008 18:10)
Tsy hita taratra eo @ pipi ny fahasalaman'ilay olona na tsia,raha zay no tranga tsy misy mandany vola manao analyse fa jerena ny pipi d fantatra ny aretina lol,nefa indrisy tsy izay ilay izy .....
7. Veloo ( 21/10/2008 18:17)
mazoto misotro rano dia ho fotsy foana io ka tsy hanana eritreritra hafa intsony ianao. Fadio ny mihinana zava mamy betsaka io no tena manimba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5201