tandomerina
1. kalm
(
26/09/2008 12:09)
Tsy fantako aloha na io tandomerina tokoa no fiantsoana azy, ary ny anarany @teny frantsay koa tsy fanatako. Fa ho hazavaiko le izy.
Rehefa @ fotoana mangatsiaka ny andro iny no matetika mitranga amiko izy ity, zany hoe rehefa mivoaka maraina,ka mandeha tongotra,de mitsimotsimoka aloha ny fiandohany, de mangidihidy avy eo,ny tongotra( fe), ny vatana,ary raha vao kakaorina de mitatra le izy ary miafara mibotsina2 ny avy eo, fa rehefa mafana ny andro na mahazo hafanana zah de afaka le izy.
De ny fanontaniako de zao:
1- inona no anaran'izy io na @ teny gasy na frantsay.
2-Mety misy fomba azo isorahana azy ve? satri na manao lamba mampafana be aza zah de mbola tratrany ihany, de menatr'olona le mihaotra iny.
3-inona koa no mahatonga azy io?
Zay fa misaotra mialoha @ zay mazoto mandray anjara mamaly.
Bonne week end daholo.

répondu par niryna le 04/10/2008 01:43
2. ni81
(
26/09/2008 12:23)
ka maninona raha manatona dokotera e!
Toa tandomerina daholo no filazan'ny gasy an'ireny na azo avy @ tsy fahazakana sakafo izy na azo avy @ rà maloto na koa azo avy @ tsy fahazakàna rivotra niainana.
Toa tandomerina daholo no filazan'ny gasy an'ireny na azo avy @ tsy fahazakana sakafo izy na azo avy @ rà maloto na koa azo avy @ tsy fahazakàna rivotra niainana.
3. ainaheri
(
26/09/2008 12:37)
Tsy otran'ny alerzika rehetre ve io ee?? Manantona marina Dokotera mba sitrany ahay fantatrao ny fotony!!!D kalm otran'ilay ps enao refaveo :lol:
4. kelly13
(
27/09/2008 11:08)
urticaire ny anaran'izy ireny ra tsy diso aho! karazana allergie le izy! za kou voan'izy io matetika fa ny fanaovako azy d manao creme. tena masosotra tkou zlou refa voan'io e :x
5. fahamarinana
(
27/09/2008 12:43)
:arrow: sady nareo ve tsy mba mahita fa nony nipetraka taty ivelany dia lasa be allérgies zany koa ? pollen e,hatsiaka e,hafanana e,manginy fontsiny ny avy amin'ny sakafo...asa i calm na aty ivelany na any dago fa aleo manantona dr tokoa fa misy test azo atao betsaka ahafantarana hoe avy amin'ny inona marina dia arak'izay koa ny ody omeny anao. (l)
6. ni81
(
27/09/2008 12:48)
sady nareo ve tsy mba mahita fa nony nipetraka taty ivelany dia lasa be allérgies zany koa ? pollen e,hatsiaka e,hafanana e,manginy fontsiny ny avy amin'ny sakafo...asa i calm na aty ivelany na any dago fa aleo manantona dr tokoa fa misy test azo atao betsaka ahafantarana hoe avy amin'ny inona marina dia arak'izay koa ny ody omeny anao.ary noheveriko fa izaho ihany no tratran'izany ange e! Isaky ny printemps aho dia voa foana, nefa taloha tsy mba naninona mihitsy. Dia hoy ny Dr hoe allergies @ pollen ianao. Mihevina foana dia mangidihidy ny maso, dia mitsonika ny orona avy eo. Dia raha vao tsy mahatanty ilay hidihidy ka mihaotra dia mivonto be mihitsy iny sisin'ny maso rehetra iny. Azo atao aty ny manao fitiliana hoe inona no tsy zakanao fa mbola kamo aho dia navelako @ zao. :)
7. fahamarinana
(
27/09/2008 13:05)
:arrow: ka zay mihintsy nefa ampahafirin'ny pollen hita tany dago fa aty lasa manahirana be...sady lasa ratsy tarehy rehefa tratrany izay an,menamena na maso na vatakorona... :) (l)
8. diamondra27
(
27/09/2008 13:21)
aerius no fanafody omen'i radoko fa mandehana mijery dr sao zavatra hafa tsy vitan'izany aerius zany
le alerzia koa misy karazany maro
za zao vao haingana no nilazan'oul we ireny marary tenda lava ireny hono misy we tsy aretitenda raha maina le tenda , tsy mikohaka fa mety ho alerzia ka sao de manao fausse piste. de mankany am dr ihany no fanafodin'io fa tsy mahazo manao dr tena.
