Sao mba fantatrao?

1. rova30 ( 25/09/2008 13:36)
Ho an'izay aty France:

Otran'ny naheno aho ( efa ho roa taona izay) hoe:Misy vol direct Marseille~~Tana ?? Ka asa raha efa nisy nandeha na mba izay afaka manome sopapa ,tena miangavy! Ary hisaorako be dia be eran'ny satroka mihintsy raha afaka hanampy ianareo.


:)
répondu par Ralay le 28/09/2008 07:08
2. xxx ( 25/09/2008 13:47)
tena misy io vol io kah ! ny rahavaviko zao tonga anio alina am io vol io satria manakaiky ny zanany any mont..niala anikeo maraina dia tonga anio ihany.
http://mada.forumactif.com/pour-ceux-qui-veulent-y-aller-f2/billets-et-horaires-air-mad-t564.htm
3. xxx ( 25/09/2008 13:47)
Air Mad io
4. rova30 ( 25/09/2008 19:35)
xxx :Misaotra betsaka!

Tonga dia ao @ ilako azy mihintsy ilay Jereo eto-nao.
^:^ Mankasitraka e! ^:^

Izay aloha fa izao aho vao hijerijery any ;-)
5. kelly13 ( 26/09/2008 05:52)
le izy tsy marseille tena marseille fa any vitrolles a! ra tsy manana fiara enao d mila mandeha navette d maharitra eo @ 3/4 d'heure eo.
6. rova30 ( 26/09/2008 08:24)
Salut kelly!

Tsy misy olana ny andehanako any @le vitrolles, fa tena tsara ho fantatra mialoha ihany hoe mbola mila mandeha 3/4 d'heure :arrow: ny tara avion mantsy no tena tsy laitra @ iny ;-)

Mbola mila hijery carte indray izany aloha.

A+ :)
7. tsiambaratelo ( 27/09/2008 07:50)
xxx:
tena misy io vol io kah ! ny rahavaviko zao tonga anio alina am io vol io satria manakaiky ny zanany any mont..niala anikeo maraina dia tonga anio ihany. http://mada.forumactif.com/pour-ceux-qui-veulent-y-aller-f2/billets-et-horaires-air-mad-t564.htm
Refa volana inona ry reto,no lafo be ny billets,misy an le season,season io,raha mba misy afaka manampy,tonga de hararaotiko eto kou,fa vao hanokafana dinika hafa indray ve?Misaotra ! :D
8. xxx ( 27/09/2008 08:10)
tsiambaratelo:

Refa volana inona ry reto,no lafo be ny billets,misy an le season,season io,raha mba misy afaka manampy,tonga de hararaotiko eto kou,fa vao hanokafana dinika hafa indray ve?Misaotra ! :D
ny volana juillet-août-decembre no tena lafo indrindra...zao efa nidina be ny vidiny..


9. tsiambaratelo ( 27/09/2008 10:51)
xxx:

tsiambaratelo:

Refa volana inona ry reto,no lafo be ny billets,misy an le season,season io,raha mba misy afaka manampy,tonga de hararaotiko eto kou,fa vao hanokafana dinika hafa indray ve?Misaotra ! :D
ny volana juillet-août-decembre no tena lafo indrindra...zao efa nidina be ny vidiny..






Misaotra an i xxx,misy ho dinihana tsara e :D
10. endrika01 ( 28/09/2008 03:40)
Angaha i tsiam/ te hanidina.(voyage) :-P
11. Ralay ( 28/09/2008 07:08)
4. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 26-09-2008 07:52:48
Lohateny : Re : Sao mba fantatrao?
le izy tsy marseille tena marseille fa any vitrolles a! ra tsy manana fiara enao d mila mandeha navette d maharitra eo @ 3/4 d'heure eo.


Marignane no misy ny aéroport any Marseille izany hoe commune-n'ny Vitrolles fa tsy tena Vitrolles :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5728