Emoticon sy page d'accueil

1. ainaheri ( 19/09/2008 11:21)
Tsy haiko oe za rery ve no voany sa nareo koa mba anisany? refa mandefa hftr d ny émoticon tsy mipetraka eo @ ilay hftr soratanao fa lasa any ambany........Ito koa ny iray: ndraidray ny pejy fandraisana tsy misy n'inn eo @ gauche fotsiny misy ilay fandraisana sy ny karazany ireny d ny droite blanc,tsindriana matetika va mivoaka ilay fampidirana solon'anarana sy teny miafina iny!!
Inona ny anton,y raha izaho rery no voan'izany? D inn no tokony ataoko? Raha ny rehetra mou zany d tant mieux :lol:
Misaotra
2. simplex ( 19/09/2008 11:51)

za koa tratran'izay k.

misy olana fa atao reload fotsiny ilay page d'acceuil dia miverina @ le milay be.

Ny smiley tsisy fika fa copier-coller no ady eo... @ firefox aza tsy mitranga ny sary fanampiny eto @ forum, any @ hafatra nefa mande...

miandry an'i sefo isika :)
3. Noue ( 19/09/2008 12:01)
ainaheri:

Tsy haiko oe za rery ve no voany sa nareo koa mba anisany? refa mandefa hftr d ny émoticon tsy mipetraka eo @ ilay hftr soratanao fa lasa any ambany........Ito koa ny iray: ndraidray ny pejy fandraisana tsy misy n'inn eo @ gauche fotsiny misy ilay fandraisana sy ny karazany ireny d ny droite blanc,tsindriana matetika va mivoaka ilay fampidirana solon'anarana sy teny miafina iny!!
Inona ny anton,y raha izaho rery no voan'izany? D inn no tokony ataoko? Raha ny rehetra mou zany d tant mieux :lol:
Misaotra
hatraty ko manao an'io ka ! dia voatery manindry hoe dinika etsy ambony aloha vao manindry indray ny fandraisana (indraindray aza mbola tsy misy na inona na inona)
rehefa mandefa emotix eto @ dinika aza dia lasa ery ambany ery fa tsy mitohy @ fara-resakao


:^) :^) :^)
4. ainaheri ( 19/09/2008 12:20)
Hay neveriko za rery, hay samy voa doli tsika zany :lol:
5. vale ( 19/09/2008 15:09)
ainaheri:

Tsy haiko oe za rery ve no voany sa nareo koa mba anisany? refa mandefa hftr d ny émoticon tsy mipetraka eo @ ilay hftr soratanao fa lasa any ambany........Ito koa ny iray: ndraidray ny pejy fandraisana tsy misy n'inn eo @ gauche fotsiny misy ilay fandraisana sy ny karazany ireny d ny droite blanc,tsindriana matetika va mivoaka ilay fampidirana solon'anarana sy teny miafina iny!!
Inona ny anton,y raha izaho rery no voan'izany? D inn no tokony ataoko? Raha ny rehetra mou zany d tant mieux :lol:
Misaotra
Tena nitovy heritreritra iskia sy ainaheri hoe ny pc-ko ve no manondrana, sa ny an'ny rehetra koa no manao ohatran'io, ny anah ny ilany droite ko foana be, de rehefa mampiditra solon'anarana de matetika mila averimberina be vao mety§ efa saika hanontany koa ah!


:lol: ... ny smiley konkoa sahala amin'izay, eryyyyyy ambany beee eryyy izy no mipetrak! :lol: :)
6. nomenjara ( 19/09/2008 15:12)
ainaheri:

Tsy haiko oe za rery ve no voany sa nareo koa mba anisany? refa mandefa hftr d ny émoticon tsy mipetraka eo @ ilay hftr soratanao fa lasa any ambany........Ito koa ny iray: ndraidray ny pejy fandraisana tsy misy n'inn eo @ gauche fotsiny misy ilay fandraisana sy ny karazany ireny d ny droite blanc,tsindriana matetika va mivoaka ilay fampidirana solon'anarana sy teny miafina iny!!
Inona ny anton,y raha izaho rery no voan'izany? D inn no tokony ataoko? Raha ny rehetra mou zany d tant mieux :lol:
Misaotra


Ié tsy izaho irery izany no ttratran'ilay fandraisana fotsy be!
dia miverina mampiditra login ndray dia matetika mi saute intelo sa inefatra vao mahatafiditra login fa io page fotsy be io foana...
ny emoticon koa otran'io voalzan'i ainaheri io
hoy aho hoe nankaiza ary izy teo


:-D
7. hery ( 19/09/2008 16:09)
Ny pejy fotsy be aloha tokony efa tsy mitranga intsony amin'izao.
Ny resaka smilies mbola hojereko
8. Noue ( 19/09/2008 16:11)
mbola hatreo @ blaogy ny hita aloha hatramin'izao. Ny ambiny fotsy be :^) :^)
9. Noue ( 19/09/2008 17:13)
mety tsara ilay izy saingy nony tafiditra ny solonanarana sy tenimihafina dia nanjavona indray ary lasa fotsy be :^) :^)
10. ainaheri ( 19/09/2008 18:31)
Mbola manao ihany sefo ooo,maneho tabilao bla iany lery :lol:
11. Noue ( 19/09/2008 19:11)
Tonga Soa
Tonga soa eto amin'ny takelaky ny serasera.org tranonkala malagasy hifankahitana sy hifandraisana amin'ny namana malagasy maro amin'ny firenena maro.

Endrika vaovao
Niova endrika kely ny namana.serasera.org mba hiomanana amin'ilay tena serasera.org vaovao izay hivoaka atsy ho atsy.

Mampidira tsikera sy torohevitra momba ny endrika eto



io fotsiny no miseho sy ny fanoroam-pejy hatramin'izao.
12. tsiambaratelo ( 27/09/2008 18:31)
Noue:

Tonga Soa
Tonga soa eto amin'ny takelaky ny serasera.org tranonkala malagasy hifankahitana sy hifandraisana amin'ny namana malagasy maro amin'ny firenena maro.

Endrika vaovao
Niova endrika kely ny namana.serasera.org mba hiomanana amin'ilay tena serasera.org vaovao izay hivoaka atsy ho atsy.

Mampidira tsikera sy torohevitra momba ny endrika eto



io fotsiny no miseho sy ny fanoroam-pejy hatramin'izao.




:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3332