le tandimerina aloha de matetika azo amin'ny sakafo tokoa oh we ninana crustace sns de toa voasary makirana no aositra aminy aloha, zaraina 2 de osorana am le faritra menamena iny, mangirifiry kely aloha an., fa aza mionona amin'io citron io an , juste we renfort fotsiny io

9. Herimiafina
(
27/09/2008 16:40)
Urticaire, polaramine, allergie alimentaire, marary aty, sns..... :^)
Aza atao ratsy tsabo fa mivadika any anatiny, amin'ny tenda ka manempotra. :^)
Aza atao ratsy tsabo fa mivadika any anatiny, amin'ny tenda ka manempotra. :^)
10. tsidina
(
27/09/2008 17:34)
[quote=fahamarina, ie , Mamaay koa manko voan'izy io ,de zah . Zah tonga aty andafy zao ary de lasa allergie n'Pollen koa, de tena sahirana sy mijaly ka. Tsy mahita tory tsara @ alina. F'iny ndray efa fantako ny fanafody ho hanina @'izy iny.
Eny tokoa re, any dago tokoa re misy io pollen io fa ny tena tsy allergie zany.Zah mieritreritra hoe any dago ny tena misakafo naturelle ( sans produit chimiq, sady naturelle daholo) de tsy fragile ny vatana.
Sa ahoana ? hoan'zay manana specialite fitsaboanan zao mety mahalala bebekokoa an'izy io.

11. booboo
(
30/09/2008 16:11)
Tsy uriticaire ve raha tandimerina - fa tsy tandomerina izany - noho ny hatsiaka ?
Dia fanafany, mihosotra crème hydratant satria lanin'ny hatsiaka ilay hoditra dia déshydraté, dia miteraka ilay mangidihidy sy bonibony sns...
Dia fanafany, mihosotra crème hydratant satria lanin'ny hatsiaka ilay hoditra dia déshydraté, dia miteraka ilay mangidihidy sy bonibony sns...
12. tsiambaratelo
(
02/10/2008 12:08)
kalm:raha ohatra ka avy @pollen na sakafo na aretinaty na fahalotoany ra,ny nahatonga ilay tranga dia ny fanafody manasitrana azy ireny haingana be de ny CLARITINE @boaty tsy de lehibe zay izy,comprimé,efa voasoratra ao @notice ao wé 2/jours na 3. Nisy namako tsy mahataty miray rano @olona hafa refa milomano na @ranomasina na piscine,tonga d misy botsina kely bdb de mivindambindana hoatry ny voany fanday ireny ny vatany iraimantolo,mangidihidy be mahalasa adala mintsy!Tena vetivetikely de sitrana. De misy kou le tsy mahataty volon-tsoavaly na allergique fa na eny @5m aza tonga de bongo ny maso de manerana ny tena mantolo @zay le hidihidy,nasiana creme fa vao maika loza! Efa io ambony io lay fanafody e mba handramo aminao koa. (CLARITINE) :D
Tsy fantako aloha na io tandomerina tokoa no fiantsoana azy, ary ny anarany @teny frantsay koa tsy fanatako. Fa ho hazavaiko le izy. Rehefa @ fotoana mangatsiaka ny andro iny no matetika mitranga amiko izy ity, zany hoe rehefa mivoaka maraina,ka mandeha tongotra,de mitsimotsimoka aloha ny fiandohany, de mangidihidy avy eo,ny tongotra( fe), ny vatana,ary raha vao kakaorina de mitatra le izy ary miafara mibotsina2 ny avy eo, fa rehefa mafana ny andro na mahazo hafanana zah de afaka le izy. De ny fanontaniako de zao: 1- inona no anaran\'izy io na @ teny gasy na frantsay. 2-Mety misy fomba azo isorahana azy ve? satri na manao lamba mampafana be aza zah de mbola tratrany ihany, de menatr\'olona le mihaotra iny. 3-inona koa no mahatonga azy io? Zay fa misaotra mialoha @ zay mazoto mandray anjara mamaly. Bonne week end daholo.
