Araka ny score-nao no ahalalana ny stress ao aminao

1. niryna ( 24/09/2008 15:34)
Andraso fa omeko eto ireo karazana zavatra miantra amin'ny fiainantsika ka araka ny maha avo ny scores no maha betsaka ny stress ao amintsika.Ny zavatra tokony atao dia ezahana vahana tsikelikely ny olana na zavatra atao fa tsy indray mandeha fa mety mipitsoka raha tsy mitandrina
Ary ampifandanjana ihany koa ny fiainana fa tsy miasa ,dia miasa dia andeha ho aiza avy eo,hoentina ho aiza ra -vola ! :D
(l) niryna
répondu par niryna le 09/10/2008 17:15
2. niryna ( 24/09/2008 17:15)
Ireto ary ny karazana lisitra izay miankina amin'ny fiainanan'ny tsi11.Jereo ireo ka ohary amin'ny fiainana nandritra ny 1- 2 taona lasa.

100 Maty vady ........ 73 Misaraka (divorce)
36 Miova asa.......... 63 Migadra
65 Misaraka ( fanambadiana misaraka na fanambadiana na olon-tiana)
63 Fahafatesana eo amin'ny fianakaviana
40 olana eo amin'ny firaisana .......39 teraka na manangan-janaka na zana-bady
53 Marary na voan'ny accident ny tena .....47 voaroaka amin'ny asa
38 olana ara-bola ........ 45 Retraite
40 bevohoka ......... 50 Marriage
35 miady lava amin'ny vady .......23 Miady amin'ny mpampiasa ..
29 Miova ny andraikitra ao am-piasana na ny ora fiasana
29 olana amin'ny rafozana ......19 miova fiangonana
29 Zanaka lahy na vavy miara-mipetraka amin'ny tena .......
25 manamboatra ny simba na manatsara trano
26 vady tsy miasa na voaroaka tamin'ny asa
26 miverina mianatra ...... 20 mifindra monina
17 fividianana zava-baovao... 19 fiovan'ny torimaso
15 vacance 15 fety aman-danonana na fetim-pianakaviana

Ireo no azo raisina aloha fa mety misy mahita maro koa ny hafa ary arakaran'ny fipoitrany ihany koa io .
Jereo amin'ireo ary izay mifandraika aminareo e

0 - 149 : ambany ny stress

150 - 290: Eo am-povoany ,indrindra raha misy olana ara-pahasalamana.
Mila mianatra mandanjalanja ny fiainana ary miezaka ny mitsabo ny fahasalamana raha azo atao izany

300- mihoatra ..Ambony dia ambony ny stress ary mila miezaka isan'andro isan'andro mi-relax kely aloha no tena zava-dehibe .Ataovy izay azo atao mba tsy hitombo be loatra ny olana eo amin'ny fiainana ,mianara mizara amin'ny hafa izay azo zaraina ary izay fantatra fa tsy maintsy atao dia iny no ataovy loha laharana ,ny sisa hoento mora ny fiainana e
:D andramo foana ny mamadika ny zavatra negatif ho positif ary manana fanantenana fa ny olona manana fanantenana dia mitarika fifaliana ho azy izany ary dia miha maivana ny olana amin'ny fiainana satria Atra tsy manome zavatra tsy ho zakantsika

