Ry zareo lehilahy
1. ni81
(
12/10/2008 15:15)
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao! sa ahoana hoy ianareo?
répondu par fijo le 07/11/2008 21:14
2. ssendra
(
12/10/2008 15:31)
izany ve????? hihihihi toa tsy mahatsikaritra izany aho aloha am ahy e!
3. tslem
(
12/10/2008 18:54)
ni81:
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao! sa ahoana hoy ianareo?
Marina mihitsy izany,dia zah aza efa nahazo ny hoe: zaranao aza zah manao koh :-D :-D :-D d aleo mangina fa zara toko aza izy mba nanampy :°)
4. Noue
(
12/10/2008 20:00)
ny ahy indray dia tsy misy blèm zany eeee :-D :-D :-D :-D :-D isakin'ny hitany aho ohatra hoe manao menage na manao sakafo , na inona na inona ataoko dia iny izy tonga aaaaa ! avy dia milaza hoe un coup de main ,????? :-D :-D :-D :-D VOLONTIER !!!!!! hoy aho :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. haritianah
(
12/10/2008 20:09)
lé izy miankina @ fahazarana sy ny nanazarana ny tsy iray iray ihany, nenay alou efa fantany ra ohatra owé ampirina trano izy de izao no fanaovako azy dé refa mampirina izy de iny no ampirimany azy.Ka raha sendra miteny aho dé sans commentaire avy aminy fa ataony.Sady lé fomba fiteny azy koa mi compte bé mits tsy mila kitakitaina fa atoro tsotra fotsiny.
Dé indraindray aza atao sangisangy owé fa aiza mou ny place tokony hisy an ity? na owé fa maninona mitsangatsangana aty ity zvtr ity nefa to ts aty ny toerany.Dé iny izy mitsangana moramora mampirina azy.
Dé indraindray aza atao sangisangy owé fa aiza mou ny place tokony hisy an ity? na owé fa maninona mitsangatsangana aty ity zvtr ity nefa to ts aty ny toerany.Dé iny izy mitsangana moramora mampirina azy.
6. ainaheri
(
13/10/2008 04:57)
Nareo veh reto kou saro-tiavina an lol
Za alou tsy hanao an'zany, iza ary no ampiana fa za tsy himenomenona eee :lol: :D
Za alou tsy hanao an'zany, iza ary no ampiana fa za tsy himenomenona eee :lol: :D
7. sytl
(
13/10/2008 07:26)
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao! sa ahoana hoy ianareony fitaizana zaza sy fampiriman-trano hoy lay psychologue iray zay:"c'est pas dans leur veine!",ka izay ngamba no maha b menomenona azy!!!
8. ni81
(
13/10/2008 07:35)
ny fitaizana zaza sy fampiriman-trano hoy lay psychologue iray zay:"c'est pas dans leur veine!",ka izay ngamba no maha b menomenona azy!!!:-D fa misy lehilahy tena mahakarakara mihitsy na izany aza a!
Misy vehivavy izay, t@ zanany voalohany dia ilay rangahy foana no mitaiza ilay zaza sy manolo ary manome bibéron azy rehefa mandeha mivavaka. Dia vao teraka faharoa izy izao, fa dia mbola ilay vadiny no mitaiza sy manolo ary manome bibéron io zanany faharoa io fa ny reniny mihaminkamina tsara :lol:
9. ni81
(
13/10/2008 07:39)
Nareo veh reto kou saro-tiavina an lolTsy hoe saro-tiavina kosa fa mba tsy hiverenana fanindroany @ ilay asa efa vita e! Fa rehefa tsy dia nety iny hevitra fanoroana iny fa mitady hampisy olana, dia tsy natao intsony fa navela izy hanao izay ho vitany teo, dia raha tsy mifanaraka t@ tokony handaminana azy dia @ fotoana manaraka indray izany! :)
Za alou tsy hanao an'zany, iza ary no ampiana fa za tsy himenomenona eee
11. MMS
(
13/10/2008 10:34)
Za mitsy alo de misy fotonan'ny fahazotoako manao raha2 e ! Tiko ny manampy azy, nefa kosa mora tezitra za refa kianiny be ny zavatra ataoko fa ra mba hainy tsara ny manambitamby za de tsy tezitra za fa ataoko @ (l) -ko manontolo, sady zay no tena fitiavana.
