Mila fanampiana

1. Randria2007 ( 02/10/2008 14:18)
Mbô ampio kely za zareo fa raha lany @ desambra ny licence antivirus-ko de miàbànà eo zà.
Kanefa ry zalà sasany tô mitady an'izay @ le oe fitadiavana crack?
Azo tadiavina ve izany? De aôna ny fitady azy?
Mandra-panoratra e!
répondu par Randria2007 le 07/10/2008 07:52
2. Ralay ( 02/10/2008 16:50)
Inona ny antivirus ampiasainao? Efa betsaka koa ny antivirus gratuit @izao fotaoana izao ka maminona raha ireny no ampiasaina fa tsy mena mitaha @ payant (Avast; Antivir,....). Fomba hafa koa dia désinstaller-o ilay izy de avereno installer-na avy eo fa mahazo3mois gratuit enao. (oh: Norton) :-P
3. vale ( 03/10/2008 11:40)
Slt! ny ahy koa dia anti-virus lé gratuit no ampiasaiko> Avast, dia niova Norton kely njay aloha! hihi!
4. fahamarinana ( 03/10/2008 12:02)
:arrow: ny ahy avast (gratuit )koa dia nijanona tamin'izay ,efa 5 taona zao tsa nanana soucis mihintsy fa manao ré-enregistrement isaky ny 14 mois angamba izay raha tsy diso ny fitadidiko...fa tsy tafa ilay mividy isan-taona fa manify arô ny poketra.
ralay:
désinstaller-o ilay izy de avereno installer-na avy eo fa mahazo3mois gratuit enao

:arrow: zany ve ? zà aloha tsy nanandrana fa noheveriko fa manao ré-install ny systeme vao miverina ilay 3 mois io...Somary mi-rame kely zay ny ahy nisy norton nefa zao mitsaitsaika tsara ery. (l)
5. ni81 ( 03/10/2008 12:23)
ny anay koa dia avast!
6. fahamarinana ( 03/10/2008 12:33)
:arrow: raha mi-interesser any randria dia ito ilay rohy http://www.avast.com/fre/download-avast-home.html (l)
7. Randria2007 ( 07/10/2008 07:42)
fahamarinana:

:arrow: raha mi-interesser any randria dia ito ilay rohy http://www.avast.com/fre/download-avast-home.html (l)


Misaotra betsaka fa tena manja ny fiarahamiasa
:lol: :lol:
Efa nampiasa avast iany za taloha saingy misy virus tsy itany de teo ny naha fay zaho
Na izany aza misaotra e
8. ni81 ( 07/10/2008 07:45)
Efa nampiasa avast iany za taloha saingy misy virus tsy itany de teo ny naha fay zaho
Na izany aza misaotra e
ie misy tsy hitany indraindray ny virus fa zà koa tratra, fa mba manao scan matetika dia amboariny eo foana e
9. Randria2007 ( 07/10/2008 07:52)
Misaotra zareo fa manja ny fiaraha miasa a
Nampiasa Avast za taloha saingy fay satria misy virus tsy itany. mampiasa connection mantsy za ary AVG no ampesaiko zao. Misaotra na zany aza e.
ny antivir zao no mba itako hoe tena milay ka io angamba no ampiasaiko ankoatra an'ilay oe desinstaller na de maazo 3 mois .Misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1683