Marchandisation du fjkm du flm achat de dieu

1. nygasysoafifameno ( 08/09/2008 03:05)
Manasa antsika malagasy tia tanindrazana i Pr Thaîna Johnson amaky ny tafa sy dinika mikasika ny 48 taona nahalavo an'i Madagasikara anaty fahantrana Ny fanaovana politika savorvoro lonaka anaty fitaka sy sandoka tsy misy pedagojia, tsy misy hay fifehezan-tena (étique ), tsy misy hay fifanajana (déontologie) tsy misy famerana lalàna ( sans cadarage juridique ) miafina famatsiana ara-bola lonaka anaty kolikoly ( financièrement occulte et de ce fait corrompu )manao fifidianana filoham-pirenena lonaka anaty fibahanana ara-bola miafina famatsiana ara-bola, lonaka fitaka sy sandoka ara-drafitra sy ara-tsaina....manao amboletra ny antenimiera...
Na misy aza natao teny frantsay mba hitsinjovana ireo izay mbola tsy havanana teny gasy dia mbola hisy ihany koa hatao soratra teny malagasy.
Serasera tafa dinika fanabeazana pedagojia maha olom-pirenena izany no soatoavina entanin'i Pr Thaîna.
Marchandisation du fjkm, du flm et... achat de Dieu!
Ahetrin'ingahy Ravalomanana toa etam-barotra ny fjkm, ny flm hanaovany fitaovana politika tsy famboraka ...manao akanjo fanao alahady !...lasa tsena sy azo vidina na Andriamanitra aza !
Jereo http://madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Aza adino avy eo ny mitaona ireo namanareo sy fianakavinareo hamangy sy hijery ny site an'i Madagasikara manentana ny kolontsaina ho fampivoarana
http;//wwwmadagascar-animation-culturelle.net





répondu par aly le 06/02/2009 10:55
2. bazylou ( 08/09/2008 21:27)
THAÏNA Johnson Jacky

Professeur Pluridisciplinaire et interdisciplinaire. Enseignant d'Economie de Droit et des Institutions de Management de Gestions Marketing Technologie et Production Comptabilité et Finance Mathématiques appliquées Ressources Humaines Pratique Systémique et stratégie de développement Fondateur Animateur et Direction de Madagascar Animation Culturelle pour le Développement .Fondateur et Président du Mouvement Politique Ny GaSy soafifameno fampandrosoana En opposition contre les régimes Tsiranana-Pisodia Ratsiraka-Arema et Ravalomanana-TIM . Dénonçant les 48 années ( 1960 - 2008 ) de défaillance multidimensionnelle structurelle systémique et stratégique de l'Etat, du code électoral, des Institutions et de la Constitution, les pratiques des partis politiques sans pédagogie citoyenne, ni éthique, ni déontologie, ni cadrage juridique, ni loi de financement et de ce fait corrompus autodestructeurs aveugles et irresponsables de la Nation..Dénonçant également les élections Présidentielles des Tsiranana Ratsiraka et Ravalomanana financièrement occulte avec un code électoral et une constitution qui relèvent de l'escroquerie et de la malhonnêteté intellectuelle honteuse, frustrante et appauvrissante pour le peuple Malagasy.

??????? eh bin, pmuridisciplinaire, sy interdisciplinaire, dia be disciplinaire , dia inona daholo izany ??
3. karavasy ( 09/09/2008 14:33)
Rehefa tsy mahafaty baolina dia mbola miady antrano indray ve le be koretaka reto aaa? Raha niletika dia taiza ny anjara birikin'ny profesorabe zany eee? Sa mbola mitady any andafy aloha?
4. aly ( 06/02/2009 10:55)
Fa angaha lasa be diplome be izao ry Tahina? Dany ko ve??
Comme quoi finis 29 mène à tout
Ny tena hevitra haroso fa raha diploma be ny manana nefa tsy mahavita azy
Alefaso ary ny tena dinika fa tsy critique
Ny critique tsara raha misy proposition
Miandry anao izahay kergoat
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5105