mbola mikasika ny lhl ihany.

1. sjef ( 04/10/2008 12:51)
Manahoana daholo!
Tsy maninona zah na ho latsainareo eto @ serasera tsy raharahahako .
Fa zah misy zavtr mahagaga ahy @ vadiko foana, isaky ny avy niasa izy de sex foana no tadiavina amiko, de rehefa tsy manome zah de lasa ady be, tsy mifampiteny mihitsy izahay 2 mandritra ny 2j ohatra. tsy andriny mihitsy ny hahaalina ny andro.
De hoy zah eto hoe ary lhl rehetr ve toyu zany sa ny vadiko no andevozina sex? inona tokony hatao@ zany? Amiko rehef hoe mpivady zany tokony hifanaja, rehefa @ atoandro be iny fatokony mba hiandry @ alina vao mifampikatroka , sa ahoana? Tsy mba eritreretiny akory ny tenany reraky ny asa, de mbola hitady zavtr handreraka koa tonga ato antrano? tsy maka aina kely aloha.
répondu par fijo le 06/11/2008 23:29
2. xxx ( 04/10/2008 14:21)
=)) =)) =)) Zah aloha mahita fa ny lhl rehetra mihitsy no andevozin'ny sex fa ny anao zany kosa efa hafa mihitsy.
3. ni81 ( 04/10/2008 14:34)
Raha izaho i sjef dia mifampiresaka tsara ianareo mivady dia mifanazava e! Marina fa ilaina ny firaisana eo @ mpivady ary tena tokony hifanaja tokoa mba ampifandrindrana ny fotoana mahamety azy. Tsy ilay resaka hoe antoandro na alina no tiako ho lazaina eto akory fa maninona kosa moa raha toa ka fotoana mampahamety anareo mivady eo? Ianareo no mahita azy.
Fa izao kosa an! Efa nisy fandaharana t@ télé fa nanana olana ara-tsaina ilay lehilahy izay ary tena nampijaly an'ilay vadiny mihitsy. Dia nanaiky ramose-ny fa hijery psychologue nony farany satria saika hangataka fisarahana ilay vehivavy. Vao miditra ny trano ilay lehilahy dia tsy misy vita mihitsy ny asa ao an-trano fa tonga izy dia tsy manaiky fa dia mitolona be an-dramatoa na iza eo na iza. Fa dia nanaiky izy ny hitsabo tena fa dia niravona ny tokantranony avy eo. Ka sao dia izay no mahazo an'io vadinao io?
4. Herimiafina ( 04/10/2008 14:41)
Omeo nymphomane izy dia ho hitanao fa izy indray no hi-grassy avy eo! :-D
Vazivazy iny fa mety tsy ampy activités physiques hafa angamba razoky. Amin'izany isan'andro izany ve mba miverina indroa na intelo sa indray mandeha dia vita ny baolina anefa? :^)
5. sjef ( 04/10/2008 18:46)
Mba mivavaha ho anah aky nareo eto @ serasera mba ho afaka io problem io zah , satri efa matetika izahay no mifadinika f'izy no efa voa be ny sainy angamba. Aleony ara opana toy zay hiteny aminy hoe zah tsy mahefa.
6. sipagasy ( 04/10/2008 19:43)
oudryyyy asaivo mijery dokotera akia ann, na dia hidio ny trano tsotra izao (hihihih) dia aza vohaina fa sao hahafaty ahy eto ity ianao hoe hihihih, aleoko miaro tena!!!

nataoko sangy zary tenany fa tena aleo izy mitsabo tena akia ann

mahereza
7. ikaretsaka ( 04/10/2008 23:51)
io nge le tsy azoko e.. avy eo izy tsy nahazo de mitady any an-kafa dia wawawa be ndray....
8. sakaizakely ( 05/10/2008 08:25)
Mba mivavaha ho anah aky nareo eto @ serasera


:-D :-D :-D :-D :-D :-D

tsy tanako njay ny hehiko raha tsy iny :-D :-D :-D :-D :-D :-D

alefaso ary @ Fivavahana sy finoana ilay fangatahana fa any be mpivavaka de ho tanteraka anie izany ^:^ ^:^ ^:^

9. xxx ( 05/10/2008 08:29)
rehefa tsy manome zah de lasa ady be


dryyyyyyy ? fa maninn kosa izy no tsy omena :lol: :lol: :lol: :lol:
palelo kosa izy zany kou
aiza izy no tsy hidongy

