tononkira omeo toky an'i vola sy noro
1. tigrou
(
09/10/2008 17:53)
mitady ny tonon'ilay hiran'i vola sy noro "omeo toky"
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
répondu par tsiambaratelo le 13/10/2008 08:56
2. Noue
(
09/10/2008 18:21)
omeo toky aho
mba tsy hamohifo
satria ianao
no masoandroko
(andraso aloha henohina dia hadikakiko eto rehefa vita) :^) :) :)
mba tsy hamohifo
satria ianao
no masoandroko
(andraso aloha henohina dia hadikakiko eto rehefa vita) :^) :) :)
3. endrika01
(
10/10/2008 03:52)
Noue:
omeo toky aho
mba tsy hamohifo
satria ianao
no masoandroko
(andraso aloha henohina dia hadikakiko eto rehefa vita) :^) :) :)
Za kounkou tia be io hira io:D
4. Noue
(
10/10/2008 05:59)
Omeo toky aho
Mba tsy hamohifo
Satria ianao
No masoandroko
Toa adaladala
Ny tononkaloko
Ianao mahalala
Ny haretiko
Tena mafy izany tia
Koa manodiava anao
Ianao no be siasia
Izaho no lavo mila anao
Omeo toky aho
Dia tena ho anao
Fa raha mbola izao
Samy kilalao
Omeo toky aho
Fa voajononao
Te hitsaotra aho
Saingy resinao
Tena mafy izany tia....
Omeo toky aho
Ireo aliko
Mila ny sandrinao
Hiondanako
Omeo toky aho
Sao fitahinao
Omeo toky aho
Tsy hanadino anao
Tena mafy izany tia....
Mba tsy hamohifo
Satria ianao
No masoandroko
Toa adaladala
Ny tononkaloko
Ianao mahalala
Ny haretiko
Tena mafy izany tia
Koa manodiava anao
Ianao no be siasia
Izaho no lavo mila anao
Omeo toky aho
Dia tena ho anao
Fa raha mbola izao
Samy kilalao
Omeo toky aho
Fa voajononao
Te hitsaotra aho
Saingy resinao
Tena mafy izany tia....
Omeo toky aho
Ireo aliko
Mila ny sandrinao
Hiondanako
Omeo toky aho
Sao fitahinao
Omeo toky aho
Tsy hanadino anao
Tena mafy izany tia....
7. tsiambaratelo
(
10/10/2008 16:08)
Omeo toky aho
Mba tsy hamohifo
Satria ianao
No masoandroko
Toa adaladala
Ny tononkaloko
Ianao mahalala
Ny haretiko
Tena mafy izany tia
Koa manodiava anao
Ianao no be siasia
Izaho no lavo mila anao
Omeo toky aho
Dia tena ho anao
Fa raha mbola izao
Samy kilalao
Omeo toky aho
Fa voajononao
Te hitsaotra aho
Saingy resinao
Tena mafy izany tia....
Omeo toky aho
Ireo aliko
Mila ny sandrinao
Hiondanako
Omeo toky aho
Sao fitahinao
Omeo toky aho
Tsy hanadino anao
Tena mafy izany tia....
Tena mbô tsy lany mamy mintsy ny fahiny :-D