12. ainaheri
(
13/10/2008 10:53)
sakaizakely:
ainaheri> za mora tiavina kou
:°) :°) :°)
Zay anie oa ee,za ndray alou mazoto raha mikarakara tokatrano zany ee,saingy za tsy mbola misy oul ampina :-P:lol:
13. nathie86
(
13/10/2008 10:55)
ni81:
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao!
An an kosa eh, misy mahazaka tsara ka, i Dadanay zao refa tenen'i neny oe ataovy an'zao leisy d rapida kokoa an, d mamaly ampitsikina tsara izy oe ay v eh, hita mintsy ny efa pro
:lol:
14. booboo
(
13/10/2008 11:19)
Tsy haiko na tsy nahazaka izy t@ zà " mba " nanoro an'azy fika tsara kokoa t@ fanadiovana trano t@ izay fa ouz - ny " ny tanjona dia atao afaka aby ny vovoka donky ny ahatongavako @ zay dia bli bli satria bla bla " . :^) :^) tsy niteny intsony zà ( sady fay hihihihi ) fa ohatra naheno fanazavana matematika beeeeeee zany :^) :^) :^) . Dia zao nenà refa manao raha izy dia ataoko mihitsy zay andalondalovana eo akaikiny eo fa haiko hoe tsy maintsy hisy raha ho teneniko indray dia hahazo fanazavana beee matetika eo indray :^) :^) :^) . Rehefa tratra fotsiny ny tanjona dia zay na tsy @ ilay noeritreretiko ho tokony nanaovana azy aza....
15. ni81
(
13/10/2008 11:24)
Tsy haiko na tsy nahazaka izy t@ zà " mba " nanoro an'azy fika tsara kokoa t@ fanadiovana trano t@ izay fa ouz - ny " ny tanjona dia atao afaka aby ny vovoka donky ny ahatongavako @ zay dia bli bli satria bla bla " . tsy niteny intsony zà ( sady fay hihihihi ) fa ohatra naheno fanazavana matematika beeeeeee zany . Dia zao nenà refa manao raha izy dia ataoko mihitsy zay andalondalovana eo akaikiny eo fa haiko hoe tsy maintsy hisy raha ho teneniko indray dia hahazo fanazavana beee matetika eo indray . Rehefa tratra fotsiny ny tanjona dia zay na tsy @ ilay noeritreretiko ho tokony nanaovana azy aza....izay mihitsy no nilazako hoe: rehefa tsy mifanaraka @ ilay tena tokony ho nanaovana azy dia ny andro manaraka vao kitihana fa manahirana :lol:
17. ssendra
(
13/10/2008 11:54)
fa misy lehilahy tena mahakarakara mihitsy na izany aza a!
Misy vehivavy izay, t@ zanany voalohany dia ilay rangahy foana no mitaiza ilay zaza sy manolo ary manome bibéron azy rehefa mandeha mivavaka. Dia vao teraka faharoa izy izao, fa dia mbola ilay vadiny no mitaiza sy manolo ary manome bibéron io zanany faharoa io fa ny reniny mihaminkamina tsara
zà indray aloha tsy misy zaza fa ny ahy indray rehefa week end dia mba izaho te hanao grace matiné lery am fito defa mifoha miasa mafy ao antrano de tsy maitsy hoe mitsangana ihany fa otran'ny vevavy kamo velona reny mi togaigy be ao ampandrina ao otran'ny menantra ihany...
tonga saina aho ndray indray hoe diso mazoto loatra ary ve ilay olona...
18. ikaretsaka
(
13/10/2008 18:09)
ni81:
Rehefa mba manampy antsika vehivavy ao an-tokantrano ao ry zareo lehilahy, dia ohatry ny tsy zakany raha sendra manoro hoe toy izao no fanaovana an'io fa tsy tahaka izao! sa ahoana hoy ianareo?
dia rehefa misy vehivavy manampy lehilahy mi bricole koa aza misy toy izany koa...
le hoe pince no asaina alaina ko tandramokotra no tonga avy any
:-D :-D :-D
19. ni81
(
13/10/2008 18:12)
dia rehefa misy vehivavy manampy lehilahy mi bricole koa aza misy toy izany koa...=)) =))
le hoe pince no asaina alaina ko tandramokotra no tonga avy any
20. ikaretsaka
(
13/10/2008 18:18)
dia ny ahy ny principe-ko amin'io de heo "rehefa tianao ny zavatra anankiray ho vita araka ny itiavanao azy?... tsy misy mahavita tsara araka ny itiavanao azy afa tsy ianao irery ihany"