Mirehareha amin'ny fahantrana!

1. Herimiafina ( 14/09/2008 16:47)
Mitantara ny lasa ka mifaninana izay faran'izay mahantra indrindra.
Miady hevitra amin'ny hoe izahay fahiny tsy misy laoka, tsy mihinambary in3 isan'andro, mandeha tongotra mianatra, sns.
Dia avy ny iray, mamaly sady ampiana sira kely hoe izahay aza tsy mba nihinambary izany mihintsy, sns.
Dia avy koa ry Eva Mendes amin'ny hoe Mitsitsy papier hygienique izahay ary mitsitsy rano fahiny dia tsy alefa mihintsy ny flush....

Endriky ny frime vaovao ve ny fahantrana fahiny? Raha jerena mantsy ny tian'ilay olona iaviana dia mety hoe "jereo izaho izao tafita be nefa nahantra fahiny" ifaninanana mihintsy ilay hoe iza no mahantra be, toa izestiavana mihintsy aza.

Fanetrentena ve sa fidedahana sa fanambaniantena tsotra izao? toa lasa lamaody mantsy ilay izy:^)
répondu par Herimiafina le 20/09/2008 13:31
2. karinah ( 14/09/2008 17:20)
HM> mety ho izy dol izany, fa misy koa mety te hangorahana angamba, na koa te hizesta am samy izy manankarena oe zà mahay mitsitsy fa tsy otranao! :lol:
3. ni81 ( 14/09/2008 17:33)
Amiko indray dia tsy fireharehana na fidedahana ilay izy, fa kosa tiana ambara sy aseho fa hoe nilaina ny fitsitsiana mba ahatratrarana ny tanjona tiana ho azo.
4. masisokely ( 14/09/2008 18:14)
Endriky ny frime vaovao ve ny fahantrana fahiny? Raha jerena mantsy ny tian'ilay olona iaviana dia mety hoe "jereo izaho izao tafita be nefa nahantra fahiny" ifaninanana mihintsy ilay hoe iza no mahantra be, toa izestiavana mihintsy aza.

Fanetrentena ve sa fidedahana sa fanambaniantena tsotra izao? toa lasa lamaody mantsy ilay izy


tsy frime kosa angamba fa misy ny tena nahantra an!
i johnny halliday izao ohatra, amiko tsy te hanakivy ny olona mahantra izy fa mety ho mba hitsikian'ny vitana indray andro any :-P
azo lazaina fanetretena ihany koa fa matetika fihetsika na fomba firesaky ny olona ambany lasa ambony ilay izy.
5. xxx ( 14/09/2008 18:23)
mirehareha no tiany ahatongavana e :lol:

Ohatran'ilay olona nanao sipa be dia be taloha dia avy eo manambady soa amantsara. Dia mirehareha hoe za mahafantatra virjiny nanambady fa mikorotana ny tokatranony. Dia raha vao misy resaka experience sexuelle dia tsy tara mihitsy mitantara hoe ny ahy ohatra izao sy ohatra izao. Nefa ny tiany tenenina hoe: jereo ny fiainako fa izao sy izao ankehitriny... en d'autre, izaho no tena favy fa ny hafa vendrana daholo.
6. Herimiafina ( 14/09/2008 18:51)
Mety misy antony maro hafa ihany tokoa, saingy raha ity resahako ity dia ifaninanana ilay izy amin'ilay hoe "izahay mbola nahantrahantra kokoa noho nareo" no mahasadaikatra satria hita be hoe izestiavana, hanaovana satisfaction personnelle.
Ny tsy azon'ilay olona anie dia izao e, hafa ny fiainan'ny olona taloha sy ankehitriny, ary mazava ho azy fa raha jerena amin'ny fomba fiainana amin'izao fotoana izao ny fiainana fahiny dia hita misongadina ny tsy fahampiana. ka mazava ho azy fa mahantrahantra kokoa noho ny amin'izao ny olona taloha. Norme du temps présent no ijerevana azy. :^)
7. ni81 ( 14/09/2008 18:58)
mirehareha no tiany ahatongavana e

Ohatran'ilay olona nanao sipa be dia be taloha dia avy eo manambady soa amantsara. Dia mirehareha hoe za mahafantatra virjiny nanambady fa mikorotana ny tokatranony. Dia raha vao misy resaka experience sexuelle dia tsy tara mihitsy mitantara hoe ny ahy ohatra izao sy ohatra izao. Nefa ny tiany tenenina hoe: jereo ny fiainako fa izao sy izao ankehitriny... en d'autre, izaho no tena favy fa ny hafa vendrana daholo.
:roll:
8. masisokely ( 14/09/2008 19:34)
Herimiafina:

Mety misy antony maro hafa ihany tokoa, saingy raha ity resahako ity dia ifaninanana ilay izy amin'ilay hoe "izahay mbola nahantrahantra kokoa noho nareo" no mahasadaikatra satria hita be hoe izestiavana, hanaovana satisfaction personnelle.
Ny tsy azon'ilay olona anie dia izao e, hafa ny fiainan'ny olona taloha sy ankehitriny, ary mazava ho azy fa raha jerena amin'ny fomba fiainana amin'izao fotoana izao ny fiainana fahiny dia hita misongadina ny tsy fahampiana. ka mazava ho azy fa mahantrahantra kokoa noho ny amin'izao ny olona taloha. Norme du temps présent no ijerevana azy. :^)


misy ckosa ny contraire e! misy taloha ohatra tam fahavelon'ny ray amandreniny dia niadana izy tam mbola kely tanora tsy nanambady fa mbola nipetraka tamin'ny ray amandreniny, nony maty ohatra lay ray amandreniny na nanambady ilay ankizy dia ne nahantra izy dia misy ny mirehareha hoe izahay taloha nanankarena be nanana mpnampy be dia be, nanana fiara be dia be
dia ahoana indray ny amin'io, mahita cas tena otran'io mantsy aho ry herimiafina.


matetika raha olona nahantra izy taloha dia lasa nanakarena toy ilay top modelle mpitsindroka fako izay, teny andalambe no nisy ni reperé azy hoe mendrika ny hanao manekin lay sipa ity dia izao lay sipa tafita, fa sahiny ny miresaka ny fiainany hoe nitsindroka sakafo teny aml zaoridira taloha...
otran'ny hoe tsy rehareha fa fihetsem-po no mahatonga azy hiteny an'ilay izy angamba....
arakaraka ny toetran'ilay olona koa io fa raha be dedaka be dia mi firima izy fa raha manetry tena be dia mba tsy mi firima izy izany


:°)
9. masisokely ( 14/09/2008 19:37)
[quote=ni81]
mirehareha no tiany ahatongavana e

:roll:



:-D
10. xxx ( 15/09/2008 06:35)
ni81:

mirehareha no tiany ahatongavana e

Ohatran'ilay olona nanao sipa be dia be taloha dia avy eo manambady soa amantsara. Dia mirehareha hoe za mahafantatra virjiny nanambady fa mikorotana ny tokatranony. Dia raha vao misy resaka experience sexuelle dia tsy tara mihitsy mitantara hoe ny ahy ohatra izao sy ohatra izao. Nefa ny tiany tenenina hoe: jereo ny fiainako fa izao sy izao ankehitriny... en d'autre, izaho no tena favy fa ny hafa vendrana daholo.
:roll:




ireny le mba sendra nitsikian'ny vintana satria sady tsy alehany na fitondran-tena na fananana , dia midedaka be ery fa tafita tampoka, k'nefa faran'izay tsy fanambady raha miohatra amin'ny hafa :-D :-D
11. ni81 ( 15/09/2008 06:46)
ireny le mba sendra nitsikian'ny vintana satria sady tsy alehany na fitondran-tena na fananana , dia midedaka be ery fa tafita tampoka, k'nefa faran'izay tsy fanambady raha miohatra amin'ny hafa
hay va re e! k'izaho ve nahalala fa fihinana ny valala :)
12. sakaizakely ( 15/09/2008 08:20)
raha mbola eo anivon'ny fahasahiranana aloha dia sarotra be ny mizara ny fahasarotampiainana fa dia aleo miaritra anaty rindrina 4 ao, ny manodidina kou tsy te hahalala fa vao maika ara ianao andosirany, misy koa ireo matahotra fa sao ianao hangataka aminy, dia aleon'ny mahantra tsy miresaka fa ze hitan'ny oul hitany, ny tsy hitan'ny fhmonina tazominy ho azy irery

rehefa miodina ny kodiarantsarety vao afaka resahana ilay fahasahiranana taloha, lasa thérapie aza ny an'ny sasany ny fitantarana azy
lasa "malalaka" ny firesaka satria fantatra fa tsy "hanahirana" ilay oul hiresahana intsony ilay fahantrana, moa ilay oul hiresahana "libre" kokoa satria tsy manana devoir @ le iresahana, fantany fa tsy ho voatery ankolaka hanampy izy. Rehefa samy "dispo" ny andaniny sy ny ankilany de mandeha oazy ilay resaka
13. sakaizakely ( 15/09/2008 08:27)
k'nefa faran'izay tsy fanambady raha miohatra amin'ny hafa


8O 8O 8O 8O 8O 8O

f'awona ry xxx ? misy sokajin'oul fanambady anga ?
ny mahantra ve tsy fanambady fa ny mpanankarena ihany ? mba azavao kely fa otran'ny mahantrahantra izany le hevitra tsy azoko loatra :idea:

14. Bita ( 15/09/2008 12:56)
Ny fahantrana ve dia hireharehavana? Angamba diso filaza izany fa filazana ny efa zavatra nihainana. Ary raha tsy maintsy mbola hiainana indray dia tsy gaga intsony.... Fa ny manahirana ny mihaino azy rehefa ny olona efa avy nandalo an'izay fahantrana izay nefa nanakarena tampoka tonga dia ilay ohatry ny tsy nandray ravin-dena ireny ary izay miseho rehetra dia toa maharikoriko avokoa raha mba mahita ankizikely misoloitika na ohatraohatr'izay......
15. nomenjara ( 15/09/2008 13:01)
sakaizakely:

raha mbola eo anivon'ny fahasahiranana aloha dia sarotra be ny mizara ny fahasarotampiainana fa dia aleo miaritra anaty rindrina 4 ao, ny manodidina kou tsy te hahalala fa vao maika ara ianao andosirany, misy koa ireo matahotra fa sao ianao hangataka aminy, dia aleon'ny mahantra tsy miresaka fa ze hitan'ny oul hitany, ny tsy hitan'ny fhmonina tazominy ho azy irery

rehefa miodina ny kodiarantsarety vao afaka resahana ilay fahasahiranana taloha, lasa thérapie aza ny an'ny sasany ny fitantarana azy
lasa "malalaka" ny firesaka satria fantatra fa tsy "hanahirana" ilay oul hiresahana intsony ilay fahantrana, moa ilay oul hiresahana "libre" kokoa satria tsy manana devoir @ le iresahana, fantany fa tsy ho voatery ankolaka hanampy izy. Rehefa samy "dispo" ny andaniny sy ny ankilany de mandeha oazy ilay resaka


tena marina mihintsy io voalaza io!


16. nomenjara ( 15/09/2008 13:04)
Fa ny manahirana ny mihaino azy rehefa ny olona efa avy nandalo an'izay fahantrana izay nefa nanakarena tampoka tonga dia ilay ohatry ny tsy nandray ravin-dena ireny ary izay miseho rehetra dia toa maharikoriko avokoa raha mba mahita ankizikely misoloitika na ohatraohatr'izay......


tsy voatery ho toy izay daholo kosa ka!
17. fahamarinana ( 15/09/2008 13:23)
bita:
Fa ny manahirana ny mihaino azy rehefa ny olona efa avy nandalo an'izay fahantrana izay nefa nanakarena tampoka tonga dia ilay ohatry ny tsy nandray ravin-dena ireny ary izay miseho rehetra dia toa maharikoriko avokoa raha mba mahita ankizikely misoloitika na ohatraohatr'izay......

:arrow: tena misy tokoa,eny na dia tsy voatery izay daholo araka ny voalazan'ny nomenjara eo ambony.Mahalala olona tahak'izay aho,dia mitanisa ny fiainany tany dago foana hoe zao no isan'ny mpiasanay,zao ny fiaranay,zao ny fiainanay...ny mahatsikaiky fontsiny dia nandeha taty ampita ry zareo tsy nieritreritra hoe azo entina ilay fanana be dia lasa tahaka ny betsaka sy ny bobaka :ny mahasamihafa fontsiny dia na tsy manana aza aho ohatra dia ampy ahy izay ananako eto,ny azy ndray tsy mety ampy fa manao alahelon-kanina ny taloha nefa indrisy fa tsy misy solutions azo atao...dia mandreraka be rehefa mitafa fa zay foana ny refrain... (l)
18. nomenjara ( 15/09/2008 14:15)
fahamarinana: lasa otran'ny hoe complexe indray izy raha manao izany, ny sainy mihintsy no vodona kely....
ny fiainana lakalaka ny ambany mety ho lasa ambony ary ny ambony mety ho lasa ambany ka izany no tsy hanaovan-dratsy, fadiana ny manambanimbany olona na amin'ny lafin'ny inona na inona...fadiana ny manalika olona ary indrindra ny manenjika ny ory!
19. fahamarinana ( 15/09/2008 14:24)
:arrow: :-D :-D marina izany,tena complexe tanteraka tokoa... (l)
20. tsiambaratelo ( 18/09/2008 12:34)
Herimiafina:
Mitantara ny lasa ka mifaninana izay faran\'izay mahantra indrindra. Miady hevitra amin\'ny hoe izahay fahiny tsy misy laoka, tsy mihinambary in3 isan\'andro, mandeha tongotra mianatra, sns. Dia avy ny iray, mamaly sady ampiana sira kely hoe izahay aza tsy mba nihinambary izany mihintsy, sns. Dia avy koa ry Eva Mendes amin\'ny hoe Mitsitsy papier hygienique izahay ary mitsitsy rano fahiny dia tsy alefa mihintsy ny flush.... Endriky ny frime vaovao ve ny fahantrana fahiny? Raha jerena mantsy ny tian\'ilay olona iaviana dia mety hoe \"jereo izaho izao tafita be nefa nahantra fahiny\" ifaninanana mihintsy ilay hoe iza no mahantra be, toa izestiavana mihintsy aza. Fanetrentena ve sa fidedahana sa fanambaniantena tsotra izao? toa lasa lamaody mantsy ilay izy:^)
Ny Star rehetra ané,raha nandinika nareo,de saika avy @famille pauvre dôly e,ny 70%
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2231