Rija Rasolondraibe Taloha
1. arn
(
22/09/2008 10:45)
ô ry reto a, sao de mba misy manana ny tononkiran'i rija rasolondraibe taloha ianareo fa milay be ny hirany taloha ( le tsy evangelique ireny no resahiko).Tsisy tadidiko ny titre fa raha misy mahatadidy de mba omeo fa tiako daholo
répondu par fahamarinana le 25/09/2008 08:14
2. ni81
(
22/09/2008 11:10)
Io tsara be e!
Tsy hanadino anao
Tsy hanadino anao, raha mbola velona,
Tsy hanadino anao aho, sy ireo fiarahana,
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy,
Ny fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra.
Ireo andro lasa niainantsika e!
Tsy hiverina intsony,
F'isika nikasa, nefa indrisy, veloma hoy ny antsoiny,
Lalan-kafa no voasoratra mba hizoranao,
Lalan-kafa koa no halehako izao.
Mety misy alahelo mavesatra ao am-po
Misy faharesena tsy ekena,
Ny hany handresena, hifaliantsika roa,
Sambatra isika nifankatia tokoa.
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao, sy ireo fiarahana
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy
Ny fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Hivavaka aho, mba ho antsika e,
Hivavaka ho anao,
Ka ilay endrikao sariaka tsy hiala eny aminao
'Lay Ray Mpitari-dalana hanoro izay hatao
Angataho e, angataho izay ilainao.
Mety misy alahelo, mavesatra ao am-po
Misy faharesena tsy ekena,
Ny hany handresena, hifaliantsika roa,
Sambatra isika nifankatia tokoa
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao sy ireo fiarahana
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy
Ny fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao, sy ireo fiarahana
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy
Ny fitia no tsaroko dia finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Tsy hanadino anao
Tsy hanadino anao, raha mbola velona,
Tsy hanadino anao aho, sy ireo fiarahana,
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy,
Ny fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra.
Ireo andro lasa niainantsika e!
Tsy hiverina intsony,
F'isika nikasa, nefa indrisy, veloma hoy ny antsoiny,
Lalan-kafa no voasoratra mba hizoranao,
Lalan-kafa koa no halehako izao.
Mety misy alahelo mavesatra ao am-po
Misy faharesena tsy ekena,
Ny hany handresena, hifaliantsika roa,
Sambatra isika nifankatia tokoa.
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao, sy ireo fiarahana
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy
Ny fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Hivavaka aho, mba ho antsika e,
Hivavaka ho anao,
Ka ilay endrikao sariaka tsy hiala eny aminao
'Lay Ray Mpitari-dalana hanoro izay hatao
Angataho e, angataho izay ilainao.
Mety misy alahelo, mavesatra ao am-po
Misy faharesena tsy ekena,
Ny hany handresena, hifaliantsika roa,
Sambatra isika nifankatia tokoa
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao sy ireo fiarahana
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy
Ny fitia no tsaroko dia ho finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
Tsy hanadino anao, sy ireo fiarahana
N'inon'inona hatao, n'aiza n'aiza misy ahy
Ny fitia no tsaroko dia finaritra,
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
3. arn
(
23/09/2008 05:58)
de misaotra betsaka ni fa de nampiverina t@ fahatanorana an, tena tsara e
4. ni81
(
23/09/2008 06:20)
de misaotra betsaka ni fa de nampiverina t@ fahatanorana an, tena tsara eTsy misy fisaorana f'aza maika ny ho antitra fa ho avy eo foana io e! tsy misy afa-mandositra :lol: :lol:
5. fahamarinana
(
23/09/2008 09:21)
:arrow: zà koa mba tia an'ny rija rasolondraibe na ny hirany taloha na ny evanjelika koa,rehefa milantolanto dia ankafiziko daholo... (l)
6. arn
(
23/09/2008 10:48)
Ni a rà mbola misy tonony hafa any de omeo mba hokalokaoina eto ampesana eto e
7. fahamarinana
(
23/09/2008 10:51)
:arrow: laingany zany fa lasa tsy hiasa ilay olona fa hihira fontsiny... :wink: (l)
8. ni81
(
23/09/2008 11:09)
laingany zany fa lasa tsy hiasa ilay olona fa hihira fontsiny...bedin'i fahama hono e! :-D :-D
ASEHOY AHY
Na ny tsy hita, na ny afenina aza fantatrao
Izay efa vita, ireo nenina sy izay mbola atao
Ny herinao tsy misy fetra tsy ho voafaritra antsaiko ao
Fa izay momba ahy rehetra efa voadinikao
Asehoy aho ahitako toe-panahy sy ny fahotako
Aiza ho aiza sao dia nandao tafasaraka aminao
Omeo fitsapana, omeo fisedrana mba hijoro ampo torotoro
Sao variana tratra aoriana tafasaraka aminao
Ampangino aho raha mitory izay tsy nolazainao
Sao hoe izaho indray no hita fa tsy Ianao
Mba tsy ho menatra aho raha ho avy ilay andro iray
Fa mba hianao no hampandroso an-tranon’ny Ray
Asehoy aho ahitako toe-panahy sy ny fahotako
Aiza ho aiza sao dia nandao tafasaraka aminao
Omeo fitsapana, omeo fisedrana mba hijoro ampo torotoro
Sao variana tratra aoriana tafasaraka aminao
Ampianaro aho hahalala
Aza avela Tompo malala o!
