lay zanako kely zay ndray raha vao anotaniako ny tononio hira io,de hafa be mintsy ny omeny ahy,:D lazainy ndray fa wé : Dada malalala tompon ny ditra...,ka zah koa angah mou mahay anio e,:-D
mitaotra anareo say tsompo nanome ny tonokira ny patty dada malala mbola manatena fiaraha miasa aminareo @ io hirany tiana ebo dranomasina tsa dia haiko ny lohateniny fa raha misy dia mba omeo.MERCI