inona kay no sakafo omena ny zaza 6mois raha aty mada

1. xxx ( 15/10/2008 15:41)
inona ny sakafon'ny zaza 6mois
répondu par niryna le 03/11/2008 12:14
2. ni81 ( 15/10/2008 16:15)
inona ny sakafon'ny zaza 6mois
mandehana manontany ao @ PMI Tsaralàlàna fa ry zareo no manoro ny sakafo ho an'ny zaza ao.
3. elyzo ( 16/10/2008 09:56)
Tohizina foana ny nonon-dreny fa ankoatra izay efa azo omena koba marihitra ireny izy toy ny cerelac na reny produits bledina reny fa atao tsikelikely, zany we ampitomboina isananandro ny fatrany, tsy terena nefa ny zaza hihinana azy!
ankoatra izay afaka omena ranomboankazo koa izy!
4. kelly13 ( 17/10/2008 20:16)
vary mena andrahoana miaraka @ karôty sy ovy, asina sira kely d mixer-na tsara d asina vache qui rit (io ze tinao na asina fromage na tsia klou an). fa na ianao reniny aza mankafy io sakafo iray io!
5. Veloo ( 21/10/2008 18:21)
zay mihitsy ry kelly13 a hihih

T@ za tany dago dia nahita mihitsy fa tsy tsy ory sakafo ny gasy (bien sur lafo fotsiny).. ireo legume ireo no tena sakafo ny zaza 6 mois, ataovy puree daholo (potsero @ forsety) ary aza dia asiana vary be lotra fa ekilibreo. Hatanjaka mihitsy ny ankizy fa be legume any ary varieo fotsiny. rehefa misy ny ovy dia aza asiana vary intsony ilay izy ary zaro ataovy kely sira, sy kely siramamy ny sakafo.

mazoto maman a :-* :-* :-*
6. kaboushna ( 22/10/2008 20:15)
ohatran voalaza etsy ambony dé aza avela aloha ny nonon dreny e ... ny ahy mantsy vao 1 an ny papoose dé efa nisarahana satria ny vadiko miasa ... donc, ny "blédilait croissance" no tena nanampy be satria ny zanako tsy dé tia cérélac sy farilac loatra hatram zao 22 mois zao ... gasy péta-korona koa angamba izy e !!!!
7. arialy ( 26/10/2008 20:37)
marina zany fa aza atao ritra ny nono fa iny no ts vidiam-bola sy tsy préparena, de mividiana fotsiny mixeur ho an'ny légumes sns de mazotoa eee
:)
8. fahamarinana ( 27/10/2008 12:23)
kaboushna:
ny "blédilait croissance" no tena nanampy be satria ny zanako tsy dé tia cérélac sy farilac loatra hatram zao 22 mois zao

:arrow:tsy tena lafo be kosa ve io satria any dago ilay olona.Sady raha io ronono lazainao io fontsiny toa tsy ampy fa efa mila legumes koa...sy compote de fruits :) (l).
9. ni81 ( 27/10/2008 12:25)
tsy tena lafo be kosa ve io satria any dago ilay olona.Sady raha io ronono lazainao io fontsiny toa tsy ampy fa efa mila legumes koa...sy compote de fruits .
zay ange no nanoroako ilay hoe ao @ PMI e! manoro hevitra maro mihitsy ireo ao.
10. fahamarinana ( 27/10/2008 12:27)
:arrow: pmi koa moa no iantsoana ny any dago sa anarana hafa...any ihany no tsara kokoa aleha fa samy manana ny toetenany koa ny zaza. (l)
11. ni81 ( 27/10/2008 12:32)
PMI koa ka! Misy mandaja, manoro sakafo, manara-maso ny fitomboana sns e
12. niryna ( 03/11/2008 12:14)
Asa aloha raha efa misy ilay fitaovana fitrohana nono ireny any amintsika,dia iny no atao raha tsy afaka ny ampinono hianao.
Ireo karazana sakafo rehetra hohanina ireo dia afaka andrahoina dia atao marihitra tsara .Toy ny karotsy ,ny legume kely ,raha manana ireny famotehana sakafo ireny hianao (blender) ,misy natokana ho an'i zaza dia potehina amin'ireny koa ny poara ,paoma .Aza mbola omena ireny sakafo sarotra levonina ireny izy aloha.

Taloha ny olona rehefa manome sakafo ny zaza dia potehiny amin'ny nifiny ,ny voanjo no hitako manao an'io .Mbola manao ireny foana ve ny olona ? :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2082