(l) niryna
3. tsiambaratelo ( 25/09/2008 05:31)
niryna:
Ireto ary ny karazana lisitra izay miankina amin\'ny fiainanan\'ny tsi11.Jereo ireo ka ohary amin\'ny fiainana nandritra ny 1- 2 taona lasa. 100 Maty vady ........ 73 Misaraka (divorce) 36 Miova asa.......... 63 Migadra 65 Misaraka ( fanambadiana misaraka na fanambadiana na olon-tiana) 63 Fahafatesana eo amin\'ny fianakaviana 40 olana eo amin\'ny firaisana .......39 teraka na manangan-janaka na zana-bady 53 Marary na voan\'ny accident ny tena .....47 voaroaka amin\'ny asa 38 olana ara-bola ........ 45 Retraite 40 bevohoka ......... 50 Marriage 35 miady lava amin\'ny vady .......23 Miady amin\'ny mpampiasa .. 29 Miova ny andraikitra ao am-piasana na ny ora fiasana 29 olana amin\'ny rafozana ......19 miova fiangonana 29 Zanaka lahy na vavy miara-mipetraka amin\'ny tena ....... 25 manamboatra ny simba na manatsara trano 26 vady tsy miasa na voaroaka tamin\'ny asa 26 miverina mianatra ...... 20 mifindra monina 17 fividianana zava-baovao... 19 fiovan\'ny torimaso 15 vacance 15 fety aman-danonana na fetim-pianakaviana Ireo no azo raisina aloha fa mety misy mahita maro koa ny hafa ary arakaran\'ny fipoitrany ihany koa io . Jereo amin\'ireo ary izay mifandraika aminareo e 0 - 149 : ambany ny stress 150 - 290: Eo am-povoany ,indrindra raha misy olana ara-pahasalamana. Mila mianatra mandanjalanja ny fiainana ary miezaka ny mitsabo ny fahasalamana raha azo atao izany 300- mihoatra ..Ambony dia ambony ny stress ary mila miezaka isan\'andro isan\'andro mi-relax kely aloha no tena zava-dehibe .Ataovy izay azo atao mba tsy hitombo be loatra ny olana eo amin\'ny fiainana ,mianara mizara amin\'ny hafa izay azo zaraina ary izay fantatra fa tsy maintsy atao dia iny no ataovy loha laharana ,ny sisa hoento mora ny fiainana e :D andramo foana ny mamadika ny zavatra negatif ho positif ary manana fanantenana fa ny olona manana fanantenana dia mitarika fifaliana ho azy izany ary dia miha maivana ny olana amin\'ny fiainana satria Atra tsy manome zavatra tsy ho zakantsika (l) niryna
He he he,zah angamba ao anaty ny lay be stress ry niryna.==>Vacance===>Fiovany torimaso===>Fanamboarana sy fanatsarana ny trano===>Asa===>Fiadivana @mpampiasa,hi hi hi===>Olana ara-bola any @tanana:-P tsy haiko ny nanambatra anilay isa (l):-P
4. tsiambaratelo ( 25/09/2008 05:31)

5. tsiambaratelo ( 25/09/2008 05:32)

6. tsiambaratelo ( 25/09/2008 05:38)
Mialatsiny fa toa lasa niverimberina be d be le hafatra. :D
7. xxx ( 25/09/2008 11:39)
tsara ho fantatra , ny ahy ambany hono ny stress
8. tsiambaratelo ( 25/09/2008 21:07)
Nanao kaonty aho fa isa 1 sisa de eo ampovoany ny score :-P
9. niryna ( 26/09/2008 09:37)
tsiambaratelo:

niryna:
Ireto ary ny karazana lisitra izay miankina amin'ny fiainanan'ny tsi11.Jereo ireo ka ohary amin'ny fiainana nandritra ny 1- 2 taona lasa. 100 Maty vady ........ 73 Misaraka (divorce) 36 Miova asa.......... 63 Migadra 65 Misaraka ( fanambadiana misaraka na fanambadiana na olon-tiana) 63 Fahafatesana eo amin'ny fianakaviana 40 olana eo amin'ny firaisana .......39 teraka na manangan-janaka na zana-bady 53 Marary na voan'ny accident ny tena .....47 voaroaka amin'ny asa 38 olana ara-bola ........ 45 Retraite 40 bevohoka ......... 50 Marriage 35 miady lava amin'ny vady .......23 Miady amin'ny mpampiasa .. 29 Miova ny andraikitra ao am-piasana na ny ora fiasana 29 olana amin'ny rafozana ......19 miova fiangonana 29 Zanaka lahy na vavy miara-mipetraka amin'ny tena ....... 25 manamboatra ny simba na manatsara trano 26 vady tsy miasa na voaroaka tamin'ny asa 26 miverina mianatra ...... 20 mifindra monina 17 fividianana zava-baovao... 19 fiovan'ny torimaso 15 vacance 15 fety aman-danonana na fetim-pianakaviana Ireo no azo raisina aloha fa mety misy mahita maro koa ny hafa ary arakaran'ny fipoitrany ihany koa io . Jereo amin'ireo ary izay mifandraika aminareo e 0 - 149 : ambany ny stress 150 - 290: Eo am-povoany ,indrindra raha misy olana ara-pahasalamana. Mila mianatra mandanjalanja ny fiainana ary miezaka ny mitsabo ny fahasalamana raha azo atao izany 300- mihoatra ..Ambony dia ambony ny stress ary mila miezaka isan'andro isan'andro mi-relax kely aloha no tena zava-dehibe .Ataovy izay azo atao mba tsy hitombo be loatra ny olana eo amin'ny fiainana ,mianara mizara amin'ny hafa izay azo zaraina ary izay fantatra fa tsy maintsy atao dia iny no ataovy loha laharana ,ny sisa hoento mora ny fiainana e :D andramo foana ny mamadika ny zavatra negatif ho positif ary manana fanantenana fa ny olona manana fanantenana dia mitarika fifaliana ho azy izany ary dia miha maivana ny olana amin'ny fiainana satria Atra tsy manome zavatra tsy ho zakantsika (l) niryna
He he he,zah angamba ao anaty ny lay be stress ry niryna.==>Vacance===>Fiovany torimaso===>Fanamboarana sy fanatsarana ny trano===>Asa===>Fiadivana @mpampiasa,hi hi hi===>Olana ara-bola any @tanana:-P tsy haiko ny nanambatra anilay isa (l):-P

