tohano fa antsika

1. sipagasy ( 11/10/2008 06:36)
Miarahaba

Mba manainga antsika mpankafy ny mozika malagasy mba handray anjara hanohana ity mpiray tanindrazana amintsika ity ô!

http://www.rfi.fr/concoursfr/articles/105/article_645.asp

ndao ary e!
2. rakaroka ( 11/10/2008 08:27)
Misaotra akia fa dia tohanana tokoa, sady mbo mifofotra tahaka ny inn anie 'zareo vao tonga @ izao!
3. lazounet ( 11/10/2008 09:06)
sipagasy:

Miarahaba

Mba manainga antsika mpankafy ny mozika malagasy mba handray anjara hanohana ity mpiray tanindrazana amintsika ity ô!

http://www.rfi.fr/concoursfr/articles/105/article_645.asp

ndao ary e!




waou waou! Soa biby koahe i version masikoron'i Hey joe hiran'i Jimmy Hendrix io. Hanao raha nahoda io. Izaho koahe manohana koa!
4. ainaheri ( 11/10/2008 09:40)
Misaotra nizara...Ary hono oa ,d aona ny fanohanan'azy zany ?? :roll:
5. sipagasy ( 11/10/2008 11:56)
i ainaheri kosa ngaha tsy nanindry ny 'jereo eto' e! ao anie misy ny rehetra e! izaho kosa veh dia mbola hampitady anao ihany hoe aiza ny hanohanana andry zareo?? efa ao daholo reh! fa jereo ao e!
6. fahamarinana ( 12/10/2008 12:10)
:arrow: tena tsy nanindry marina i ainaheri :wink: ,misaotra any sipagasy fa tena hanohana tokoa..tsara daholo ireo hiran'ny mikea ary tsy laitra marina ilay hey joe.. (l)
7. ni81 ( 12/10/2008 12:17)
Misaotra @ filazana e! :)
8. yonikafopl ( 12/10/2008 16:33)
mifidy indray ihany sa afaka mifisy imbedabe?
9. Papoose ( 13/10/2008 01:59)
vitany ahy
10. tsiambaratelo ( 13/10/2008 09:18)
:

Miarahaba

Mba manainga antsika mpankafy ny mozika malagasy mba handray anjara hanohana ity mpiray tanindrazana amintsika ity ô!

http://www.rfi.fr/concoursfr/articles/105/article_645.asp

ndao ary e!




=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3956