E.E.E. ,veloma hatreo ny fifidiana charbon !!!!

1. niryna ( 08/09/2008 17:07)
Samy hiaraha-mahalala ny fidangan'ny vidim-piainana.toa samy mampiakatra izay tiany atao daholo ireo mpivarotra,asa lahy....variana amin'ny fitadiavana koa angamba ireo vaomieran'ny fanarahamaso e :cry: :cry: :cry:
Misy fomba iray ity sady tsy mila mividy charbon intsony isika no tsy maloto ny vodi-vilany ary ny tena mahafaly indrindra ? =D=D fatana roa no tonga dia miaraka mirehitra ary miaraka masaka ny vary sy ny laoka, :arrow: angaha vitan'izay ihany? tsy manetreko ary veloma hatreo ny aretin'andoha amin'ny setroka mahafanina.

Efa nahita an'io ve hianao ? inona no am-piasaina ? Taloha tonga dia mitondra bisikileta fotsiny ny olona maka ilay poti-kazo any amin'ny mpandrafitra ireny fa ankehitriny toa vola kely fotsiny no alohan'ny olona dia mahazo mitondra mody na firy gony na firy gony ary tena maharitra ela be e .
Efa nisy nanao an'io ve hianareo ? azonao veroka an-tsaina ve izay lazaiko?
Ho avy tsy ho ela aho hanazava azy aminareo raha mbola tsy nisy nampiasa ity hianareo.....aleo aloha tonga dia lazaiko fa tsy ilay fatam-pera asiana taimbakona akory io a
:D :D
(l) niryna
2. tsiambaratelo ( 09/09/2008 06:36)
niryna:

Tena mba mahaliana ndray zany ry ni. nefa tena tsy azoko an-tsaina wé atao ahoana ny fampiasa zany.:D
3. niryna ( 09/09/2008 17:01)

Efa nahita an'io ve hianao ? inona no am-piasaina ? Taloha tonga dia mitondra bisikileta fotsiny ny olona maka ilay poti-kazo any amin'ny mpandrafitra ireny fa ankehitriny toa vola kely fotsiny no alohan'ny olona dia mahazo mitondra mody na firy gony na firy gony ary tena maharitra ela be e
Efa nisy nanao an'io ve hianareo ? azonao veroka an-tsaina ve izay lazaiko?
Ho avy tsy ho ela aho hanazava azy aminareo raha mbola tsy nisy nampiasa ity hianareo.....aleo aloha tonga dia lazaiko fa tsy ilay fatam-pera asiana taimbakona akory io a
:D :D
(l) niryna
.
tsiambaratelo:

Tena mba mahaliana ndray zany ry ni. nefa tena tsy azoko an-tsaina wé atao ahoana ny fampiasa zany.:D

tena mety amin'ny fiainana tokoa izy io ary efa nozaraiko ny fianakaviana ka samy mampiasa azy io daholo ry zareo . Manoatra ny manana fantana ketrika na fatana gas e

:D
4. gasyjean ( 10/09/2008 17:38)
k7 mandeha labozia!!!!!!!!!!!¿¿¿¿?????
5. tsiambaratelo ( 10/09/2008 18:15)
[/quote].[quote=tsiambaratelo] Tena mba mahaliana ndray zany ry ni. nefa tena tsy azoko an-tsaina wé atao ahoana ny fa
6. niryna ( 11/09/2008 17:01)
gasyjean:

k7 mandeha labozia!!!!!!!!!!!¿¿¿¿?????

