patty dada malala
3. tsiambaratelo
(
24/09/2008 09:20)
ni81:lay zanako kely zay ndray raha vao anotaniako ny tononio hira io,de hafa be mintsy ny omeny ahy,:D lazainy ndray fa wé : Dada malalala tompon ny ditra...,ka zah koa angah mou mahay anio e,:-D
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&id=1316
4. rodro
(
14/10/2008 08:44)
mitaotra anareo say tsompo nanome ny tonokira ny patty dada malala mbola manatena fiaraha miasa aminareo @ io hirany tiana ebo dranomasina tsa dia haiko ny lohateniny fa raha misy dia mba omeo.MERCI
6. ni81
(
14/10/2008 08:59)
adikao miadana ao @
http://www.dailymotion.com/relevance/search/oladada/video/xi9jd_oladad-vola
http://www.dailymotion.com/relevance/search/oladada/video/xi9jd_oladad-vola
