Ry zareo lehilahy

21. vale ( 13/10/2008 21:47)
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D any zaaaaany!!! :-D :-D :-D :-D ...... :^)
22. vale ( 13/10/2008 21:51)
i papanay no manao tahaka izany ry Ni an, be dohika be mihintsy izy rehefa izy sendra manao lakozia izay, de miomehy fotsiny zay mijery azy mivady mifanditra eo! :-D :-D :-D :-D :^)
23. tsihataorana ( 14/10/2008 05:44)
:-w :-w :-w :-w :-w
24. adaladalabe ( 16/10/2008 08:44)
=)) =)) =)) le pince magie magie tandramokotra

fa gaga a mamaky anareo rehetra oe manao rara daholo le lela!!! nena ranga ts mandray na d sotro ho sasana aza!!!!!!!
25. ni81 ( 16/10/2008 08:58)
fa gaga a mamaky anareo rehetra oe manao rara daholo le lela!!! nena ranga ts mandray na d sotro ho sasana aza!!!!!!!
efa andro fivoarana kosa izao tokony mba hanao raharaha na dia kely fotsiny aza e!
Misy namana (lehilahy) eto @ serasera eto. Izy dia milaza fa manampy ny vadiny @ fikarakarana ny ankizy rehefa handeha hianatra isa-maraina, mipasoka koa izy matetika. :)
26. tywa68 ( 16/10/2008 12:44)
An an kosa eh, misy mahazaka tsara ka, i Dadanay zao refa tenen'i neny oe ataovy an'zao leisy d rapida kokoa an, d mamaly ampitsikina tsara izy oe ay v eh, hita mintsy ny efa pro

soa fianatra zany e ! hitsikiana raha be komandy ny anakiray :lol: fa tsy mangarika be taolamaso :°) azon'i booboo zany ? :-D
27. rakaroka ( 17/10/2008 21:06)
Tsy resaka anatinaty "veine' zany ny fialangalan(ny lhl am raharaha tokan-trano fa noho ny "FITAIZANA" zatra nokenakenaina loatra dia lasa tsy mahalala ny tokony atao intsony! fa "susceptible am n(a pas ftsn rehefa atoro.
En faite manana namana 'zao 'za, dia notezainy mihitsy ireo zanany lahy , ary dia mahalala ny atao ao an-trano an: fampirimana ny akanjo sns, sady hazavaina amin'izy ireny hoe maninn. Ny ahy koa aloha dia ny zanako no tezaiko fa lé olon-dehibe...tena efa tsy any tsony e, refa manao izy dia 'zay, satria tsitohinina toa inn koa moa! Mitovy am Booboo hoe lany andro am-panazavana ftsn anefa tsy fantany akory ny pourquoi d'une chose!
28. tywa68 ( 18/10/2008 08:36)
Rakaroka : manao raha2 r'izareo fa à leur façon e ! isika zany no tsara manamboatra saina hoe : ekena zay vita sa ampiana critique @izay tsy hanao intsony izy @ manaraka :-D :-D
29. fijo ( 06/11/2008 23:23)
izay ahay vao mba nisy vehivavy nisaina ,ouffffff
30. Mandefitra ( 07/11/2008 04:35)
Ny fahafantarako azy ra fijo le sipa mba te hisongadina hoe mba mafy ko ange ny asany e ... de rehefa ialahy no asainy manao an, siora fa tsy maintsy hanakiana izy. Satria tsy hitovy mitsy ny asan ny olona iray hoe iny no ataony isan'andro, sy hoe ialahy tsindraindray vao manao ... en plus izy vehivavy ... le finition tsy hitovy mitsy.

Fa raha ny fanabeazana taloha koa nge nisaraka mitsy ny asan ny lahy sy ny vavy e :
- ny lahy mitana angady, mamaky kitay
- ny vavy manasa lamba, mitaon-jezika

Fa @ zao moa zany efa tsisy an zay fa dia samy mandray anjara eo @ lay tsikonikonina antokantrano aby ny lahy sy ny vavy ...

Ny ahiako fotsiny any aoriana any mety ho lasa vavy-lahy be ny bandy kely :-P
Tonga @ le hiran i sareraka hoe :
Asam-behivavy tsotra zao ve rasoary dia asainao ataoko, ataoko foana
de raha manda sy mamaly aho ra soary
de ahitsikareo @ dadanareo bodega.

31. fijo ( 07/11/2008 21:14)
izay mihintsy,mba te hiseo hoe izahay mahay kokoa.ko tsy atao koa ny lektrisite shefa tapak ahojereko rah atsy ahita holazaina koa aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5845