mbola mikasika ny lhl ihany.

21. xxx ( 09/10/2008 08:56)
le izy tsy azo iresahana alo dia mahalasa saina e, ngah de tsy misy zavatra ao anaty loha raha tsy izany kosa e, marina ny an'i sjef fa vizana iany ny farany raha efa ho lava izao.
za taloha nanana sipa dia otran'izay, niara-nipetraka mitsy manko, maraina-atoandro-hariva otry ny fnfd ny dokotera, lanaka tanteraka dia nitady vahaolana, tena mamizana io an!! ny resaka tsy nandraitra fa nahazo menace ny tena oe andeha any ankafa aho refa tsy zakanao, tena reraka be tsy nazaka ny aiko ka hany saika niala moramora, refa itany fa vonona ny hande aho vao nilaza ny hiova izy, nefa niverina iany lay fombany afaka andro vitsivitsy, niala iany aho ny farany fa mety efa obsession ny azy nefa tsy mahatsapa tena .
za tsy milaza oe misaraha an, fa andramo daolo ny resaka rehetra, ary ataovy mazava be fa mihatra aman'aina io an !!! ary refa tena reraka enao dia ho avy am zay ny infection sns fa tandremo.

courage ee
22. fijo ( 06/11/2008 23:29)
le sipa koa anie olana e,tsy manao ny lahy,oaoaoaoaoaoa,mitady lava hoehoehoehoe,inona ihany,sao dia ianareo no mila mitsabo vava???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5666