fa le tsy hifampiteny 2 andro ndray :roll: :roll: :roll: :roll:
mbola tsy matotra ny oul be longilongy amimbady izany
ividiano osy na rameva na omby vavy, rehefa tsy dispo ianao dia mba iny no ataony solony ...
10. haritianah ( 05/10/2008 13:57)
Amiko manokana indray de normale zany, ny olona ts 1/1 samy manana ny maha fanatika azy doly.
Ao ny fanatika na bol na fanatanjantena maro hafa dé ts té hahalala n'iza n'iza izy fa io ary na alina na atoandro dé zay, ao ny fanatika na film de eo fona ao ny fanatika na miasa de asa foana andro amlan'alina, ao ny fanatika na sex de mahafinaritra azy ny vao mahita ny vadiny de zay.
Ts aleo ve aza aky izy fanatika na sex amin dry vadiny toy izay misy aza anie fanatika sex fa amin'olona afa de lasa any @ vhv hafa any izy manao azy.
Sa lé fanatika na toaka no tsara , amiko alou refa zay ny maha fanatika ny vadinao dé tokony anjaranao indray mba mitady fika akafizanao an'lé izy.
Amiko alou zany ohatry ny ts dia iteraka pblm loatra satria aminao vadiny izy no mitady isa minitra ary misy ny lhl tena zay mits no nanambadiany mba manarapo izy @ izay ora ilavany azy.
Ary tadidio fa refa ts akafia ny filany enao de itady any an kafa izy.
Ka asakasakao ihany io efa zay zany no toetrany de enao sisa no erany.
Ts aleo ve zay toa izay toaka é raha amitena vadiny ihany izy no manao azy.
11. ainaheri ( 05/10/2008 16:01)
ikaretsaka:

io nge le tsy azoko e.. avy eo izy tsy nahazo de mitady any an-kafa dia wawawa be ndray....



Voalazanao.... Tsy hay itsony ny atao anay leh itony ee,atao resaka @ ity RS ty,ao ny oe "inn ny ataoko fa ny vadiko tsy mety miaraka amiko ,katsaka voanjobory"!!! ...Zao ndray ka Balita te hianika fona d mahakrizy ,nefa refa mantsaka any ambadika any izy d mimenomenona....ovaovao ny re7 ry Neny d @ zay samy afapo nareo 2 aa!! Tsy aleo kosa ve ny ao antrano folahany toy izay manao gorisagorisa any ambadika any izy? Amin'zay ftona zay angamba tsy hitanao tsony zay atao,d oe andao ndray...tsy mety tsony lery f'efa nahita tsirony any ambadika :lol:

12. ni81 ( 05/10/2008 17:21)
Mba mivavaha ho anah aky nareo eto @ serasera mba ho afaka io problem io zah , satri efa matetika izahay no mifadinika f'izy no efa voa be ny sainy angamba. Aleony ara opana toy zay hiteny aminy hoe zah tsy mahefa.

Ny zavatra atao rehetra rehefa tsy mahalala onony dia lasa aretina, ka tsy maintsy tokony hitadiavana fanafodiny, ary angamba ianao tsy manaiky azy io koa dia efa lasa nisy fiantraikany any an-tsainao any ka tonga dia tsy manaiky foana ianao ary sorena raha vao mahita azy fotsiny. Manatona Dr dia azavao ny olana misy raha toa ka tsy mandeha aza ilay vadinao. Dia mahereza e!
13. ikaretsaka ( 05/10/2008 18:42)
ni81:

Mba mivavaha ho anah aky nareo eto @ serasera mba ho afaka io problem io zah , satri efa matetika izahay no mifadinika f'izy no efa voa be ny sainy angamba. Aleony ara opana toy zay hiteny aminy hoe zah tsy mahefa.

Ny zavatra atao rehetra rehefa tsy mahalala onony dia lasa aretina, ka tsy maintsy tokony hitadiavana fanafodiny, ary angamba ianao tsy manaiky azy io koa dia efa lasa nisy fiantraikany any an-tsainao any ka tonga dia tsy manaiky foana ianao ary sorena raha vao mahita azy fotsiny. Manatona Dr dia azavao ny olana misy raha toa ka tsy mandeha aza ilay vadinao. Dia mahereza e!


rehefa mahazo ka tsy misy olana ny nahazoana mahalala onony foana ka...
matoa ny olona anankiray tsy nahalala onony dia matetika tapohin'ny vao nahazo ilay zavatra izy izay
raha ohatra hoe tsy olana aminao ny fananana sy fividianana kiraro ohatra fa hoe misy sy afaka mividy kiraro arak'izay mahamety azy ianao dia hahalala onony ho azy @ fividianana kiraro.

hitako @ le nipetraka any atsimo ireny izany, taloha tsy mahalala honony voamadilo sy voatsinefy ary sakoa manga izany mihitsy ary mahavatra mandany vola sy mangalatra mihitsy rehefa fotoanan'izy ireny , fa nony hoe misy ao ambadiky ny trano ary dakain'ny alika fotsiny de mijanona ho azy ilay izy!


14. ssendra ( 05/10/2008 19:07)
Fa zah misy zavtr mahagaga ahy @ vadiko foana, isaky ny avy niasa izy de sex foana no tadiavina amiko


mba mazoto homana aminao kosa izy izany e! soit fière....hôrera anie izany hoe tsy manome desire ny vadinao izany tsotry e!:-p
mbola aiza ilay hoe raha vao maheno ny feonao fotsinyaho dia efa te indrindra fa mikasika anao sy mahita anao :^) :-P

de rehefa tsy manome zah de lasa ady be

izany kosa aloha indraindray tsy zakan'ny lay lahilay ilay tsy omena , marina nh voalzan'i ikaretsaka hoe aiza no tsy hitady any ankafa....

