ra tami toerako nareo
21. vale
(
06/09/2008 23:33)
ka aiza klou i mbatake hanazàva ny fomba nikaotiny an'ile vhv fa aiza koa de hisy oul tonga de mandaka be sady mamelaka izany? :roll: ... :-D :-D
22. rurik
(
07/09/2008 14:46)
Asa ry reto nareo raha mba misy toetra tahak'ana fa misy olona raha vao hitanao olona tsy fantatrao akory fa tonga de tsy tianao fotsiny ny mijery azy , ka asa na le ankizy vavy na toizany , nefa aloha na de izany aza milaza aminy aho fa tsy afaka ny hiaraka de izay, de raha mbola misisika ihany izy de iavonavonako fa tsy omeko ny daka sy tariny zany kosa .
hafa kely , sady mbola tsy fahita no tsy faheno hi hi hi asa aloha efa miova tokoa angamba ny olona.

23. vale
(
07/09/2008 22:12)
rurik > zà koa sahala aminnjy izany, misy olona tonga de mahasorena be izany raha vao mikôtikôty, ary nenà tonga de angarihako! :-D :-D , de matetika le oul manao vavabe sns, :-D
26. mirana5
(
08/09/2008 13:01)
Mbola tsy fafiditra ao ary ianao dia efa voadaka, maika fa tafiditra ao tsy dia faty no tatazana?
Raha zà ianao dia efa ela aho no tsy tazana intsony é, olona ray no tsy tia mitoto koba hatavy ry havana!
Arymety tsara lasantsy koa ary ianao nifanena tami'io olona môlamôla io é!
Zao lay izy lasa resaka é! :lol: :lol: :lol:

28. hanta77
(
08/09/2008 14:01)
imbatake:
za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko?
nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao.
tiko izi ko. marina e.taim bava ane zani e, marina e. tsi koa, zay ni ma bandi ana e.
kapokam bevavi tambitambi. zay ny tsi ainy.
kapokan dela fanambanina. zai mintsi e.
enri pifankati a
ntsô! raha za t@ toerana de nalahelo
29. rurik
(
08/09/2008 15:03)
vale:
rurik > zà koa sahala aminnjy izany, misy olona tonga de mahasorena be izany raha vao mikôtikôty, ary nenà tonga de angarihako! :-D :-D , de matetika le oul manao vavabe sns, :-D
nendry angamba manao vavabe de tsy miverina tsony fa ny ahy isaky ny hitany ndry de tarezohany fona, ndry nefa amizany efa mivoto fo ery hi hi hi hi .
30. orona
(
08/09/2008 15:48)
imbatake:
za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko?
nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao.
tiko izi ko. marina e.taim bava ane zani e, marina e. tsi koa, zay ni ma bandi ana e.
kapokam bevavi tambitambi. zay ny tsi ainy.
kapokan dela fanambanina. zai mintsi e.
enri pifankati a
aza resi-bavy zany ry donaka a --- refa voadaka d miapa --- jo bdab reo
31. tsihataorana
(
09/09/2008 11:48)
Vevary ry ty bedebe ah; zay anakiray ve de..... Tanala very sampy ry ty ah, ny manova no mety eh!
32. pp87
(
10/09/2008 11:53)
tsihataorana:
Vevary ry ty bedebe ah; zay anakiray ve de..... Tanala very sampy ry ty ah, ny manova no mety eh!
manin nefa ramba mfanaja refa mresak e!
33. pp87
(
10/09/2008 11:54)
tsihataorana:
Vevary ry ty bedebe ah; zay anakiray ve de..... Tanala very sampy ry ty ah, ny manova no mety eh!
manin nefa ramba mfanaja refa mresak e!
34. fanokely
(
10/09/2008 16:34)
ra za alo no teo@toranao ry imbatake de nokafaraiko ko de niala za a!marina fa tinao le joba nefa toy ny zanaka ihany io ka rhf manaikitra nono ahifika a!aza miasa saina be fa ataovy tanala very sampy e!courage de bonne chance!
35. tsiambaratelo
(
11/09/2008 08:30)
imbatake:
za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko?
nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao.
tiko izi ko. marina e.taim bava ane zani e, marina e. tsi koa, zay ni ma bandi ana e.
kapokam bevavi tambitambi. zay ny tsi ainy.
kapokan dela fanambanina. zai mintsi e.
enri pifankati a
Mahagaga izany,raha ny henoko mantsy de we ny sipa ndray zao no mikôty bandy fa tsy ny bandy tsony:-P de andraso ndray ,avelao izy no hikôty anao:-P=))
36. xxx
(
13/09/2008 18:39)
imbatake:.
za zani mba niteni we tia ani zai ola zai de voroka , vodaka an, vo felaka ari nandrorana, de ina ari n nataoko?
nisaotra za an de mbola mikoty azy za atramizao.
tiko izi ko. marina e.taim bava ane zani e, marina e. tsi koa, zay ni ma bandi ana e.
Tena efa tsy rariny kosa zany e! za lesy bandy efa nanao sipa maromaro iany fa tena mbola tsisy sipa na iray aza nanao ny iray t@'iray anah a! kôzy e!
Mety le toetoetran'lah koa angamba no mahatonga azy sahy manao an'ireo am'lah 'ko. Ohatra oe : tonga ela de msavisavika azy ngamba elah, sns.
Fa ra za alo no anaovana teny iray fotsiny hoe :
imbatake:
kapokam bevavi tambitambi. zay ny tsi ainy.
kapokan dela fanambanina. zai mintsi e.
enri pifankati a
diso lesy zany, samy manana ny toetrany ny ol. misy sipa refa miteny oe tsy tiany elah de tena tsy tiany zay. aleo tsy mi-insiste.