Fifaninanana Kilonga 2009

1. ikalamako ( 30/09/2008 12:04)
Fifaninanana mahakasika ireo manana zanaka kely, karakarain'ny vohikala Kilonga.com. Amin'ny teny vahiny ilay izy ka http://kilonga.wordpress.com/appel-a-temoins/
2. karinah ( 30/09/2008 15:26)
ooohhh, ts mety tsony nenay!!!lol!
3. ikalamako ( 30/09/2008 20:47)
hatraty io ry karinah, fa saika mba hanao risoriso hoe sarin'le zaza efa demoiselle ankehitriny fa tamin'izy 1 taona no alefa - hahahaha
4. ari.malala ( 01/10/2008 11:02)
ikalamako, misaotra nizara, fa afaka mametraka fanontaniana amnao eto ve sa any amin'ilay adiresy mailaka no manoratra?
5. ikalamako ( 01/10/2008 14:38)
ari.malala : zah akia nampita hafatra ka sao tsy afaka hanome valiny mahafa-po an-i toi, fa misy adiresy sy fametrahana hevitra akia ao amin'io pejy io dia mba anontanio ao a.
Nefa apetrao ihany koa sao dia azo ahodina any amin'ny tompon'andraikitra ny fanontaniana dia aterina eto ny valiny sao mahasoa ny rehetra.
Dia kiss njy.
6. ari.malala ( 02/10/2008 07:05)
ikalamako, misaotra indray :) fa ny tiko anontaniana de le hoe les membres de la famille sont acceptées zany hoe afaka miara maka sary amle zaza v zany? :)
7. ikalamako ( 02/10/2008 20:11)
ari.malala : toa ie no valin'io fanontanian-jy io. Anontaniako ihany fa raha tsy miverina eto aho manitsy dia marina izany ny valintenintsika roa. :)
8. endrika01 ( 08/10/2008 14:26)
Fifaninanana mahakasika ireo manana zanaka kely, karakarain\'ny vohikala Kilonga.com. Amin\'ny teny vahiny ilay izy ka http://kilonga.wordpress.com/appel-a-temoins/
Alefaso malaky ry Maman rehetra ny sary,fa zay maika hijely an leu bébé croquant,hi hi hi (l)
9. karinah ( 09/10/2008 15:08)
ikalamako:

hatraty io ry karinah, fa saika mba hanao risoriso hoe sarin'le zaza efa demoiselle ankehitriny fa tamin'izy 1 taona no alefa - hahahaha



:-D :-D :-D :-D :-D ikalamako!!!!!!!!! :^)
10. tsiambaratelo ( 16/10/2008 06:44)
ikalamako:
Fifaninanana mahakasika ireo manana zanaka kely, karakarain\'ny vohikala Kilonga.com. Amin\'ny teny vahiny ilay izy ka http://kilonga.wordpress.com/appel-a-temoins/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2926