Tsara ho fantatra:fisehoan'ny stroke na aretim-po ....

1. niryna ( 19/09/2008 23:54)
Zaraiko anareo ity sao dia mba manampy,tsy fantatro ny filaza ny stroke fa toa tononina hoe aretim-po daholo ilay izy rehefa misy aretina mikaska ny fo ,mety ho tapaka lalan-dra ilay olona,mety tsy
afaka mamindra intsony fa malemy ny ilany vatana ,ny tongotra na ny tongotra na izy roa,mety tsy afaka miteny intsony na miteny fa medameda ,
1/3 ny olona maty hono dia vokatry ny cancer sy ny stroke na aretim-po isan-taona
Mety afaka mamonjy izay olona voan'io aretina io tampoka anefa isika raha toa ka fantatra mialoha ary dia miantso vonjy ny ambulance na hoentina any amin'ny hopitaly aingana ilay marary

Raha atao teny anglisy ilay izy dia mora tadidy ,ezahiko azavaina ihany anefa

Raha misy zavatra miseho tampoka dia ireto zavatra telo ireto hoy dokotera no tsara ho fantatra alohan'ny andehanana any amin'ny hopitaly.
Raisina ilay teny eo aloha S T R - OK E
S :arrow: Smile na asiana mihomehy ilay olona

T :arrow: Talk na resahina, anontaniana raha mahafantatra zavatra ,iza no anaranao ,ny toerana misy anao ,na izay ahafahana mahatonga azy miteny raha mahavoaka feo. tsy ny lohany no manao eny na tsia a oops

R :arrow: Rise na asiana manangana ny tanany roa izy raha afaka.

Raha mipoitra ireo zavatra telo ireo ka tsy mahavita izany ilay olona dia hoentina any amin'ny hopitaly aingana fa mila vonjy dia aingana
Raha mitranga koa ireo zavatra nolazaiko ireo ambony ireo dia omena aspirine iray ilay olona alohan'ny andehanana ho any amin'ny dokotera na hopitaly.
Zaraiko anareo io fa vonjy aina no ialaina
(l) niryna
répondu par niryna le 26/09/2008 09:25
2. booboo ( 22/09/2008 16:52)
hu...mora tadidiana kosa ( fantatro ireo raha tokony hatao ireo fa ilay fanafohezana azy no mbola tsy fahenoko ). Misaotra nizara.
3. arialy ( 23/09/2008 15:12)
tsara ho fantatra !! misaotra e
4. niryna ( 24/09/2008 15:05)
Vao nisy ankizy voa omaly tao aminay : nifandrirotra ny molony,tsy avy niaina fa sempotra be ,tsy afaka namindra ny tongony araka ny filazany,izy irery no tao an-trano tamin'io.Rehefa avy niantso ny dokotera izy dia izao no nolazainy: rehefa misy zavatra mitranga toa ireny tonga dia miantsoa ny ambulance . :cry:
5. tsiambaratelo ( 25/09/2008 02:15)
niryna:
Zaraiko anareo ity sao dia mba manampy,tsy fantatro ny filaza ny stroke fa toa tononina hoe aretim-po daholo ilay izy rehefa misy aretina mikaska ny fo ,mety ho tapaka lalan-dra ilay olona,mety tsy afaka mamindra intsony fa malemy ny ilany vatana ,ny tongotra na ny tongotra na izy roa,mety tsy afaka miteny intsony na miteny fa medameda , 1/3 ny olona maty hono dia vokatry ny cancer sy ny stroke na aretim-po isan-taona Mety afaka mamonjy izay olona voan\'io aretina io tampoka anefa isika raha toa ka fantatra mialoha ary dia miantso vonjy ny ambulance na hoentina any amin\'ny hopitaly aingana ilay marary Raha atao teny anglisy ilay izy dia mora tadidy ,ezahiko azavaina ihany anefa Raha misy zavatra miseho tampoka dia ireto zavatra telo ireto hoy dokotera no tsara ho fantatra alohan\'ny andehanana any amin\'ny hopitaly. Raisina ilay teny eo aloha S T R - OK E S :arrow: Smile na asiana mihomehy ilay olona T :arrow: Talk na resahina, anontaniana raha mahafantatra zavatra ,iza no anaranao ,ny toerana misy anao ,na izay ahafahana mahatonga azy miteny raha mahavoaka feo. tsy ny lohany no manao eny na tsia a oops R :arrow: Rise na asiana manangana ny tanany roa izy raha afaka. Raha mipoitra ireo zavatra telo ireo ka tsy mahavita izany ilay olona dia hoentina any amin\'ny hopitaly aingana fa mila vonjy dia aingana Raha mitranga koa ireo zavatra nolazaiko ireo ambony ireo dia omena aspirine iray ilay olona alohan\'ny andehanana ho any amin\'ny dokotera na hopitaly. Zaraiko anareo io fa vonjy aina no ialaina (l) niryna
De lay olona mamonjy,ny comportement ny manoloana lay marary,koa ve exiger na wé tsy azony atao izato na izaroa,ndrindra refa manao krizy be iny le marary,ny sasany ilaozany mitomany :D
6. niryna ( 26/09/2008 09:17)
booboo:

hu...mora tadidiana kosa ( fantatro ireo raha tokony hatao ireo fa ilay fanafohezana azy no mbola tsy fahenoko ). Misaotra nizara.


tsy misy fisaorana ka
:D
7. niryna ( 26/09/2008 09:18)
arialy:

tsara ho fantatra !! misaotra e



:D :-*
8. niryna ( 26/09/2008 09:25)
niryna:
Zaraiko anareo ity sao dia mba manampy,tsy fantatro ny filaza ny stroke fa toa tononina hoe aretim-po daholo ilay izy rehefa misy aretina mikaska ny fo ,mety ho tapaka lalan-dra ilay olona,mety tsy afaka mamindra intsony fa malemy ny ilany vatana ,ny tongotra na ny tongotra na izy roa,mety tsy afaka miteny intsony na miteny fa medameda , 1/3 ny olona maty hono dia vokatry ny cancer sy ny stroke na aretim-po isan-taona Mety afaka mamonjy izay olona voan'io aretina io tampoka anefa isika raha toa ka fantatra mialoha ary dia miantso vonjy ny ambulance na hoentina any amin'ny hopitaly aingana ilay marary Raha atao teny anglisy ilay izy dia mora tadidy ,ezahiko azavaina ihany anefa Raha misy zavatra miseho tampoka dia ireto zavatra telo ireto hoy dokotera no tsara ho fantatra alohan'ny andehanana any amin'ny hopitaly. Raisina ilay teny eo aloha S T R - OK E S :arrow: Smile na asiana mihomehy ilay olona T :arrow: Talk na resahina, anontaniana raha mahafantatra zavatra ,iza no anaranao ,ny toerana misy anao ,na izay ahafahana mahatonga azy miteny raha mahavoaka feo. tsy ny lohany no manao eny na tsia a oops R :arrow: Rise na asiana manangana ny tanany roa izy raha afaka. Raha mipoitra ireo zavatra telo ireo ka tsy mahavita izany ilay olona dia hoentina any amin'ny hopitaly aingana fa mila vonjy dia aingana Raha mitranga koa ireo zavatra nolazaiko ireo ambony ireo dia omena aspirine iray ilay olona alohan'ny andehanana ho any amin'ny dokotera na hopitaly. Zaraiko anareo io fa vonjy aina no ialaina (l) niryna
tsiambaratelo:

De lay olona mamonjy,ny comportement ny manoloana lay marary,koa ve exiger na wé tsy azony atao izato na izaroa,ndrindra refa manao krizy be iny le marary,ny sasany ilaozany mitomany :D

tsy azoko ny tianao ho tenenina.Izaho anie tsy nilaza hoe tsy mahazo atao izao e,famantarana ny olona voan'ny stroke no nasehoko ka .Mila vonjy aina aingana dia aingana fa mety ho tapaka lalan-dra ny ilan'ny vatany ary mety tsy ho voatsabo intsony.
Na dia asiana miteny hoe dada aza ilay olona rehefa mitranga ilay stroke dia tsy mahateny fa lasa manao hoe D D D D D fotsiny ,tena tsy tafavoakany mihitsy ilay teny :cry:
Mitomany ve moa tsy hitomany rehefa tsy mahita atao tokoa ,ny zavatra atao voalohany koa dia mivavaka ,mangataka fanampiana amin'Atra ,ny zavatra tsy vitan'ny olombelona fantatr'Atra ny manova azy.
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1841