:D :D tsy hitsonika ve ny jabora mandra-pahamasahan'ny ro-mazava =))
7. niryna ( 11/09/2008 17:22)
tsiambaratelo:

.
tsiambaratelo:
Tena mba mahaliana ndray zany ry ni. nefa tena tsy azoko an-tsaina wé atao ahoana ny fa

Fatana tsotra ilay izy ary misy vavany roa ,raha misy vola kely ny olona dia
asiana carreaux ilay izy na ciment no ataony na biriky no alahany dia lalorininy tany na ciment dia manao fatana roa mitovy,izany hoe boribory roa sahaza ny vilany
Ataovy sary an-tsaina hoe feno io sary io an, ary ny hilany avia asiana lalana hivoahan'ny setroka ary ny hilana havanana asiana lavaka azo ampidirana ny tanana anasitrihana ny taimbakona dia ny afo amin'iny havanana iny no miditra ao anatin'ilay toerana toa vata kely tsy misy lavaka na lasa toy ny .
Ataovy sary an-tsaina hoe apetrako eo ambonin'io rectangle io io fatana io ,iz ary asiana lalan'ny rivotra ny havia miraikitra ny rindrina toy ny lalan'ny cheminee ,dia ny havanana volena toerana kely fotsiny azo asiana vovokazo
Io vovokazo io no mandeha eo amin'ireo fatana roa izay tonga dia afaka mahandro laoka sy vary,izany hoe zavatra roa foana izany no tonga dia miaraka andrahoina.
Arehitra kely fotsiny ilay vovokazo dia izay ary ilay afo avy amin'io no mandeha eo amin'ireo fatana roa ary ny setroka mivoaka any ivelany.Sady tsy maloto ny fatana fa toy ny gas ilay firehiny no indray masaka ny sakafo ary ny tena mahafinaritra ,tsy mila mividy charbon intsony fa maka vovokazo eny amin'ny mpanao fanaka fotsiny.Taloha ariany fotsiny ilay izy fa ankehitriny toa mbola misy manome ihany ary misy koa mivarotra fa tena mora be e .
Azonao veroka ve ilay izy ?
8. tsiambaratelo ( 12/09/2008 07:17)
niryna:
tsiambaratelo:
.
tsiambaratelo:
Tena mba mahaliana ndray zany ry ni. nefa tena tsy azoko an-tsaina wé atao ahoana ny fa
Fatana tsotra ilay izy ary misy vavany roa ,raha misy vola kely ny olona dia asiana carreaux ilay izy na ciment no ataony na biriky no alahany dia lalorininy tany na ciment dia manao fatana roa mitovy,izany hoe boribory roa sahaza ny vilany Ataovy sary an-tsaina hoe feno io sary io an, ary ny hilany avia asiana lalana hivoahan\'ny setroka ary ny hilana havanana asiana lavaka azo ampidirana ny tanana anasitrihana ny taimbakona dia ny afo amin\'iny havanana iny no miditra ao anatin\'ilay toerana toa vata kely tsy misy lavaka na lasa toy ny . Ataovy sary an-tsaina hoe apetrako eo ambonin\'io rectangle io io fatana io ,iz ary asiana lalan\'ny rivotra ny havia miraikitra ny rindrina toy ny lalan\'ny cheminee ,dia ny havanana volena toerana kely fotsiny azo asiana vovokazo Io vovokazo io no mandeha eo amin\'ireo fatana roa izay tonga dia afaka mahandro laoka sy vary,izany hoe zavatra roa foana izany no tonga dia miaraka andrahoina. Arehitra kely fotsiny ilay vovokazo dia izay ary ilay afo avy amin\'io no mandeha eo amin\'ireo fatana roa ary ny setroka mivoaka any ivelany.Sady tsy maloto ny fatana fa toy ny gas ilay firehiny no indray masaka ny sakafo ary ny tena mahafinaritra ,tsy mila mividy charbon intsony fa maka vovokazo eny amin\'ny mpanao fanaka fotsiny.Taloha ariany fotsiny ilay izy fa ankehitriny toa mbola misy manome ihany ary misy koa mivarotra fa tena mora be e . Azonao veroka ve ilay izy ?
