Matetika...
1. ni81
(
03/10/2008 06:52)
Mba lasa ny saiko manontany hoe: misy mpivady ve mitovy toetra? sa ny mifanohitra.
Ohatra:
- ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama
- madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ilay olona miresaka aminy.
Samia milaza izay heviny.
Ohatra:
- ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama
- madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ilay olona miresaka aminy.
Samia milaza izay heviny.
répondu par endrika01 le 08/10/2008 04:48
2. tslem
(
03/10/2008 06:57)
Raha ny fahitàko azy dia misy toetra iraisana ny mpivady fa tsy voatery mitovy,ary @ maha-mpivady ny mpivady dia angamba afaka mifanaraka foana izay toetra misy eo,ahoana ny hevitry ny hafa?
3. Noue
(
03/10/2008 07:18)
ni81:dia angamba mety hoe hihanarana ilay toetran'irey ????? @ zay mba mifankahazo tsara ?????asa aloha eeeee
Mba lasa ny saiko manontany hoe: misy mpivady ve mitovy toetra? sa ny mifanohitra.
Ohatra:
- ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama
- madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ilay olona miresaka aminy.
Samia milaza izay heviny.
ohatra koa izao hoe raha tsy be resaka ilay ramatoa dia lasa tsy be resaka koa ilay vadiny????? na vice versa ??????
:-D :-D :-D :-D :-D
4. vale
(
03/10/2008 11:34)
ni81:1)Ié, misy mpivady mifanohitra toetra, fa saingy misy point commun ihany de izay no mampateza azy. Ohatra izao ny papako tsy be teny lotra, anefa mamanay mifanohitra, tena tsy mangina izany mihintsy enao raha vao eo mamanay, sady mora mi-sympathiser aman'oul, vetivety mihintsy ah! hihihi
Mba lasa ny saiko manontany hoe: misy mpivady ve mitovy toetra? sa ny mifanohitra.
Ohatra:
- ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama
- madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ilay olona miresaka aminy.
Samia milaza izay heviny.
Fa na dia mifanohitra aza ny toetran'izay mivady dia misy ny zavatra hiraissana, ohatra ny fikambanana isankarazany hiaraha-manao, eo amin'ny fomba fitaizana, mitovy fitondra, dia izay.Tafiaraka maharitra foana na izany aza.
2)Misy indray tena mitovy toetra, samy tsy de be teny, na samy be resaka, fa ny loza ilay samy be resaka matetika ireny miady foana satria samy te hohainoana, ttsinona.:lol::-w:lol:
5. ni81
(
03/10/2008 11:35)
2)Misy indray tena mitovy toetra, samy tsy de be teny, na samy be resaka, fa ny loza ilay samy be resaka matetika ireny miady foana satria samy te hohainoana, ttsinona.:-D :-D
6. simplex
(
03/10/2008 11:44)
matetika mifameno no mpivady.
Ny iray mora tezitra ohatra, dia ny iray manao ze tsy hitrangan'le zavatra mampatezitra azy/ mampitony na otr'zany.
Ny iray mpandany vola ohatra, dia ny iray mpanjaitra akotry :)
ny iray tenda-kanina, dia ny iray mazoto mahandro hanina :P
ny iray reraka lava, dia ny iray mandreraka lava :lol: :lol:
ny iray be torimaso,dia ny iray manao izay tsy hampatory ny iray :-P
sy ny maro hafa koa ;-)
8. vale
(
03/10/2008 13:15)
fahamarinana & ni81: marina e, miady fona za mafantatra mpivady otranio manko! :lol: :lol: :lol: :oops:
9. ni81
(
03/10/2008 13:33)
matetika mifameno no mpivadyio no hitako fa tena marina.
Ny iray mpandany vola ohatra, dia ny iray mpanjaitra akotryi simplex ilay manjaitra akotry sa atody? :-D
ny iray tenda-kanina, dia ny iray mazoto mahandro hanina
ny iray reraka lava, dia ny iray mandreraka lava
ny iray be torimaso,dia ny iray manao izay tsy hampatory ny iray
12. ainaheri
(
04/10/2008 06:03)
ni81:
Mba lasa ny saiko manontany hoe: misy mpivady ve mitovy toetra? sa ny mifanohitra.
Ohatra:
- ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama
- madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ilay olona miresaka aminy.
Samia milaza izay heviny.
Tena marina tkou io an,za mahita fa toa mifanohitra fona ny mpivady,asa zay angamba ny lahatr'Atra? Satria manko ra samy be vava sy be tsy miteny toa tsy lasa ndray............... Ny ahy ngamba mety ireny veh tsy azo andaharana ireny hihihi
13. ikaretsaka
(
05/10/2008 00:26)
le manambady olona manao haro-doa body ireny no tsy laitra e...
tsary misy tavela mihitsy
tsary misy tavela mihitsy
14. ni81
(
05/10/2008 05:25)
le manambady olona manao haro-doa body ireny no tsy laitra e...:lol: :lol:
tsary misy tavela mihitsy
16. ikaretsaka
(
05/10/2008 14:38)
imagineo hoe maka hariona de goaka ny vodiny e de iny lohalohavina avy any an-tsena
de ze vola ampidirinao ao na zavatra dia mivoaka eo @ le goaka foana .. dia ianao iznay mieritreritra ny hoe ao ny fananaka kay efa raraka @ tany.
de ohary @ vady @ izay: le anankiray mba mifofotra mmafy mikandra sns.. fa lanin;ilay 1 @ rendrarendrany fotsiny

17. tywa68
(
06/10/2008 09:31)
mahita lazaina koa ry simplex sy ika (tena histoire vécue zany sa hita t@ film ireo ?)
Ilay mpivady amiko d mahay mifanaraka eny ihany na d tsy d tena d'accord aza = misy 1 mahay mandefitra foana (tokony mahay) :D
Ilay mpivady amiko d mahay mifanaraka eny ihany na d tsy d tena d'accord aza = misy 1 mahay mandefitra foana (tokony mahay) :D
18. ikaretsaka
(
06/10/2008 15:29)
tywa>fiteny any aminay any ny hoe Ra anona haron-doabody be.. ka mahatonga an-dry zareo manao bon sy maka avance @ karama foana
20. anjaro
(
07/10/2008 12:53)
Ny hitako aloha rehefa elaela an, dia mifamindra sy mifanahaka ny toetran'mpivady fantatro na @ toetra tsara io na ratsy.
Ianareo koa ve tsy mahita hoe misy ny mpivady no mitovitovy endrika? Mba diniho ange é!
Ianareo koa ve tsy mahita hoe misy ny mpivady no mitovitovy endrika? Mba diniho ange é!