mety hiaraka ve?

21. fijo ( 18/09/2008 22:13)
nankaty europa lery,fa dia kilandy e.
22. cutie ( 18/09/2008 22:15)
ah ok
nareo any ngamba tsy de sarotiny @ io resaka homo io :-D
23. fijo ( 18/09/2008 22:17)
tsss feno ny tanana ko;ny maire ny paris aza izy ko.ny asany no jerena fa izay firehany ,azy ny azy
24. cutie ( 18/09/2008 22:18)
hihihihihihi
25. cutie ( 18/09/2008 22:19)
lasa alou za fa bn e :)
26. fijo ( 18/09/2008 22:19)
pipi tsara vao matory e
27. cutie ( 18/09/2008 22:22)
hihihihihi
nareo no bn fa tsy zahay nge e :-D
28. fijo ( 18/09/2008 22:33)
ndeha hatory ary aho ko
29. ikaretsaka ( 18/09/2008 22:54)
rehefa tsy manimba ny tany sy ny lalanan'ny natiora izany hoe le natoraly le izy amiko de inoako fa mety ...
fa ny olana @ homo tsy aneken'ny fiangonana azy anie raha ny fijeriko de eo @ le fananana taranaka @ fomba natoraly e e..
tsy tafa le hoe "miteraha de mamenoa ny tany" raha naturellemant @ pelaka
30. ikaretsaka ( 18/09/2008 22:56)
za sahy miteny @ laisany fa tsy misy fiangonana hitsipaka raha hoe pelaka samy pelaka no manao firaisana natoraly dia miteraka amin'ny fomba natoraly :wink:
31. rakapy ( 18/09/2008 23:11)
Eritrereto tokoa ange raha tanterahana ilay voalaza ao @ baiboly hoe miteraha dia mamenoa ny tany!
Ohatra hoe i Madagasikara ,hatrany cap d'Ambre ka hatrany cap Ste Marie dia feno olona tsy misy hietsehana intsony, olona daholo izay jerena. :-D :-D :-D Angamba faly tsy misy hohatra izany i A/tra! sady manao hoe: Tanteraka ihany nama ilay faniriko! :-D :-D :-D
32. ikaretsaka ( 18/09/2008 23:20)
ka ny olana koa ange rakapy ..ny tany tsy feno akory nefa ry zalahy efa dedadekana ho any andanitra sahady e
33. rakapy ( 18/09/2008 23:34)
Toa fandrika be le teny ao @ baiboly ko? Izao ary mbola tsy ny 10% akory no feno dia efa mifamono hoatra ny amboa . Koa vao maika ve ka feno ny tany tsy asa fotsiny? Amiko ny dikan'ilay teny ao @ baiboly hoe mamenoa ny tany dia midika hoe mifamonoa ianareo ra olombelona.
34. LibrePenseur ( 19/09/2008 12:25)
hihihi, le izy hoe fandrika mba leo ihany fa ny olona izay mieritreritra fa tena tokony ho atao tanjona ilay voalaza no tena mampime be :lol:
35. fijo ( 19/09/2008 19:31)
ika an,raha te hiteraka natoraly ny "homo "mety ka,lasa ny lesboska sy pelaka iray miray dia vita,zaraina ny zaza she ateo,ohatra atao zaza roa ,de samy mahazo iray avy izy mitsam satria samy hamonjy ny akamany avy eo.
36. cutie ( 19/09/2008 19:35)
:-D :-D :-D :-D :-D
37. fijo ( 19/09/2008 19:37)
ka mety izany ko
38. cutie ( 19/09/2008 19:39)
nga afaka miaraka reo :-D
39. fijo ( 19/09/2008 19:41)
hafaka ka,ny sainy anie no mahatonga azy ho "homo" fa tsy hoe ny fizika e.izany hoe tsy mila fitiavana sy tsirony,fa dia hoe "hiterak ano tanjona"de alefa aloha
40. cutie ( 19/09/2008 19:44)
ka ny lesbo sy pd nga mifankahazo na we saina aza no mitondra an;io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1847