zao v no atao oe maso b tsy mahita sa ahona...

1. naughtyboy ( 24/09/2008 16:25)
http://uk.youtube.com/watch?v=qnYKa2n47-4
ahona ny hevitrareo @ zao asa na illusionist na fahaizana mifehy ny gravitation ..tsy hay2 tsony fa mahavarina e :-D
répondu par tsiafoi1 le 25/11/2008 14:19
2. naughtyboy ( 24/09/2008 16:29)
ary avy eo de zao http://uk.youtube.com/watch?v=ZlIwcVAxZsU
afaka mitsingevana ko enjana le kofa kle =))
3. orona ( 24/09/2008 16:31)
flim efa nande
4. naughtyboy ( 24/09/2008 16:35)
nande taiza?lazao
5. orona ( 24/09/2008 16:38)
tao @ hatsikana sy lalao -- zahao
6. ikaretsaka ( 24/09/2008 16:54)
efa anndeha tao @ hatsikana sy lalao sy fivavahana sy finoana ny momban'i chris angel sy ny momba azy rehetra
izay le hoe zahao kosa aloha fa manjary manao diska gika ra noty a
7. tsiambaratelo ( 24/09/2008 16:59)
naughtyboy:

ary avy eo de zao http://uk.youtube.com/watch?v=ZlIwcVAxZsU
afaka mitsingevana ko enjana le kofa kle =))



Fahaizana:-D angamba don :-D
8. tsiambaratelo ( 24/09/2008 17:05)
naughtyboy:

http://uk.youtube.com/watch?v=qnYKa2n47-4
ahona ny hevitrareo @ zao asa na illusionist na fahaizana mifehy ny gravitation ..tsy hay2 tsony fa mahavarina e :-D



Manao yoga,hi hi hi Angel marina kou :-D
9. naughtyboy ( 24/09/2008 17:28)
ka refa nahita nge lisany ry orona sy ika tsy terena ijery tsony e,fa za zao vao zao no nahita an'io de zay zany,ny goaka @ lisany mety mbola vao aminay ary za tsy mbo mijery ze efa lasa fa ny mbola tsy hita no zahaviko..
10. naughtyboy ( 24/09/2008 17:33)
tsiambaratelo > illusionist le bandy io ny fahalalako azy fa lasa saina ihany za @ le eny ambony rano oe @ fomba ahona? :-D
11. tsiambaratelo ( 24/09/2008 18:14)
naughtyboy:

tsiambaratelo > illusionist le bandy io ny fahalalako azy fa lasa saina ihany za @ le eny ambony rano oe @ fomba ahona? :-D



Manana sekire b1 gard1 izy kou
12. ikaretsaka ( 24/09/2008 18:22)
naughty> de mba jerena aloha hoe efa nandeha ve le film (mba mijery archives any) vao mitatitra e
raha hoe vaovao amin'ialahy irery le izy nefa lazain'ialahy @ be sy ny maro efa nahita de inona no dikany?

