mety hiaraka ve?
1. fijo
(
18/09/2008 21:36)
hono hoao ry zareo.lasa ny saiko hoe "ekenareo kristianina ve ny homo ,mino sy manaraka ny finoana kristianina????"
manaraka fandaharana homo any amin'ny tany silamo mantsy aho io,ka tena mampalahelo ny mahazo azy any.
manaraka fandaharana homo any amin'ny tany silamo mantsy aho io,ka tena mampalahelo ny mahazo azy any.
répondu par fijo le 19/09/2008 20:24
14. cutie
(
18/09/2008 21:52)
manaraka fandaharana homo any amin'ny tany silamo mantsy aho io,ka tena mampalahelo ny mahazo azy any.
tantarao alou le we mampalahelo e
15. fijo
(
18/09/2008 22:01)
ka henjeana be ry zalahy,moa ny fianakavian amanilika daholo.de misy hoe tongavan'ny polisy any an tranony de kapoana .tena tssssss
19. fijo
(
18/09/2008 22:10)
hitory aiza????polisy no manasazy ko hitory.fa dia nandositra niala tany lery.