:cry: :cry: ndry mampalahelo izany tsiambaratelo .Eo aloha omeko :-* :-*
izay indrindra no antony ampifandanjana ny fiainana.Rehefa tena mila tsy
ho zaka iny ny onjam-piainana dia mila mivavaka isika,tena manam-py tanteraka tokoa io fa andramo raha mbola tsy nanao hianao.Mila misinda kely koa aloha maka aina,oops tsy misinda misaraka no tiako ho tenenina a .
Dia maka aina kely aloha.Izay azo vahana ny olana aloha vahana tsikelikely.
Mikasika ny mpampiasa indray ,amiko manokana io an.Samy manana ny fomba na toetrany ny olona fa ny ahy indray dia tsy mba baikona aho fa manao asa irery ,tsy mila tenenina aho fa manao izay vitako amin'ny foko tokoa ka na tsy misy olona mijery aza aho dia matoky tena fa mijery ahy Atra .Dia tena maivana ny ahy fa tsy mba mitebiteby hoe ho bedesina .
Fa ny ahy kosa aloha dia tsy mba zakako ny hoe kitakitaina fa tonga dia teneniko eo imasony hoe ny mamako sy ny dadako tsy mba nikitakita ahy ka aza atao izany aho.Indray mandeha fotsiny aho no niteny izany dia samy nifanaja amin'izay.Eny e,miankina ny asa sy ny mpampiasa koa io sy ny toerana misy ny tena angamba e .
sa ahoana ?
Dia ataoko ao an-tsaina foana koa ny "golden rules" ilay miteny hoe izay zaatra tianao ataon'ny olona aminao dia ataovy aminy koa :arrow: izay zavatra tsy tiako ataon'ny olona amiko dia ezahako tsy ataoko amin'ny olona koa . :D
10. niryna ( 26/09/2008 09:43)
niryna:
Ireto ary ny karazana lisitra izay miankina amin'ny fiainanan'ny tsi11.Jereo ireo ka ohary amin'ny fiainana nandritra ny 1- 2 taona lasa. 100 Maty vady ........ 73 Misaraka (divorce) 36 Miova asa.......... 63 Migadra 65 Misaraka ( fanambadiana misaraka na fanambadiana na olon-tiana) 63 Fahafatesana eo amin'ny fianakaviana 40 olana eo amin'ny firaisana .......39 teraka na manangan-janaka na zana-bady 53 Marary na voan'ny accident ny tena .....47 voaroaka amin'ny asa 38 olana ara-bola ........ 45 Retraite 40 bevohoka ......... 50 Marriage 35 miady lava amin'ny vady .......23 Miady amin'ny mpampiasa .. 29 Miova ny andraikitra ao am-piasana na ny ora fiasana 29 olana amin'ny rafozana ......19 miova fiangonana 29 Zanaka lahy na vavy miara-mipetraka amin'ny tena ....... 25 manamboatra ny simba na manatsara trano 26 vady tsy miasa na voaroaka tamin'ny asa 26 miverina mianatra ...... 20 mifindra monina 17 fividianana zava-baovao... 19 fiovan'ny torimaso 15 vacance 15 fety aman-danonana na fetim-pianakaviana Ireo no azo raisina aloha fa mety misy mahita maro koa ny hafa ary arakaran'ny fipoitrany ihany koa io . Jereo amin'ireo ary izay mifandraika aminareo e 0 - 149 : ambany ny stress 150 - 290: Eo am-povoany ,indrindra raha misy olana ara-pahasalamana. Mila mianatra mandanjalanja ny fiainana ary miezaka ny mitsabo ny fahasalamana raha azo atao izany 300- mihoatra ..Ambony dia ambony ny stress ary mila miezaka isan'andro isan'andro mi-relax kely aloha no tena zava-dehibe .Ataovy izay azo atao mba tsy hitombo be loatra ny olana eo amin'ny fiainana ,mianara mizara amin'ny hafa izay azo zaraina ary izay fantatra fa tsy maintsy atao dia iny no ataovy loha laharana ,ny sisa hoento mora ny fiainana e :D andramo foana ny mamadika ny zavatra negatif ho positif ary manana fanantenana fa ny olona manana fanantenana dia mitarika fifaliana ho azy izany ary dia miha maivana ny olana amin'ny fiainana satria Atra tsy manome zavatra tsy ho zakantsika (l) niryna
tsiambaratelo:
He he he,zah angamba ao anaty ny lay be stress ry niryna.==>Vacance===>Fiovany torimaso===>Fanamboarana sy fanatsarana ny trano===>Asa===>Fiadivana @mpampiasa,hi hi hi===>Olana ara-bola any @tanana:-P tsy haiko ny nanambatra anilay isa (l):-P