13. kalm
(
03/10/2008 19:37)
tsiambaratelo:
[quote=kalm] Tsy fantako aloha na io tandomerina tokoa no fiantsoana azy, ary ny anarany @teny frantsay koa tsy fanatako. Fa ho hazavaiko le izy. Rehefa @ fotoana mangatsiaka ny andro iny no matetika mitranga amiko izy ity, zany hoe rehefa mivoaka maraina,ka mandeha tongotra,de ny CLARITINE
Misaotra betsak andry akia,
14. niryna
(
04/10/2008 01:43)
fahamarinana:
:arrow: sady nareo ve tsy mba mahita fa nony nipetraka taty ivelany dia lasa be allérgies zany koa ? pollen e,hatsiaka e,hafanana e,manginy fontsiny ny avy amin'ny sakafo...asa i calm na aty ivelany na any dago fa aleo manantona dr tokoa fa misy test azo atao betsaka ahafantarana hoe avy amin'ny inona marina dia arak'izay koa ny ody omeny anao. (l)
marina izany satria fony tany dago hianao dia efa niaina tamin'ireo karazana rivotra misy ny hazo ,ny voninkazo,ny bozaka sns fa rehefa ela ny ela tonga any ivelany dia tsy zatra tamin'ilay rivotra niainana taloha intsony.
toy izany koa ilay olona lasa feno mpanda ny tarehiny,tsy mba nanosotra menaka fiarovana ny tava izy tany dago (bain de soleil,na sun cream) fa toa mandeha fotsiny,hitan'izay nanao elo taiza ? ny tanora ve dia hivaky loha tamin'izany ? dia ireny mitambatra dia mahatonga ilay tasy mivoaka amin'ny tarehy,miampy ny aretim-bavony sy aty sns .
Raha toa ka mangatsiaka ny andro ka manao pantaloha double ohatra ny iray cotton (ireny fanao anaty ireny) dia tsy maninona ihany fa misy olona manao ba collant dia tsy afaka miaina ilay hoditra hoy ny dokotera ,indrindra moa fa tsy cotton fa nylon ilay izy dia izay koa no antony iray mahatonga ilay hidihidy,aza manao ba manify ireny raha ohatra ka manao pantaloha fa tsy afaka miaina ny hoditra.
Dia rehefa alina dia hosory vaseline( io dia mora no sady fanafody amin'ny zavatra marobe (toy ny molotra vakivaky, ahositra ny manodidina ny maso koa rehefa hatory dia tsy mikentrona ny maso rehefa lehibe,azo am-piasaina amin'ny volomaso ambony koa mba tsy hipelipelika ilay volo ,raha tiana hiolana kely koa ilay volomaso manodidina ny maso ambony iny dia osorana vaseline kely fotsiny dia asiana rano kely e,dia aholana amin'ny sotrokely na raha tsy manana ilay fitaovana fa toy ireny manao solona volomaso ireny no mijanona miolana eo foana hi,hi( secret avy aty amin'i niryna io) , ilay olona toa voan'ny tandomerina,mangidihidy ny faritra voatokana fa tsy ny rehetra ary mivadika mainty ilay izy rehefa hatrorina,io ihany no fanafody nomen'ny dokotera dia afaka.
Misy fanafody manala ireny hidihidy ireny koa na mividy lotion dia asiana menaka kely an-jaza(baby oil) dia avy eo asiana kely glycerine fa manampy koa .