lay fantana ampiasany reny fikambanan-drelijiozy ireny koa tsy ratsy a,azo ampiasaina vilany marobe nefa tsisy maloto ny vilany na ny 1 aza.Sady tsy misy setroka.Mateza ve lou le vovokazo sa mora lany ry niryna:D
9. masisokely ( 12/09/2008 23:41)
ka otran'ny fatana mande courant izy izany ry nyrina, tsy vao maika ve handany ny harena????
10. tsiambaratelo ( 13/09/2008 12:47)
tsiambaratelo:
Tena mba mahaliana ndray zany ry ni. nefa tena tsy azoko an-tsaina wé atao ahoana ny fa
Fatana tsotra ilay izy ary misy vavany roa ,raha misy vola kely ny olona dia asiana carreaux ilay izy na ciment no ataony na biriky no alahany dia lalorininy tany na ciment dia manao fatana roa mitovy,izany hoe boribory roa sahaza ny vilany Ataovy sary an-tsaina hoe feno io sary io an, ary ny hilany avia asiana lalana hivoahan\\\'ny setroka ary ny hilana havanana asiana lavaka azo ampidirana ny tanana anasitrihana ny taimbakona dia ny afo amin\\\'iny havanana iny no miditra ao anatin\\\'ilay toerana toa vata kely tsy misy lavaka na lasa toy ny . Ataovy sary an-tsaina hoe apetrako eo ambonin\\\'io rectangle io io fatana io ,iz ary asiana lalan\\\'ny rivotra ny havia miraikitra ny rindrina toy ny lalan\\\'ny cheminee ,dia ny havanana volena toerana kely fotsiny azo asiana vovokazo Io vovokazo io no mandeha eo amin\\\'ireo fatana roa izay tonga dia afaka mahandro laoka sy vary,izany hoe zavatra roa foana izany no tonga dia miaraka andrahoina. Arehitra kely fotsiny ilay vovokazo dia izay ary ilay afo avy amin\\\'io no mandeha eo amin\\\'ireo fatana roa ary ny setroka mivoaka any ivelany.Sady tsy maloto ny fatana fa toy ny gas ilay firehiny no indray masaka ny sakafo ary ny tena mahafinaritra ,tsy mila mividy charbon intsony fa maka vovokazo eny amin\\\'ny mpanao fanaka fotsiny.Taloha ariany fotsiny ilay izy fa ankehitriny toa mbola misy manome ihany ary misy koa mivarotra fa tena mora be e . Azonao veroka ve ilay izy ? [/quote] lay fantana ampiasany reny fikambanan-drelijiozy ireny koa tsy ratsy a,azo ampiasaina vilany marobe nefa tsisy maloto ny vilany na ny 1 aza.Sady tsy misy setroka.Mateza ve lou le vovokazo sa mora lany ry niryna:D [/quote] mateza ve le vovokazo sa le ampiana raha vao lany,mandrampahamasaka ny sakafo.Tsy voako mantsy le andrasana de ampiana tsikelikely.Zah anié mba hanandrana é sitrany ahay,:D
11. niryna ( 15/09/2008 17:29)
tsiambaratelo:

mateza ve le vovokazo sa le ampiana raha vao lany,mandrampahamasaka ny sakafo.Tsy voako mantsy le andrasana de ampiana tsikelikely.Zah anié mba hanandrana é sitrany ahay,:D

toa tsy ampiana lava ilay izy ka,fa ny zavatra fantatro fotsiny dia tena nahavita tokoa ilay izy (3500 fmg fotsiny ny gony iraiiy) ary tena manampy ny olona sahirana tokoa,na tsy sahirana aza dia vao maika tsara ny manao io fatana io.tsy mitovy ny fatana ketrika akory a,ataoko fanoharana fotsiny ilay izy mba ho azonareo an-tsaina hoe atao eo ambonin'ilay rectangle be io ny vava fatana roa ary ny ilany iray fandefasana ny rivotra hivoaka ary ny ilany iray fampidirana ilay vovokanzo
12. tsiambaratelo ( 16/09/2008 20:11)
Hay ve ry niryna.Sitrany ahay ekonomika:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7805