CUA VS ETAT

1. nathie86 ( 16/09/2008 10:22)
In marina no tena tian'ny fanjakana foibe atao @ commune Antananarivo eto eh, milaza fa efa niravina ny raharaha, efa nahazo audience t@ Ra8 i tgv nefa tô zao indray ty d tsy mahazo carburant tsony ndray ny commune ankehitriny.
Inona marina no tena tiana atongavana eh, tô ôtrany zazkely mifampiresaka izany reto izy. :roll: :roll:
répondu par penguin le 19/09/2008 14:46
2. xxx ( 16/09/2008 11:11)
Ny fahitako azy sy ny politika andra8 amin'ny akapobehany, dia miakina amin'ny humeur du jour-ny. Tsy dia misy plan action loatra fa izay miainga eo fotsiny mba hazona drala sy ahafahana mizitizity no ataony.
3. kidoropamba ( 16/09/2008 12:26)
hin!hin!hin!hin!v itan'i rapirezy indray ilay boakely TGV. Fa inona moa no noheverin'i TGV? de hanaiky ho lembenana ny filoha? tsssss! very enao raha izany.

Na potika sy fongatra any io antananarivo io dia tsy raharahan'ingahy filoha hajaina izany. Ny azy dia zao: Ahoana no hangalana vato ao Iarivo @ 2012? Izay ihany. Ny valiny mila tsy eo TGV na mila maelmy dia malemy ka tsy afaka mitondra an'iarivo intsony. Izay ilaizy.

Raha nanaiky namaly ny antson'i filoha hajaina ingahy TGV dia hoy aho hoe: vita ny an'ty! ao andava-bato!

Io ary izy.

Ravalomanana ihany ve sa... :?:
4. nathie86 ( 17/09/2008 11:38)
Nefa za milaza fa ra antananarivo no kititihina d ho tonga ndray ny 2002 na ny tsy aiko ko ny grevy hafa tany. D ho faty hilahatra vary ndray zany sa mangazo noho foto-tsakafo.
Fa ra tsy Ra8 mo zany d ho iza, reto mpanao pôlitika tô ny paosiny iany no hitany kty.
Aleo tsy maka an'iza n'iza fa ny tena iany no heverina eeh
5. penguin ( 17/09/2008 14:17)
Tongava f'aza ela e ary aza be korera.
6. bozyboleta ( 19/09/2008 07:08)
Fa nisy nidiran'ny fanjakana ihany ve moa le resaka solika tsy nampandeha ny CUA?
Toa nazava tsara ny tenin'ireo mpaninjara fa resaka ara-barotra sy ara-bola no antony koa.
Za mba niandry ny valiny avy t@ CUA taorian'ireny fanambarana nataon'ny mpaninjara solika ireny saingy indrisy....
Tsy haingana sal@ le fampiantsoana mpanao gazety t@ vao tsy nahazo solika.

Mila ianarana mihitsy aloha ity politika ity fa mampiteniteny foana tokoa raha ny zavatra hita tato ho ato tao @ CUA tao.
7. nathie86 ( 19/09/2008 10:14)
Lay izy aloha zany d tsy aiko na oe misy idiran'ny fanjakana, ny fahazoako anazy ra ny vao² henoko d tsy resaka oe tsy fahampiana vola ny CUA lay izy fa kosa didy midina avy any ambony.
Raha ny gazety le quotidien ndray anefa d milaza fa tô oe manana trosa @ CUA ny mpanjinjara solika. Tô misavorovoro b ihany, tsy hita zay ho raisina.
8. penguin ( 19/09/2008 14:46)
Rehefa tsy mahita horaisina tsy tokony hametraka fanontaniana mampisavorovoro olona. Kay moa ka mampiady feongazety ve no mba lazainao hoe ahitana ny marina. Sady lay mpanao gazety eo tapi-pahaizana no tsy mitady zay andafosana gazety fa mahita ny marina tsisy kianina. Tsy mahafoha ny matory raha sahala izany no entina miady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0715