ra tami toerako nareo

1. imbatake ( 06/09/2008 10:30)
za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko?
nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao.
tiko izi ko. marina e.taim bava ane zani e, marina e. tsi koa, zay ni ma bandi ana e.
kapokam bevavi tambitambi. zay ny tsi ainy.
kapokan dela fanambanina. zai mintsi e.
enri pifankati a
répondu par xxx le 13/09/2008 18:39
2. Noue ( 06/09/2008 11:04)
fa maninona no atao ato @ dinika fiarakodia izy ity ?

raha izaho no eo @ toeranao dia adaboko any zany e ! tsy aleo ve mitady hafa ? izany hono hoe " une de perdue , dix de retrouvées" waouuu ! :)
3. kelly13 ( 06/09/2008 11:08)
tsisy azoko le soratra
4. vale ( 06/09/2008 12:04)
tena tsy misy azo! mmmhhhh..
5. Noue ( 06/09/2008 12:30)
fa inona no tsy azonareo e ?

tia an'io vavy io izy , mamboraka ny fitiavany azy izy nefa vava , daka , felaka no azony ! na izany aza mbola tohizany ihany ny fikotiana azy na dia taim-bava sns aza no azony e ! dia manontany izy hoe inona no ataonareo raha ianareo no eo @ toerany ? :?:
6. ssendra ( 06/09/2008 12:36)
ka ny hevitro izany tsy mba heviny, samy manana ny heviny izy aza mahazàka ka hevitra inona no omena azy.
hividiano fiarakodia tsy mamelaka sy mandoka itsony.
7. ssendra ( 06/09/2008 12:37)
efa ato amin'ny hevitra fiarakodia ihany tsika izao :lol:
8. vale ( 06/09/2008 13:05)
:-D :-D :-D tena mandaka sy mamelaka izany ve ny ataony sa misy fihetsika kely hafahafa ihany???matoa manko i mbatake mi-insiste sodé le karazan'le vhv mamilafila ireny fotsiny ty izy! na mety tonga de mikitikitika azy i mbatake ka izay ngamba ny antony mahatezitra anazy. De raha zah aloha ny am toerany de adaboko any de fomba hafa indray no hataoko amin'ny manaraka rehefa hikôty sipa! :lol:
9. Herimiafina ( 06/09/2008 13:59)
imbatake:

za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko?
nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao.
tiko izi ko. marina e.taim bava ane zani e, marina e. tsi koa, zay ni ma bandi ana e.
kapokam bevavi tambitambi. zay ny tsi ainy.
kapokan dela fanambanina. zai mintsi e.
enri pifankati a

Miankina amin'ny fomba nikaotinao azy ihany io ra-Imbatake an! Raha tonga ianao dia nibeda na aviavy be, dia norma raha taimbava no azonao. Mety mihevitra izy fa makorelina no kaotina ohatr'izany.

:^)
10. ssendra ( 06/09/2008 14:19)
:-D :-D :-D NY makorelina aza mbola alaina en douceur ko!
nisy tovolahy namako izay aty ivelany gasy izy fa mba nanandrana naka makorelina vazaha hono...fa voatrerotrerona be hono izy anefa izy aza no mi payer :-D
tsy maintsy hatao haingana dia vita hono ary tsy mahazo mikitikitika sns... :-D
marina ihany hoe sao dia tsy mahay mikoty ianao fa otran'ireny olona mampite hamono ireny ny fomba fikotiana azy :-D
11. kelly13 ( 06/09/2008 15:18)
noue>le fomba fanoratany no tsy azoko e

mampimé b kou le resaka, ra za klou no anaovana ompa e, felaka e, etc... e, d aleo hilamina e! marina ra ohatra ka mody manaiky anao izy tsy ho ataony maivana sahala @ lamba ianao? mba hevero iany alou na d oe tinao b aza le sipa e
12. ssendra ( 06/09/2008 15:32)
ka mafy rehefa tia e! mafy rehefa orim-pitiavana :lol:
13. kelly13 ( 06/09/2008 15:52)
misy ohabolana vahiny oe "il vaut mieux etre seul(e) qu'etre mal accompagné(e)" knou. mbô ny tanako ry ssendra fa tena aleoko tsy misy toy izay hiharitra ny mangidy eo :-D :-D
14. Herimiafina ( 06/09/2008 18:32)
Toy ny baolina kitra ihany io mikaoty io, tsy tonga dia daka-tsônegaly be fa tsy maintsy jijiana kely klou ny baolina, vao aterina anaty but. :-D
15. ssendra ( 06/09/2008 18:50)
kelly13:

misy ohabolana vahiny oe "il vaut mieux etre seul(e) qu'etre mal accompagné(e)" knou. mbô ny tanako ry ssendra fa tena aleoko tsy misy toy izay hiharitra ny mangidy eo :-D :-D


izaho koa aloha torak'izany ihany e!
ny tsara fanahy sy tsy mikapoka aza mbola voatrerona ihany


:-D

herimiafina: ka tsy voatery hahay hi jiji baolina daholo ny rehetra fa raha
tratran'ny coupdeboule dia miaritra ihany :lol:
16. Herimiafina ( 06/09/2008 19:21)
ssendra:

herimiafina: ka tsy voatery hahay hi jiji baolina daholo ny rehetra fa raha
tratran'ny coupdeboule dia miaritra ihany :lol:

Izay indrindra no antony hianarana azy hatrany amin'ny kilasy de 6ème. :-D
Fa io koa, mila jerena aloha ny mombamomba ilay sipa izay vao mikaoty fa raha tonga dia hamboraka amboalohany tsy misy étude kely dia 0% avy hatrany ny chance. :^)
17. Noue ( 06/09/2008 19:22)
kelly13:

noue>le fomba fanoratany no tsy azoko e
hay ve e


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. ssendra ( 06/09/2008 19:49)
Herimiafina:

ssendra:

herimiafina: ka tsy voatery hahay hi jiji baolina daholo ny rehetra fa raha
tratran'ny coupdeboule dia miaritra ihany :lol:

Izay indrindra no antony hianarana azy hatrany amin'ny kilasy de 6ème. :-D
Fa io koa, mila jerena aloha ny mombamomba ilay sipa izay vao mikaoty fa raha tonga dia hamboraka amboalohany tsy misy étude kely dia 0% avy hatrany ny chance. :^)


izay mihintsy aloha ny fanao e! resahina tsara sady mi seduire ihany etsy andaniny izy eny na ataoko hoe telo voalana aza mifampiresaka sady mifampitsapa ihany fa avy eo alefa amin'izay fa poinsa be

:lol:
19. Herimiafina ( 06/09/2008 20:20)
Heritrereto fotsiny hoe, izaho izao, andeha hiandry an'i Jessica Alba any amin'ny grande surface fietsenany ohatra.
Dia vatany vao tonga miala any izy dia iny izaho hitsoraka hitory fitiavana azy, inona no mety hitranga? hanatena be ve zah hoe poainsa? tsy haiko akory na efa manambady izy na tsia, tsy haiko akory na fantany aho na tsia? :-D :^)
20. ssendra ( 06/09/2008 20:30)
:^) izay tsy mi risika tsy mahazo ninonn'inona e!
izay sahy maty mifono lamba mena ka mety ho azonao i jessica alba
raha ainao ny mi seduire tsara azy am rehetra dia mety hoe hisaraka am vadiny izy ohatra :lol: ohatra io a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.074