Ny nahatonga ny hoe "dago" ???????
1. tsidina
(
17/09/2008 11:25)
Inona tokoa re olona no nahatonga an'Madagascar ho antsoina hoe dago? Fa tena tsy mahafantatra zah.
répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 03:23
2. lazounet
(
18/09/2008 00:23)
Nisy vehivavy iray izay i MADA no anarany. GASY io vehivavy io ka nifindra monina tany amin'ny toerana iray ka nandeha CAR. Ny vadiny olona geza be ka natsoina hoe DAGOmany. Dia izay.
Vita tompoko.
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@

3. tsiambaratelo
(
18/09/2008 08:16)
tsidina:
Inona tokoa re olona no nahatonga an'Madagascar ho antsoina hoe dago? Fa tena tsy mahafantatra zah.
Zah kounkou tsy kopy :-P
4. tsiambaratelo
(
18/09/2008 08:18)
lazounet:
Nisy vehivavy iray izay i MADA no anarany. GASY io vehivavy io ka nifindra monina tany amin'ny toerana iray ka nandeha CAR. Ny vadiny olona geza be ka natsoina hoe DAGOmany. Dia izay.
Vita tompoko.
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
=))
6. tsiambaratelo
(
18/09/2008 16:28)
tsidina:
de zany tokoa ve? sa mananinahy tsiambaratelo ?
Ka zah kounkou tsy mahalala kou :-P
7. xxx
(
19/09/2008 17:08)
tsidina:
Inona tokoa re olona no nahatonga an'Madagascar ho antsoina hoe dago? Fa tena tsy mahafantatra zah.
tsotra e : fomba ny manafohy anarana.
raha razanbôlida zao dia afaka antsoina hoe : razàny, na bôlidaka, sns
ka dago dia avy @ madagasikara %
8. niryna
(
19/09/2008 22:03)
lazounet:
Nisy vehivavy iray izay i MADA no anarany. GASY io vehivavy io ka nifindra monina tany amin'ny toerana iray ka nandeha CAR. Ny vadiny olona geza be ka natsoina hoe DAGOmany. Dia izay.
Vita tompoko.
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
=))
10. tsiambaratelo
(
21/09/2008 04:06)
xxx:
tsidina:
Inona tokoa re olona no nahatonga an'Madagascar ho antsoina hoe dago? Fa tena tsy mahafantatra zah.
tsotra e : fomba ny manafohy anarana.
raha razanbôlida zao dia afaka antsoina hoe : razàny, na bôlidaka, sns
ka dago dia avy @ madagasikara %
Tokony natao wé Daga zany kou=)) tsisy O ny zana-tsoratra ao!:-D