Amiko rehef hoe mpivady zany tokony hifanaja, rehefa @ atoandro be iny fatokony mba hiandry @ alina vao mifampikatroka , sa ahoana?

fa angah io misy hoe am alina ihany na maraina ihany na atoandro ihany kosa, rehefa tonga ny désire dia raikitra ary tsy misy olana raha tena mifakatia tsara izy mitsamy fa matoa misy iray tsy mazoto lmihintsy ao dia izy efa tsy dia tena any itsony am vadiny izany na zvtr hafa sa??....

Tsy mba eritreretiny akory ny tenany reraky ny asa, de mbola hitady zavtr handreraka koa tonga ato antrano? tsy maka aina kely aloha.

mba hafa ihany kosa ny havizanana azo avy amin'io fa tsy havizanana otran'ny havizanana rehetra e! havizanana ahazoana aina dia mampatory aza io kou, sa??????
15. mangidy ( 05/10/2008 20:07)
sjef:

Manahoana daholo!
Tsy maninona zah na ho latsainareo eto @ serasera tsy raharahahako .
Fa zah misy zavtr mahagaga ahy @ vadiko foana, isaky ny avy niasa izy de sex foana no tadiavina amiko, de rehefa tsy manome zah de lasa ady be, tsy mifampiteny mihitsy izahay 2 mandritra ny 2j ohatra. tsy andriny mihitsy ny hahaalina ny andro.
De hoy zah eto hoe ary lhl rehetr ve toyu zany sa ny vadiko no andevozina sex? inona tokony hatao@ zany? Amiko rehef hoe mpivady zany tokony hifanaja, rehefa @ atoandro be iny fatokony mba hiandry @ alina vao mifampikatroka , sa ahoana? Tsy mba eritreretiny akory ny tenany reraky ny asa, de mbola hitady zavtr handreraka koa tonga ato antrano? tsy maka aina kely aloha.


Ny hoe andatsa anao kosa aloha tsy de tokony ipetraka akory ny fanontaniana, araka ny stats aloha toa misy taonany ny Lhl manana appetit be, na koa tiany loatra ianao, fa tsy misy oh mifampiresaka aloha e! azavao azy fa na hoe devoire aza ilay izy tokony hajainy ianao raha tsy vonona nohn'ny antony samihafa.Mahereza e! fa tandremo ihany koa ilay fandavana azy fa sao de mitatra zavatra hafa, ka animba ny tokotranonareo!
16. sytl ( 06/10/2008 08:36)
sjef:kou tsy zaranao marina ary v any aminao izy no manao izany sy mi insiste,sady vadinao iny kou in mou ny olana?,lehilahy tsy manana ary ef tsy fidiny!.@ manaraka refa avy miasa izy de enao ndray no miteny hoe :"aona?raikitra??ataovy leo ndray é!!! :wink:
17. rapala ( 06/10/2008 12:39)
sytl: miray hevitra aminao za, marina e! 8)

ka araka ny tenin'i mangidy, rha tsy homenao izy d mety ho lasa any an-kafa any lhl ange izy e, olombelona ihany koa, dia vao miasa gravy be, tsy mifampiresaka mandrakizay intsony nareo raha lasa any an-kafa any izy, eritrereto kosa izany aloha e....active be ny tersterone-ny... raha ho entinao any @ dokotera izy ka mihena be eo io d tsy ahazo matetika intsony enao, dia hiady indray!!!!

Marina ihany koa ny tenin'i herimiafina, mety tsy ampy activité izy,na fizika izany na ara-kolotsaina, tsy afak'ando izy fa tokony hanao zavatra hafa miints
18. ikaretsaka ( 06/10/2008 15:45)
rapala: @ le activite indray dia hiala any sh'aveo ny hoe "laozan'ilay vadiko variana @ activite-ny any ry 'reto fa tsy mba mijery anahy mihitsy an"
tsy hita intsony izy ity e..
19. rapala ( 06/10/2008 16:16)
ikaretsaka: 'you can't win' hoy ilay fiteninareo amerikana izay moa.. hihihi
ka marina daholo ange izany e, tsy ho afapo ny olombelona na inona miseo na inona mitranga e, tokony mba hifaliana izay eo sy izay azo (izay ny ahy ny motto-ko) fa hilaina kosa aloha ny fialam-boly e!
20. haritianah ( 07/10/2008 10:58)
asa alou rà misy mitovy hevitre amiko; Rà zà manokana alou Raha bandy mbola sipako no manao toa izany dia mety ho ratsy saina ao no mety hiasa loha mafy satria sao de sex ihany ary no isipan'ity amiko fa refa vady zany ts tokony ho problèmes mits.
Ny ataonao fotsiny refa indraindfray mba ts té enao de mitadiava zvtr iharahanareo mi occupé de variana eo nareo.Fa refa tsis tokoa alou ny atao aleon'ny lehilahy manao an'io.
Ty kotoa ary tapahanao ny filany be loatra an'io zvtr io de mety hivadika zvtr hafa mits izy.
Eto alou tsy hisy andatsa anao @ zany fa torohevitra sy vinavina no ifanakalozana é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2297