mikasika ny vacance dia tena ilaina ilay izy ,tsy ho voatery hoe andeha lavitra koa isika na hoe manao izao ry ranona dia mba manao koa aho.Na dia mijanona ao an-trano na mandehandeha eny amin'ny park na an-jaridaina fotsiny ihany aza dia efa manampy.Ny fananana namana na olon-tiana miaraka mizara ny alahelo,ny olana misy ,ny fitsikina,fifaliana na inona izany dia efa tena zava-dehibe manampy antsika amin'ny fiainana koa an.Midina ho azy ny tosi-dra rehefa falifaly sy mitsiky lava,misokatra ho azy ny fo tsika dia toa tsy heno ny adim-piainana na eo aza ilay izy no sady ela be vao msiy miketrona ny sisin'ny maso.
Hita soritra amin'ny tava daholo tokoa mantsy ny fahoriana na fifaliana ao anatin'ny fo-tsika.Mino izany ve hianareo ?

:lol: :lol:
11. niryna ( 26/09/2008 09:51)
niryna:
Ireto ary ny karazana lisitra izay miankina amin'ny fiainanan'ny tsi11.Jereo ireo ka ohary amin'ny fiainana nandritra ny 1- 2 taona lasa. 100 Maty vady ........ 73 Misaraka (divorce) 36 Miova asa.......... 63 Migadra 65 Misaraka ( fanambadiana misaraka na fanambadiana na olon-tiana) 63 Fahafatesana eo amin'ny fianakaviana 40 olana eo amin'ny firaisana .......39 teraka na manangan-janaka na zana-bady 53 Marary na voan'ny accident ny tena .....47 voaroaka amin'ny asa 38 olana ara-bola ........ 45 Retraite 40 bevohoka ......... 50 Marriage 35 miady lava amin'ny vady .......23 Miady amin'ny mpampiasa .. 29 Miova ny andraikitra ao am-piasana na ny ora fiasana 29 olana amin'ny rafozana ......19 miova fiangonana 29 Zanaka lahy na vavy miara-mipetraka amin'ny tena ....... 25 manamboatra ny simba na manatsara trano 26 vady tsy miasa na voaroaka tamin'ny asa 26 miverina mianatra ...... 20 mifindra monina 17 fividianana zava-baovao... 19 fiovan'ny torimaso 15 vacance 15 fety aman-danonana na fetim-pianakaviana Ireo no azo raisina aloha fa mety misy mahita maro koa ny hafa ary arakaran'ny fipoitrany ihany koa io . Jereo amin'ireo ary izay mifandraika aminareo e 0 - 149 : ambany ny stress 150 - 290: Eo am-povoany ,indrindra raha misy olana ara-pahasalamana. Mila mianatra mandanjalanja ny fiainana ary miezaka ny mitsabo ny fahasalamana raha azo atao izany 300- mihoatra ..Ambony dia ambony ny stress ary mila miezaka isan'andro isan'andro mi-relax kely aloha no tena zava-dehibe .Ataovy izay azo atao mba tsy hitombo be loatra ny olana eo amin'ny fiainana ,mianara mizara amin'ny hafa izay azo zaraina ary izay fantatra fa tsy maintsy atao dia iny no ataovy loha laharana ,ny sisa hoento mora ny fiainana e :D andramo foana ny mamadika ny zavatra negatif ho positif ary manana fanantenana fa ny olona manana fanantenana dia mitarika fifaliana ho azy izany ary dia miha maivana ny olana amin'ny fiainana satria Atra tsy manome zavatra tsy ho zakantsika (l) niryna
tsiambaratelo:
He he he,zah angamba ao anaty ny lay be stress ry niryna.==>Vacance===>Fiovany torimaso===>Fanamboarana sy fanatsarana ny trano===>Asa===>Fiadivana @mpampiasa,hi hi hi===>Olana ara-bola any @tanana:-P tsy haiko ny nanambatra anilay isa (l):-P