Ampianaro aho mba hanisa ny andro sisa
9. arn
(
23/09/2008 11:20)
hihihi, misaotra @ le hira fa izao : ny hiran'i rija rasolondraibe evangelique tsy de haiko loatra, fa le taloha omena ahy raha misy tadidinareo.( tsy haiko ange io nalefan'i ni io e)
10. ni81
(
23/09/2008 11:57)
ANJARA TANDRIFY
Toa mbola manonofy foana aho
Raha mahita anao ka mandre ny feo
Toa tsy mety mino mihitsy aho
Fa tena ianao no eo anilako eo
Misy hery hafahafa avy aminao
Ka mahatonga misarika ho any
Izay manintona hitafa, hiresaka aminao
Mampihetsika, mamohafoha
Manaitra ny ao am-po
Refrain
Maso sendra nifanopy, tsiky mitsilopilopy
Taratra manify, nifanandrify
Miteraka hazavana, mampiely hafanana
'Reo dia ampy handraisako anao
Miezaka ny hanazava izany aho
Sao hataitairany fotsiny izany
Saingy arakaraka ny ahafantarako anao
Dia mihamahazo laka ny fitadiavana anao
Toy ny hoe :
refrain
Toa mbola manonofy foana aho
Raha mahita anao ka mandre ny feo
Toa tsy mety mino mihitsy aho
Fa tena ianao no eo anilako eo
Misy hery hafahafa avy aminao
Ka mahatonga misarika ho any
Izay manintona hitafa, hiresaka aminao
Mampihetsika, mamohafoha
Manaitra ny ao am-po
Refrain
Maso sendra nifanopy, tsiky mitsilopilopy
Taratra manify, nifanandrify
Miteraka hazavana, mampiely hafanana
'Reo dia ampy handraisako anao
Miezaka ny hanazava izany aho
Sao hataitairany fotsiny izany
Saingy arakaraka ny ahafantarako anao
Dia mihamahazo laka ny fitadiavana anao
Toy ny hoe :
refrain
11. arn
(
23/09/2008 13:50)
oay ô, io le tena nampalaza azy t@ izany ry reto a.