mitovy @ ohatran'ny hoe mba niditra am-piangonana iray izany ialahy indray alahady de nahazo ambiansa be avy anty any de miteny @ le olona mpiray fiangonana avy eo hoe misy dabilio ao am-piangonanareo! :-D :-D de miangavy an'ireo hitehaka ho an'ialahy
de hanantena ve ialahy fa hitehaka ireo ?
hm??
13. naughtyboy ( 24/09/2008 19:13)
ze efa nahita nge less de ekena zay tsisy olana fa misy ko ny mbola tsy nahita ataoko fa tsy olana ko zay sa v tsy maintsy ho olana =)) =))
azafady kalongany fa isaky ny mandray oh. ika de tsy azoko mintsiny za ngambany no votsa sa asa..ozy ika
"mitovy @ ohatran'ny hoe mba niditra am-piangonana iray izany ialahy indray alahady de nahazo ambiansa be avy anty any de miteny @ le olona mpiray fiangonana avy eo hoe misy dabilio ao am-piangonanareo! de miangavy an'ireo hitehaka ho an'ialahy
de hanantena ve ialahy fa hitehaka ireo ?
hm?? "
hiditra any ampengonana v za de tehaka no zahaviko sao de mba lasa lavitra le oh. foronina satria tsy hisy eritreritra takzany ho tanteraka mintsiny,de ao ko zany vitsika sy petrole,mamo mananatra boiaikely sns..tsy mety mazava fa ampio za e ,ataovy tsotsotra @ manaraka fa tsy mety takatra=))
14. ikaretsaka ( 24/09/2008 19:18)
ok aleo ary atao hoe tapohany vao niditra ampiangonana ialahyt de avy eo ialahy hiteny amin'ny mpiangona ao sady mientanentana be hoe nahita an'i jesoa /na i pasitera na i mompera na i diakona (na izay mety hita ao ampiangonana)
de hanantena ve ialahy heo hanao sensation @ mpiangona nefa izany kao no hitany foana ao??? :-D :-D :-D

izay le point tiako hamarinina
15. rastafarai ( 24/09/2008 22:59)
Aleo kosa alou ande tazanina fa zay zao mbola tsy nahita leu! Asio hafa ndray ry ben ra mbola misy fa tsss...
Ny olona eto kou ange faly hanakina fotsiny e!
16. ari.malala ( 25/09/2008 08:19)
ika, enao kosa ndraindray *méchant* @ namana sasany! :-P azafady fa volana imaso tsy mba kilema no itondrako ny resaka! rehefa nahita d mba mangina fa ny namana sasany nge mety tsy mbola nahita e! (ohantra hoe namana vaovao) dia raha miteny an'izany ianao hoe efa nandeha sns dia otran'ny manakana ireo namana hafa mba hahita izany nefa ianao no efa nahita!
17. Noue ( 25/09/2008 08:38)
ari.malala:

ika, enao kosa ndraindray *méchant* @ namana sasany! :-P azafady fa volana imaso tsy mba kilema no itondrako ny resaka! rehefa nahita d mba mangina fa ny namana sasany nge mety tsy mbola nahita e! (ohantra hoe namana vaovao) dia raha miteny an'izany ianao hoe efa nandeha sns dia otran'ny manakana ireo namana hafa mba hahita izany nefa ianao no efa nahita!
marina izany aaaaa! izaho izao mbola tsy nahita an'io dia hisaorako ny nanao ny dinika


:) :-* :-* :^) :^) :-D :-D :-D
18. diamondra27 ( 25/09/2008 10:05)
film efa nande kosa io e

ngah tsy azo lazaina sa tsy avela hiteny kosa ilay olona raha nahita

tsy nisy mechant mihintsy teo fa nanome infos fotsiny we efa nande le izy fa raha tsy mahazaka an'izay dia lasa miitatra le resaka.

fa marina we misy olona ihany koa tsy nahita de manao rattrapage kely tsy olana koa izany sady tsy misy olona hitapimbava koa fa malalaka ny dinika angamba.


mety koa we efa nande le film fa adino ilay izy
19. orona ( 25/09/2008 11:01)
Aleo izany ze efa nahita manao maso be tsy mahita eh :-D :-D :-D
20. naughtyboy ( 25/09/2008 11:25)
voalaza teo
"...izay le point tiako hamarinina ..."
ekeko izay ,fa zao tsy misy vy mikitrana irery zany tokony jereny ika ko ny point sasany io foana no tiako ho tsindrina isaky ny miresaka ...ze efa nahita de tsara nefa ao ko ny tsy mbola nahita de hajao io no point -ko ...zay le lafiny 1 asa na mazava na tsia :lol: sady mbola ampiny orona oe
"Aleo izany ze efa nahita manao maso be tsy mahita eh "
zay maintsiny =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.287