Inona re sisa no tsy misy manodina eto @ tanàna e?
1. lemenakely
(
22/09/2008 14:40)
Noho ny kolikoly sy ny tsolotra ary ny halatra dia :miodinkodina daholo rehefa ety vola eto MADAGASIKARA
Bilan annuel na orin'asa ,firifiry ny orin'asa manidy varavarana noho ny halatra sy ny tsolotra ?
Karaman ny mpiasa ...
Ny retraiten ny beantitra
Na ny rakitra any am-piangonana aza ve @ izao fotoana izao dia misy sahy mangalatra sy manodina???
Dia ho aiza isika mianakavy?
Ao no mody gaga raha miroborobo ny orin'asa vahiny eto MADAGASIKARA satria mazàva ny fitantanana sy ny fitsipika !
Trafokena ome-mahery ambava homana ampo mieritreritra !

répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 09:08
2. ikaretsaka
(
22/09/2008 18:54)
ny sipa mankivisy letsy sisa no tsy azo ahodina eto am tanana an
aiza ze visy ahodin'ialahy eo ?
sangisangy ny ahy kanjoko e
aiza ze visy ahodin'ialahy eo ?
sangisangy ny ahy kanjoko e
3. lemenakely
(
22/09/2008 20:28)
ikaretsaka:
ny sipa mankivisy letsy sisa no tsy azo ahodina eto am tanana an
aiza ze visy ahodin'ialahy eo ?
sangisangy ny ahy kanjoko e
oadray firifiry leity na olona adala aza misy miteraka? dia tena vaka ny saina hoe Aiza ihany izy ity e?
4. jefra
(
22/09/2008 20:40)
Ny Tiko tsy misy manodina ka! Miroborobo ho azy izy fa tsara tantana :lol:
Soa fianatsa :D
Soa fianatsa :D
5. lazounet
(
22/09/2008 20:51)
jefra:
Ny Tiko tsy misy manodina ka! Miroborobo ho azy izy fa tsara tantana :lol:
Soa fianatsa :D
Aho mino raha tsa misy manodigna ny TIKO, ny mpiasa ao misy manodikondina zavatra ihany . Na tsy vola aza fa fitaovana na sakafo : menaka siramamy, ronono aorta am boara...
Lasa tahaka ny voatery ny ona manodigna amin'ilay fahantrana. Mampalahelo tokoa.
6. lemenakely
(
22/09/2008 22:31)
ikaretsaka:
ny sipa mankivisy letsy sisa no tsy azo ahodina eto am tanana an
aiza ze visy ahodin'ialahy eo ?
sangisangy ny ahy kanjoko e
ny vady aza misy mangalatra raha mihanahana an! atansion hi hi hi...
8. lemenakely
(
23/09/2008 06:34)
ikaretsaka:
lemenakely> misy visy miodina azo ahodina izany ao @ vadin'ela ko
za tsy manambady hi hi
9. tsiambaratelo
(
23/09/2008 09:08)
lemenakely:Lay fitiavan-tena no mahatonga anio(tiakely hoy ny filazantsika azy zay!Ampifamadibadiana daholo ny piécè rehetra azo ahodina ,ny lafatra be azo ahodina ho tsisy fotony,alaina ny piécè fople be d atao ao @le lafatra d ahodina le lafatra=))=))=))ny maloto aza mbola azo ahodina:-D
Noho ny kolikoly sy ny tsolotra ary ny halatra dia :miodinkodina daholo rehefa ety vola eto MADAGASIKARA Bilan annuel na orin\'asa ,firifiry ny orin\'asa manidy varavarana noho ny halatra sy ny tsolotra ? Karaman ny mpiasa ... Ny retraiten ny beantitra Na ny rakitra any am-piangonana aza ve @ izao fotoana izao dia misy sahy mangalatra sy manodina??? Dia ho aiza isika mianakavy? Ao no mody gaga raha miroborobo ny orin\'asa vahiny eto MADAGASIKARA satria mazàva ny fitantanana sy ny fitsipika ! Trafokena ome-mahery ambava homana ampo mieritreritra !