Tena misaotra ni an :-*
Tena misaotra ni an :-*
12. ni81
(
23/09/2008 14:32)
Miandry anao
Raha handeha ihany ianao
Raha sitrakao
Aza tena ilaozana tanteraka aho
Fa izaho hatrizay tsy mahay
Tsy zatra ilaozanao
Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Nefa amelao sombiny amin'ny fitiavanao
Mba amelao na izay sisa tsy zakanao
Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
Raha handeha ihany ianao
Raha toa manembona ianao
Na koa mahatsiaro izay niarahana taloha
Ka matahotra na menatra ny hiverin-dàlana
Fantaro
Fa tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Fa miandry anao
Miandry anao foana ny toeranao
Miandry anao
Ireo izay efa nilaozanao
Miandry anao
Ny tia sy fitia
Raha handeha ihany ianao
Raha sitrakao
Aza tena ilaozana tanteraka aho
Fa izaho hatrizay tsy mahay
Tsy zatra ilaozanao
Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Nefa amelao sombiny amin'ny fitiavanao
Mba amelao na izay sisa tsy zakanao
Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
Raha handeha ihany ianao
Raha toa manembona ianao
Na koa mahatsiaro izay niarahana taloha
Ka matahotra na menatra ny hiverin-dàlana
Fantaro
Fa tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
Tsy hanimba izay mba tena tianao
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Raha tsy misy ato an-trano
Dia tsara tso-drano
Fa miandry anao
Miandry anao foana ny toeranao
Miandry anao
Ireo izay efa nilaozanao
Miandry anao
Ny tia sy fitia
13. arn
(
24/09/2008 08:21)
kay kay kay tena tiako be koa io eeeeeeee
merci, et encore merci oay tena ououooou
saotra eee =D> =D> =D>
merci, et encore merci oay tena ououooou
saotra eee =D> =D> =D>
14. ni81
(
24/09/2008 08:23)
kay kay kay tena tiako be koa io eeeeeeeeNalefako tao @ RVG mihitsy ny hira iray omaly ka asa na renao na tsia. :)
merci, et encore merci oay tena ououooou
saotra eee > > >
15. arn
(
24/09/2008 08:26)
Fa izao : nohiraiko le izy de tsy ampy kely fotsiny ny farany hoe ::::: Modia
Tsra ry reto ny hiran'izy io taloha e?
raha mbola misy de omeo foana ni a, angamba enao manana ny hirany e? sa de ao andoha ihany koa ireo? zà mahita ireo nalefanao ireo vao mahatadidy hoe izany koa moa izy????? Fa tiako be daholo ny hirany taloha aloha e.
Nanana K7ny aho taloha de tsy hita intsony. Ome raha mbola misy eeeee de manao merci bedabe foana dieny izao heheheh
Tsra ry reto ny hiran'izy io taloha e?
raha mbola misy de omeo foana ni a, angamba enao manana ny hirany e? sa de ao andoha ihany koa ireo? zà mahita ireo nalefanao ireo vao mahatadidy hoe izany koa moa izy????? Fa tiako be daholo ny hirany taloha aloha e.
Nanana K7ny aho taloha de tsy hita intsony. Ome raha mbola misy eeeee de manao merci bedabe foana dieny izao heheheh
16. ni81
(
24/09/2008 08:34)
Fa izao : nohiraiko le izy de tsy ampy kely fotsiny ny farany hoe ::::: Modiaie hitako eo koa hoe nisy tsy ampy e! :lol: :lol: ho jerena raha mbola misy e
Tsra ry reto ny hiran'izy io taloha e?
17. fahamarinana
(
25/09/2008 03:04)
:arrow: zà manana kassetyyyyyyyy!!!!! aleo aloha hampitamby kely.Merci ni fa nampahatsiaro ny fahatanorana sy lasa naha-antitra tampoka ihany koa.
arn :misy tsara ny hira evanjelika ataony kah,zà maokana moa efa tia ny famoronany hira foana,mampisy ranomaso aza taloha zay ..., :) (l)
arn :misy tsara ny hira evanjelika ataony kah,zà maokana moa efa tia ny famoronany hira foana,mampisy ranomaso aza taloha zay ..., :) (l)
18. arn
(
25/09/2008 06:42)
hihihi fantatro mihintsy fa tsara ny hirany evangelique fa tsy de misy haiko ange e????? ekena mihintsy fa tena mahay mamoronkira io bandy io kà.
De izao ary e : mba henoy le k7 de alaivo le tontokira hanembonana ny hadalana taloha hehehe
De izao ary e : mba henoy le k7 de alaivo le tontokira hanembonana ny hadalana taloha hehehe
19. fahamarinana
(
25/09/2008 07:21)
:arrow: andraso aloha fa toa ho asa be koa anie zany e,aleo miadry any ni fa rapide be :D . (l)
20. ni81
(
25/09/2008 08:05)
andraso aloha fa toa ho asa be koa anie zany e,aleo miadry any ni fa rapide be .ty toetra e! mba ataovy ao hono e