Tsiambaratelo a,rehefa miady saina isika dia tsy mahita tory na koa rehefa misy marary na manaintaina ao anatintsika ao vokatry ny aretina ohatra na tsy mahita tory vokatry ny fihinna sakafo tsy tokony ohanina alohan'ny hatory toy ny kafe,ny chocolat ,ny sakafo be menaka sns ...na mety ho zavatra hafa.Ny ahy dia efa ataoko eo an-dohampandriana ny rano ka rehefa tsy mahita tory aho dia misotro rano kely e,ny antony dia toa noana koa rehefa tsy mahita tory kanefa ny tena mbola kamo be hitsangana ihinana sakafo ve ? dia aleko misotro rano kely dia miezaka matory aho ,manisa 1- 10 dia mianatra mampiditra sy mamoaka ny fofon'aina koa ,na mamaky boky kely na manao zavatra kely,eto amin'ny ord izao oops fa rehefa tonga kosa ny torimasoko dia miverina aho dia ampitomboko ilay ora hatoriko

:D
12. niryna ( 26/09/2008 09:52)
tsiambaratelo:

Mialatsiny fa toa lasa niverimberina be d be le hafatra. :D

tsy maninona ka ireo novaliako eo ambony ireo ny hafatrao ,raiso izay mifanaraka aminao e :D
13. niryna ( 26/09/2008 10:02)
xxx:

tsara ho fantatra , ny ahy ambany hono ny stress

tsara be izany.
______________________________________________-
Mety miovaova io fa araky ny zavatra mitranga tsy ampoizina na mety mitranga tampoka izay tsy ampoizina dia tonga dia samy efa mba mahalala izany isika fa tsy hi-panic :wink:
Ohatra izao,ny mihazakaza dava dia mampimbo ny stress koa
Ny olona manana attitude negative dia mitombo be koa ny stress-ny.
Ny olona variana mijery ny hafa fa tsy mba mijery zavatra tsara eo anoloany dia toa izany koa .
Ny olona mitsara olona lava,misy killema daholo izao olona eo anatrehany fa izy no filamatra ,na mijery ny ataon'ny olona dia maka tahaka ireny kanefa mety tsy dia ilaina akory ny manao ny ataon'ny hafa dia efa mampitombo ny stress koa raha tsy mitandrina isika.
Mila fotoana lava be izany isika rehefa manoma zavatra na andeha hiasa na hana zavatra fa tsy mila mirotoroto fa manimba fo dia miakatra ho azy ilay stress avy eo. Mpahazo antsika koa io
Ary ilay stress mitambatra be dia lasa miteraka fihovana eo amin'ny saina ka raha tsy mitandrina isika dia mety hipitsoka na hi-depress..Aza hitako aza mahita ahy izany ....mila mifalifaly lalandava koa ,mila mitsiky foana ,mila tsy kivy ,mila mizara foana na fifaliana izany na fahoriana amin'ny hafa fa rehefa ao anatiny tokoa dia tsy mahafantatra ilay voana mahazo. :cry:
14. niryna ( 26/09/2008 10:03)
tsiambaratelo:

Nanao kaonty aho fa isa 1 sisa de eo ampovoany ny score :-P

:cry: :cry: fa afaka miala tsikelikely tsiambaratelo a dia midina ny scores :D
15. tsiambaratelo ( 01/10/2008 12:44)
niryna:

niryna:
Ireto ary ny karazana lisitra izay miankina amin'ny fiainanan'ny tsi11.Jereo ireo ka ohary amin'ny fiainana nandritra ny 1- 2 taona lasa. 100 Maty vady ........ 73 Misaraka (divorce) 36 Miova asa.......... 63 Migadra 65 Misaraka ( fanambadiana misaraka na fanambadiana na olon-tiana) 63 Fahafatesana eo amin'ny fianakaviana 40 olana eo amin'ny firaisana .......39 teraka na manangan-janaka na zana-bady 53 Marary na voan'ny accident ny tena .....47 voaroaka amin'ny asa 38 olana ara-bola ........ 45 Retraite 40 bevohoka ......... 50 Marriage 35 miady lava amin'ny vady .......23 Miady amin'ny mpampiasa .. 29 Miova ny andraikitra ao am-piasana na ny ora fiasana 29 olana amin'ny rafozana ......19 miova fiangonana 29 Zanaka lahy na vavy miara-mipetraka amin'ny tena ....... 25 manamboatra ny simba na manatsara trano 26 vady tsy miasa na voaroaka tamin'ny asa 26 miverina mianatra ...... 20 mifindra monina 17 fividianana zava-baovao... 19 fiovan'ny torimaso 15 vacance 15 fety aman-danonana na fetim-pianakaviana Ireo no azo raisina aloha fa mety misy mahita maro koa ny hafa ary arakaran'ny fipoitrany ihany koa io . Jereo amin'ireo ary izay mifandraika aminareo e 0 - 149 : ambany ny stress 150 - 290: Eo am-povoany ,indrindra raha misy olana ara-pahasalamana. Mila mianatra mandanjalanja ny fiainana ary miezaka ny mitsabo ny fahasalamana raha azo atao izany 300- mihoatra ..Ambony dia ambony ny stress ary mila miezaka isan'andro isan'andro mi-relax kely aloha no tena zava-dehibe .Ataovy izay azo atao mba tsy hitombo be loatra ny olana eo amin'ny fiainana ,mianara mizara amin'ny hafa izay azo zaraina ary izay fantatra fa tsy maintsy atao dia iny no ataovy loha laharana ,ny sisa hoento mora ny fiainana e :D andramo foana ny mamadika ny zavatra negatif ho positif ary manana fanantenana fa ny olona manana fanantenana dia mitarika fifaliana ho azy izany ary dia miha maivana ny olana amin'ny fiainana satria Atra tsy manome zavatra tsy ho zakantsika (l) niryna
tsiambaratelo:
He he he,zah angamba ao anaty ny lay be stress ry niryna.==>Vacance===>Fiovany torimaso===>Fanamboarana sy fanatsarana ny trano===>Asa===>Fiadivana @mpampiasa,hi hi hi===>Olana ara-bola any @tanana:-P tsy haiko ny nanambatra anilay isa (l):-P

Tsiambaratelo a,rehefa miady saina isika dia tsy mahita tory na koa rehefa misy marary na manaintaina ao anatintsika ao vokatry ny aretina ohatra na tsy mahita tory vokatry ny fihinna sakafo tsy tokony ohanina alohan'ny hatory toy ny kafe,ny chocolat ,ny sakafo be menaka sns ...na mety ho zavatra hafa.Ny ahy dia efa ataoko eo an-dohampandriana ny rano ka rehefa tsy mahita tory aho dia misotro rano kely e,ny antony dia toa noana koa rehefa tsy mahita tory kanefa ny tena mbola kamo be hitsangana ihinana sakafo ve ? dia aleko misotro rano kely dia miezaka matory aho ,manisa 1- 10 dia mianatra mampiditra sy mamoaka ny fofon'aina koa ,na mamaky boky kely na manao zavatra kely,eto amin'ny ord izao oops fa rehefa tonga kosa ny torimasoko dia miverina aho dia ampitomboko ilay ora hatoriko

:D

Eo fa hiezaka mba hahita tory e,de hanisa 1-10. :wink:
16. niryna ( 09/10/2008 17:15)

niryna:

[quote=niryna] Ireto ary ny karazana lisitra izay miankina amin'ny fiainanan'ny tsi11.Jereo ireo ka ohary amin'ny fiainana nandritra ny 1- 2 taona lasa. 100 Maty vady ........ 73 Misaraka (divorce) 36 Miova asa.......... 63 Migadra 65 Misaraka ( fanambadiana misaraka na fanambadiana na olon-tiana) 63 Fahafatesana eo amin'ny fianakaviana 40 olana eo amin'ny firaisana .......39 teraka na manangan-janaka na zana-bady 53 Marary na voan'ny accident ny tena .....47 voaroaka amin'ny asa 38 olana ara-bola ........ 45 Retraite 40 bevohoka ......... 50 Marriage 35 miady lava amin'ny vady .......23 Miady amin'ny mpampiasa .. 29 Miova ny andraikitra ao am-piasana na ny ora fiasana 29 olana amin'ny rafozana ......19 miova fiangonana 29 Zanaka lahy na vavy miara-mipetraka amin'ny tena ....... 25 manamboatra ny simba na manatsara trano 26 vady tsy miasa na voaroaka tamin'ny asa 26 miverina mianatra ...... 20 mifindra monina 17 fividianana zava-baovao... 19 fiovan'ny torimaso 15 vacance 15 fety aman-danonana na fetim-pianakaviana Ireo no azo raisina aloha fa mety misy mahita maro koa ny hafa ary arakaran'ny fipoitrany ihany koa io . Jereo amin'ireo ary izay mifandraika aminareo e 0 - 149 : ambany ny stress 150 - 290: Eo am-povoany ,indrindra raha misy olana ara-pahasalamana. Mila mianatra mandanjalanja ny fiainana ary miezaka ny mitsabo ny fahasalamana raha azo atao izany 300- mihoatra ..Ambony dia ambony ny stress ary mila miezaka isan'andro isan'andro mi-relax kely aloha no tena zava-dehibe .Ataovy izay azo atao mba tsy hitombo be loatra ny olana eo amin'ny fiainana ,mianara mizara amin'ny hafa izay azo zaraina ary izay fantatra fa tsy maintsy atao dia iny no ataovy loha laharana ,ny sisa hoento mora ny fiainana e :D andramo foana ny mamadika ny zavatra negatif ho positif ary manana fanantenana fa ny olona manana fanantenana dia mitarika fifaliana ho azy izany ary dia miha maivana ny olana amin'ny fiainana satria Atra tsy manome zavatra tsy ho zakantsika (l) niryna
tsiambaratelo:
He he he,zah angamba ao anaty ny lay be stress ry niryna.==>Vacance===>Fiovany torimaso===>Fanamboarana sy fanatsarana ny trano===>Asa===>Fiadivana @mpampiasa,hi hi hi===>Olana ara-bola any @tanana:-P tsy haiko ny nanambatra anilay isa (l):-P
niryna:

Tsiambaratelo a,rehefa miady saina isika dia tsy mahita tory na koa rehefa misy marary na manaintaina ao anatintsika ao vokatry ny aretina ohatra na tsy mahita tory vokatry ny fihinna sakafo tsy tokony ohanina alohan'ny hatory toy ny kafe,ny chocolat ,ny sakafo be menaka sns ...na mety ho zavatra hafa.Ny ahy dia efa ataoko eo an-dohampandriana ny rano ka rehefa tsy mahita tory aho dia misotro rano kely e,ny antony dia toa noana koa rehefa tsy mahita tory kanefa ny tena mbola kamo be hitsangana ihinana sakafo ve ? dia aleko misotro rano kely dia miezaka matory aho ,manisa 1- 10 dia mianatra mampiditra sy mamoaka ny fofon'aina koa ,na mamaky boky kely na manao zavatra kely,eto amin'ny ord izao oops fa rehefa tonga kosa ny torimasoko dia miverina aho dia ampitomboko ilay ora hatoriko

:D

Eo fa hiezaka mba hahita tory e,de hanisa 1-10. :wink:

hi,hi dia esorina avokoa ny tebiteby rehetra,rehefa tonga ilay izy dia mihirahira na mamaky boky na mitanisa izay zavatra azo ampiasana amin'ny fiainana,ny ahy ny verses ao amin'ny baiboly no ezahiko ho tadidiana dia ezahiko ampiasaina amin'ny fiainana koa dia tsy fantatro intsony hoe taiza izy izany dia matory i

:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5274