Toy ny zaza nampiantaina ..nomeny azy izay notadiaviny
1. niryna
(
17/10/2008 04:52)
Dia nihinana izy ireo ka voky tsara, ary izay nilainy dia nomeny azy.
30 Nefa tsy niala tamin'ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;
31 Dia nirehitra taminy ny fahatezeran'Andriamanitra, ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy, ary naripany ny zatovolahin'ny Isiraely.
32 Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mbola nanota ihany izy ireo ka tsy nino ny fahagagana nataony.
33 Dia nampahalevona ny androny toy ny fofonaina Izy, ary ny taonany tamin'ny fampitahorana. Salamo 78:29-33
Inona no antony ? Salamo 78
22 Satria tsy nino an'Andriamanitra izy ireo ka tsy natoky ny famonjeny.
Toy izany koa Miriama sy Arona : nialona an'i Mosesy izy ireo
1 Ary Miriama sy Arona niteny nanome tsiny an'i Mosesy noho ny vehivavy Kosita izay efa nampakariny; fa efa nampakatra vehivavy Kosita izy.
2 Dia hoy izy mianadahy: Moa Mosesy ihany va no efa nitenenan'i Jehovah? tsy izahay koa va no nitenenany? Dia ren'i Jehovah izany..
4 Ary Jehovah dia niteny tampoka tamin'i Mosesy sy Arona ary Miriama hoe: Mivoaha hianareo telo mianadahy ho any amin'ny trano-lay fihaonana. Dia nivoaka izy telo mianadahy.
5 Ary andri-rahona no nidinan'i Jehovah, ka nitsangana teo am-baravaran'ny trano-lay Izy; dia niantso an'i Arona sy Miriama Izy, dia nivoaka izy mianadahy.
6 Dia hoy Izy: Mba mihainoa ny teniko: Raha misy mpaminanin'i Jehovah eo aminareo, dia amin'ny fahitana no hisehoako aminy, ary amin'ny nofy no hitenenako aminy.
8 Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin'ny fahitana, fa tsy amin'ny teny saro-pantarina, ary mijery ny endrik'i Jehovah izy; ka nahoana hianareo no tsy natahotra hanome tsiny an'i Mosesy mpanompoko?
9 Dia nirehitra ny fahatezeran'i Jehovah tamin'izy mianadahy, ka niala Izy.
10 Ary ny rahona niala tamin'ny trano-lay; ary, indro, boka Miriama ka fotsy tahaka ny oram-panala; ary Arona dia nijery an'i Miriama, ka indro fa boka izy.
11 Ary hoy Arona tamin'i Mosesy: Indrisy, tompoko, masìna hianao, aza atao ho helokay ny nanaovanay adaladala sy ny nanotanay.
12 Aza dia avela ho toy ny maty izy, izay lany ny antsasaky ny nofony, raha vao teraka izy. Nomerao 12
Toy ny zaza nampiantaina ary dia omena azy izay notadiaviny
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho amintsika rehetra .Amena!
(l) niryna

répondu par niryna le 18/10/2008 01:04
2. arialy
(
17/10/2008 07:35)
ndraindray tena mapitaotra sy compliqué ny tenin'ny soratra masina.
niryna ô azonao azavaina ve reo hevitra natolotrao ireo azfd?

3. niryna
(
18/10/2008 01:04)
niryna:
Dia nihinana izy ireo ka voky tsara, ary izay nilainy dia nomeny azy.
30 Nefa tsy niala tamin'ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;
31 Dia nirehitra taminy ny fahatezeran'Andriamanitra, ka nahafatesany ny tremalahy teo aminy, ary naripany ny zatovolahin'ny Isiraely.
32 Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mbola nanota ihany izy ireo ka tsy nino ny fahagagana nataony.
33 Dia nampahalevona ny androny toy ny fofonaina Izy, ary ny taonany tamin'ny fampitahorana. Salamo 78:29-33
Ireto no antony
Psalm 78: 34-41
34 Raha novonoiny izy ireo, dia nitady hahalala an'Andriamanitra izy, ary niverina nikatsaka Azy.
35 Dia nahatsiaro izy fa Andriamanitra no Vatolampiny, ary Andriamanitra Avo Indrindra no Mpanavotra azy.
Rehefa novonjen'Atra ny Israely dia nilaza fa Atra no Vatolampy ary Avo indrindra .
36 Kanefa nanao vava malefaka taminy ireo, ary ny lelany no nandaingàny taminy.
37 Ary ny fony tsy niorina taminy; eny tsy nitana ny fanekeny izy.
38 Nefa Andriamanitra kosa be famindram-po, dia mamela heloka ka tsy mandringana; eny nahatsindry fo tokoa Izy, ka tsy nofohaziny avokoa ny fahavinirany,
39 Fa nahatsiaro Izy fa nofo ihany ireo, dia rivotra izay mandalo ka tsy miverina intsony.
40 Impiry akory izy ireo no efa niodina taminy tany an-efitra, ka nampalahelo Azy tany amin'ny tany foana!
41 Naka fanahy an'Andriamanitra mandrakariva izy, ka nampalahelo ny Iray Masin'ny Isiraely.