Matetika...

21. tywa68 ( 07/10/2008 13:40)
Anjaro : mitovy endrika ?? mbola tsy nahita aloha aho e na d mijery fitaratra elabe aza :lol:
22. fahamarinana ( 07/10/2008 14:15)
:arrow: :-D angamba kosa hoe misy air de famille e fa ny mitovy endrika tanteraka toa hafahafa ihany. :) (l)
23. ni81 ( 07/10/2008 16:33)
angamba kosa hoe misy air de famille e fa ny mitovy endrika tanteraka toa hafahafa ihany.
io tokoa no toa misy angamba :)
24. endrika01 ( 08/10/2008 04:48)
ni81:
Mba lasa ny saiko manontany hoe: misy mpivady ve mitovy toetra? sa ny mifanohitra. Ohatra: - ramose be tsy miteny beuu, dia toy izany koa madama - madama sarika beuu, fa ramose zara raha mijery ilay olona miresaka aminy. Samia milaza izay heviny.
Misy ramatoa fanjaikely fa rangahy norma be.Fa manana point commun kosa ry zareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4209